Liste des messages

Liste des messages, inserés par simplex, par ordre de date
simplex ( 03/08/2016 17:09)
rvg
Otran'ny misy simba le hoe afaka mandahatra hira 2 isaky ny adiny 1. Efa adiny 2 mahery no lasa mbola tsy manaiky ihany nedala. Misaotra ooo... suite
répondu par hery le 11/08/2016 07:17
simplex ( 12/07/2012 14:30)
rvg
sefo aaa tsy mande ny rvg... efa hatry ny omaly io thanx,... suite
répondu par Tanora le 14/07/2012 12:17
simplex ( 25/05/2012 12:17)
ifg
kiiiiiiiiii fa nga tsy mande tsony ny infogasy le?? ... suite
répondu par hery le 25/05/2012 14:15
simplex ( 14/10/2010 11:24)
Krampy
sali, inona kay no mahatonga ny krampy e?? dia inona koa no mety ho fanafodiny (zavatra atao refa voan'ny krampy) sy hoe fitandremana mba tsy ho voan'ny krampy mintsy?? ra ohatra ka voan'ny krampy ... suite
répondu par Ratoa le 25/03/2011 20:39
simplex ( 01/06/2010 12:44)
rvg fb
sali, Otran'ny misy olana ny rvg fp apps. Merci.... suite
répondu par hery le 01/06/2010 17:57
simplex ( 27/03/2010 18:39)
blaogy misy virus??
tsy haiko ity na ny anah irery na ahoana fa isaky ny mi-edit lahatsoratra ah dia rehefa mi-sauver dia ovain'lery wazy ny date de publication. soit mihemotra genre @ Avril zany, soit mandroso aloh... suite
répondu par sitlo le 15/04/2010 17:47
simplex ( 03/02/2010 15:47)
tsy misy
manin kay ny vevavy ra tsy bekonetaka e? :( ... suite
répondu par xxx le 10/02/2010 22:44
simplex ( 21/09/2009 14:47)
fitahirizana kaly
tsy haiko na misy valiny ity na otran'ny question bete be fa zao: ahoana kay ny fitahirizana voankazo mora simba ee. Genre hoe akondro na zavoka... ra vao atao anaty frigo tsin dia lasa maintimaint... suite
répondu par xxx le 02/01/2010 04:46
simplex ( 13/08/2009 15:23)
Masira sy Mamy
nareo ve mba tia an'le kaly sady masira no mamy ireny? tsy otran'ny contradiction be ve? eny e, ny mofo grefy aloha tsara ee. Sady ramanonaka no mofo gasy mais bon... ra hena na hoe kaly no otrain... suite
répondu par mangabe le 07/12/2011 14:03
simplex ( 16/07/2009 19:05)
olon'izao tontolo izao
Hono wa, misy fondations ao @ baiboly na coran na ze boky foto-pinoana misy eee, ve ny fisian'ny aina extra-terrestre? genre hoe marsien na hoe creatures bizarres otran'ny @ star wars ireny no ti... suite
répondu par rakapy le 02/08/2009 08:05
simplex ( 08/07/2009 18:34)
malabary
Hono wa ry zareo, Ndeha hatao hoe mieritreritra ny hanao malabary ana lehilahy maromaro, 1m70 en moyenne ny halavany ary somary be kibo ny ankabeazany. Mety ho otrin ariary eo ho eo kay ny tok... suite
répondu par Papoose le 17/07/2009 20:34
simplex ( 18/06/2009 21:31)
playlist rvg
hono wa, tsy mety nga ra atao LIFO ihany ny fandehanan'ny hira nisy nandahatra?? lasa makamo be sady manirikiry be le ny hiranao efa mitady hande iny tonga dia misy mandahatra bedabe dia lasa a... suite
répondu par fahamarinana le 21/06/2009 18:43
simplex ( 18/04/2009 11:17)
soeur a soeur
:-* = :twisted: :^) ... suite
simplex ( 01/04/2009 10:11)
niova look an
tatanta be ny rvg :} sady reveko be ilay fika fandaharana vaovao :P merci sefo ^:^... suite
répondu par rova30 le 03/04/2009 10:13
simplex ( 10/02/2009 14:06)
vehivavy sy ny leadership
ahoana ny fiheveran'lisany an'ireny vevavy manana sens du leadership ireny, genre hoe manana poste de responsabilite be izany ary tena miady @ heviny be mintsy... fiadanana be ve? izy doly no ma... suite
répondu par ikaretsaka le 13/02/2009 17:35
simplex ( 08/02/2009 19:44)
tiripy
sali, misy fika speciale fandrahoana tiripy nga kay? toa elabe le izy mbola mafibe ihany... kozy tsy efa adiny 2 zay lelika eee :roll: maty noana eto ny hiafarana :^) :^) merci, ;-) ... suite
répondu par pseudo38 le 16/06/2009 16:12
simplex ( 25/11/2008 17:44)
mivika rvg
dingadingan'lery tsy anany hantra ny hira tokony hande... tsy systematique hoe 1 na 2 fa indraindray arahiny tsara indraindray tonga dia 2 na 3 be zao ndray voadingana :( merci... suite
répondu par karandoha le 30/11/2008 21:27
simplex ( 21/09/2008 17:48)
Chelsea Vs Manu
Tena kozy fa ra misy ny oscar-n'ny mpilalao fopla indrindra dia ho azon' i Anelka @ ity saison ity :) Impiry impiry ve ranga, marary mintsy ny foko :-D sao dia mba tokony atao free transfert ... suite
répondu par naughtyboy le 10/11/2008 17:12
simplex ( 20/09/2008 21:21)
Film tsisy ilana azy
Sady lalao ihany ity no resaka sarimihetsika: Ndao samy hilaza ny film nahakamo ny nijery azy, genre tsy hita izay tena fotony, tsy tsara otran'ny nieritreretana azy, refa tsy mamely ee. Atomb... suite
répondu par Papoose le 29/10/2008 22:37
simplex ( 14/09/2008 10:15)
Fa naninona no tsy notohizana intsony ny baiboly?
nitsahatra niteny ve A/tra? sa kobony hoe tsisy hamaky tsony ity ra mbola ampiana? :) ... suite
répondu par fijo le 18/09/2008 20:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315