Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rahery08, milahatra araka ny daty
rahery08 ( 30/06/2011 06:33)
Aza manota intsony fa misy ny helo
miarahaba ny namana rehetra! Voaraiko ity dia zaraiko eto, dia samy mandini-tena eo isika AZA MANOTA FA MISY NY HELO FA NY KANKANA TSY HO FATY ARY NY AFONY TSY HO VONOINA (Isaia 66 24 b) Tanora Ma... tohiny
novalian'i niryna ny 05/07/2011 01:39
rahery08 ( 03/05/2011 11:32)
HAFATRA HOA ANAO
Miarahaba ny namana rehetra! Hitako tany @ forumhafa tany ity dia zaraiko eto! Dia mba samy maka izay tandrifiny eo! : hafatra ho anao > Ny voninahitra dia ho an’An... tohiny
novalian'i rijadolly ny 04/05/2011 15:35
rahery08 ( 30/11/2010 09:31)
IZA RATSY FANAHY
Miarahaba ny namana rehetra! Araka ny lohateny dia hoe iza no ratsy fanahy? Fa hoy indrindra ny tenin'ny Tompo hoe: « Moa sitrako akory va ny fahafatesan'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa ts... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/12/2010 06:44
rahery08 ( 16/06/2010 12:22)
vohay ny lanitrao!
Miarahaba ny rehetra eto @ serasera! Mila fanampiana aho ry zareo amin'ity tononkira mitory fitiava-tanindrazana ity ka mba ampio raha misy mahay! Vohay ny lanitrao Andriamanitray ö ka midina ian... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/07/2010 06:45
rahery08 ( 10/05/2010 10:58)
FAHITANA MILAZA FA HO AVY TSY HO ELA ANIE JESOA
Ity misy fahitana azon'ny mpanompon'Andriamanitra iray ka zaraiko amintsika eto dia samy mandinika sy mamakafaka isika ny amin'io. Alors que je priais ce matin, Dieu m'a donné une vision. Il m'a m... tohiny
novalian'i nameno ny 27/06/2010 15:59
rahery08 ( 10/05/2010 05:46)
IREO BOKA 10 LAHY
Miarahaba ny namana rehetra ! Parikopa tao @ FLM t@ sabotsy lasa teo ity texte ity ka hitako fa tokony ho zaraina amin’tsika mba hampahery antsika ihany koa ! Tanataran’ireo Boka 10 lahy, (L... tohiny
rahery08 ( 18/01/2010 07:35)
RAVA HAITI
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera Fifandrifian javatra ve sa inona ? fa izao no zavatra hita : Rava Haiti tamin’iny herinandro lasa iny. Ary ny Perikopa FJKM tamin’ny Alahady... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2010 20:59
rahery08 ( 12/01/2010 07:48)
ANDRIAMANITRA MIHAONA AMIN'NY OLONA
Miarahaba ny namana rehetra ato @ serasera. Nanaitra ahy ity perikopa tamin'ny Alahady ity ary tsy haiko ny tsy hizara azy aminareo namana ato amin'ny serasera DEOTERONOMIA 5: 20-24 Eto dia izao ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2010 06:13
rahery08 ( 17/04/2009 18:55)
sakodiavatra
Miarahaba anareo rehetra! Sao dia mba hainareo ny tonon' ilay hira hoe sakodiavatra? Toy izao ny fanombohany Sanganehana ô! sakodiavatra matahotahotra, izany foko mangahiahy ka hamindra ho v... tohiny
novalian'i rahery08 ny 24/04/2009 03:45
rahery08 ( 16/01/2009 08:44)
Sarotra ho an' ny manan-karena
Raha sendra tafaresaka t@ ity Patron be iray aho dia nahateny izy hoe ny Malagasy tsy misy atao no mandeha mivavaka rehefa alahady ! Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ... tohiny
novalian'i Noue ny 28/01/2009 07:59
rahery08 ( 31/12/2008 19:25)
Anao ny safidy
Manahoana daholo nareo !!! Marina tokoa fa tsy mba nanana safidy isika raha tonga tety an-tany ! Eny fa na dia ny vani-potoana, na ny kolon-tsaina , na ny maha-lahy na vavy sns… tsy mba nananant... tohiny
rahery08 ( 19/11/2008 05:24)
mety mahafoy Andriamanitra
: Nahoana ianareo no mandika ny didin'i Jehovah ka tsy mahita fanambinana? Satria efa nahafoy an'i Jehovah ianareo, dia nahafoy anareo kosa Izy. » (2 Tantara 24:20b) Mety mahafoy Atra : Tantara s... tohiny
novalian'i rahery08 ny 22/12/2008 08:22
rahery08 ( 28/10/2008 07:46)
Ireo tsy mpino
MANAHOANA DAHOLO! Ny tena marina izay maha-tonga ireo olona tsy mety mino An 'Andriamanitra ange dia izy ireo lavo @ fahotana eh! Lavo izy, dia aleony miheritreritra hoe tsy misy Andriamanitra! Kan... tohiny
novalian'i coopsal ny 28/11/2008 10:51
rahery08 ( 23/10/2008 18:01)
fiainana
:) MANAHOANA DAHOLO! Inona marina moa no andrasantsika eto @ ity fiainana ity? ny sasany milaza hoe fahafatesana no andrasana ny hafa tsy haiko.... Raha ny marina dia Andriamanitra no miandry ants... tohiny
novalian'i ZoRajoela ny 24/01/2009 22:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518