Vive la france eee!

1. tovolahy007 ( 20/03/2009 17:49)
Workers Are in Rebellion Against French Imperialism in the Caribbean

Source: Pan_African News Wire

Efa mihilahila izy any @ faritry Caraibe de izao manao izay afany mba hipetrahany eto Madagasikara.
novalian'i rakaroka ny 21/03/2009 18:33
2. tovolahy007 ( 20/03/2009 18:00)
Jereo ity rohy ity fa may volotratra ra SARKO hany ka nilaza fa coup d'etat no nataon'ny TRAIN ary manameloka izany izy. Tena otran'ny bibilava mitsy le frantsay a, tsy miova mitsy.

tp://www.google.com/hostednews/ap/article/ALeqM5hnYnBWpyYW_O_y7JAbUA2HPjz3qQD971SG8G0

Misy toy izao no nolazainy tao:
I regret what happened in Madagascar," French President Nicolas Sarkozy told journalists in Brussels on Friday.
"I hold the new leaders responsible for the physical well-being of the former president (Marc Ravalomanana)," Sarkozy said. "Whatever he did, he must be judged if there is need. But you don't take care of business like this."

3. Jekanefara ( 20/03/2009 19:00)
Ny Frantsay ve marary saina e! Eo maniraka ny Ambassadeur miarahaba TGV. Eo indray milaza hoe "I regret what happened in Mada" You've got to make a choice dude. Either you are in or you are out!

4. rakaroka ( 20/03/2009 20:06)
Tena mbola misy zanaka tsy tapaka tadim-poitra mihitsy any ho any, ary sao dia ny gasy sasany aza no marary saina toa tsy mahita "responsable"
hafa @ izay mitranga any Dago afa-tsy ny Frantsay ? Bien sur tsy hisy firenen-kafa hifandray maimaipoana foana fa anjaran´mpandraharaha no mba miala @ habadoana , fa raha ny hirindrim-baravarana tahaka ny
tendancen-drizareo atsy Darefour , dia vao miha mikizo fara e !
5. xxx ( 20/03/2009 20:36)
Jekanerafa:
Either you are in or you are out!
The French are out... faster!!!!!!!!!!
6. vivi ( 20/03/2009 21:45)
tsika gasy koa aloha raha mbola hanenjika any ravalo sy ny frantsay aloha d tsy handroso mihintsy e! efa azonareo ny toerana d hampandrosoy @ izay ny firenene fa tsy mitady probleme hafa ndray !sa rehefa ts mandeha ny raharaham_pirenenana d mbola ravalo sy frantsay ihany !
7. Andribe ( 20/03/2009 21:53)
tena misy nangalara ny akohoko tetsy atokotany nefa nifatotra dia tena efa hatrany ve no lasa misy manolana sao de mba ex tim na bandin ny tgv
kiiii ny akohoko nefa tsy manao politika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 21/03/2009 01:30)
nohan'ny capsat izay fa refona noana be ireny :evil:
9. rakaroka ( 21/03/2009 18:33)
Sao dia nangalarin'ny Frantsay aza ? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4337