Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mpilaza444, milahatra araka ny daty
mpilaza444 ( 15/04/2019 06:08)
Mpanera raharam-pitsana
Manao ezaka be dia be amin'ny ady amin'ny tsya fahamarinana isan-karazany ny fitondran'Andriamatoa Andry Rajoelina ankehitriny. Tsy misy maharatsy izany. Raha ny fahitana azy ankehitriny dia ho hentit... tohiny
mpilaza444 ( 18/10/2018 08:42)
Site web hafa no misokatra nefa site hafa no notapena teo amin'ny barre d'adresse
Mahagaga ahy fa site iray fijeriko matetika no notapeko teo amin'ny barre d'adresse kanefa dia site web an'ny Saron Hotel no misokatra. Inona no atao hanesorana io site web mpanelingelina io. Fa liens... tohiny
novalian'i elien8 ny 22/11/2018 12:07
mpilaza444 ( 28/08/2017 14:22)
Tranganà maltraitance mihatra amin'ny ankizy
Mba mila hevitra aminareo olona mahay ato amin'ny Serasera. Inona kay no atao rehefa mahita tranganà maltraitance mihatra amin'ny ankizy? Iza no tompon'andraikitra misahana ny fanatratrarana sy ny ... tohiny
mpilaza444 ( 27/08/2017 14:59)
Lalàna momba ny serasera sy ny lalàna momba ny internety
Tsy mazava loatra ny fipetraky ny lalàna momba ny serasera an-gazety. Misy karazany roa ny gazety ankehitriny , dia ny gazety mivantana toy ny gazety an-taratasy sy ny fahitalavitra. Fa misy koa anef... tohiny
mpilaza444 ( 21/08/2017 12:30)
Fomba famaritana ny pension alimentaire rehefa misy fisaraham-panambadiana
Mahaliana ahy ny mahafantatra ny famaritana ny pension alimentaire. Mpiasam-panjakana mantsy aho ka tiako ho fantatra hoe firy isan-jato na ohatrinona no tsoahina amin'ny karama rehefa misara-panambad... tohiny
mpilaza444 ( 20/08/2017 08:38)
Fanomanana fisaraham-panambadiana
Efa tsy mifanaraka intsony aho sy ny vadiko. Afaka avy hatrany de mametraka divorce eny Anosy ve aho fa tsy mila mampilaza azy. Mbola miray trano zahay. de ao koa ve no atao adiresiny? ... tohiny
mpilaza444 ( 03/10/2016 12:33)
Ny notion de découverte ao amin'ny Code minier malagasy
Mahagaga fa tsy mba tafiditra akory ao amin'ny Code minier ny fahitana harembevava tsy nampoizina toy ny vatosoa, volamena na akorana metaly hafa. Mety hitranga anefa ny toy izao: nangady tany ianao d... tohiny
mpilaza444 ( 03/10/2016 12:10)
Fanomezana fitaovana ny quartiers mobiles
Mampalahelo ny tsy fahatomombanana eo amin'ny fandriampahalemana ankehitriny. Aiza ve ka mila ho isan'andro no ahenoana halatra sy vonoan'olona. Mety kokoa raha homena fitaovana toy ny basim-borona, ... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2016 04:52
mpilaza444 ( 03/10/2016 12:00)
Ny fomba firaisana ankafizin'ny vehivavy malagasy.
Miangavy anareo aho mba hanao resaka sérieux. Inona kay ny fomba firaisana (positions sexuelles tena anakizinareo vehivavy? Tianareo ve ny atao ambony (andromaque)?... tohiny
mpilaza444 ( 24/08/2016 10:37)
Sipa sexy loatra
Hitako tany isotry. Sipa iray manao bas collant tantera pahazavana nefa tsy misilipo ary ita be ilay fivaviana. n akanjo nefa fohy , toy ny vady miandry firaisa. nefa tao am assurance... tohiny
novalian'i sahia ny 07/10/2016 07:58
mpilaza444 ( 22/08/2016 16:45)
vady tia lelena nefa mamalivaly
Tia milely amiko ny vadiko ary le mando be ireny rehefa manao. Rehefa am antoandro nefa de miseho ho mpamalivaly. inona no hanaovana azy?... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/11/2017 07:51
mpilaza444 ( 10/08/2016 12:33)
Izay manaitra eny amin'ny vehivavy
Maro ny vehivavy mihaingo fa heveriny ho ireny no jeren'ny lehilahy. Ny mahaliana ny lehilahy dia ny vehivavy manana fivaviana midongona be dia hita eo anoloana ny sariny. Eo koa ireo manana nono mifa... tohiny
novalian'i Hear me! ny 16/11/2017 11:16
mpilaza444 ( 10/08/2016 12:22)
Sao mba misy produits manaitra ny an'ny vehivavy?
Izaho mba liana mafy te hahafantatra raha mba misy zavatra ahosotra ny clitoris dia mahery mitady firaisana be ny vehivavy na koa mahabe liquide vaginal? Mitombo be mantsy ny fahafinaretana rehefa ny... tohiny
mpilaza444 ( 16/03/2016 07:43)
Inona no prcocédure arahina amin'ny fandefasana zaza maditra eny amin'ny ankany fanarenana?
Maditra ve ny zanako ary isan'andro izao dia mivoady ny hahafaty ahy. Efitra roa ny tranonay ka raha vao mandalo ny efitra misy azy aho dia asainy vonoina ny jiro kanefa tsy izy no mamono ny jiro fa i... tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2016 06:15
mpilaza444 ( 26/02/2016 00:03)
Fitezana
Maditra be ny zanako lahy. Ompainy sy ilany ady isan'andro zahay mivady. Mandrahona hanindrona antsy nefa vao dimy ambin'ny folo taona. Mamalivaly isan'andro. Inona no hatao?... tohiny
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 06:55
mpilaza444 ( 30/11/2015 11:41)
Aiza no nalehan'i Zo Andrianavalona mpanao gazety tao amin'ny MBS?
Olona tsy nizoviana teo amin'ny tontolon'ny serasera i Zo Andrianavalona. Mpilaza vaovbao izy io. Saingy taorian'ny fahapotehan'ny MBS dia tsy re maty tsy re velona. Fa naninona?... tohiny
mpilaza444 ( 11/09/2015 12:13)
Sao ianareo mba manana kabary am-panambadiana, mba...
Sao ianareo mba manana kabary am-panambadiana, mba miangavy re! mba andefaso aho e!... tohiny
novalian'i booboo ny 06/10/2015 10:57
mpilaza444 ( 08/09/2015 09:29)
Inona kay no itiavan'ny vehivavy mampidera nono?
Be ireo manao fitafiana mapiseho nono na koa manify ka hita tsara ny endriky ny nono. Fikatsahana ny tsara ve izany sa fitadiavana lehilahy? Tsy aritry ny lehilahy mantsy ny nono sy ny dongona eo amin... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/09/2015 16:26
mpilaza444 ( 08/09/2015 09:26)
Fanaitarana ny lehilahy
Mba lazao amin'ny fomba mahitsy ny fomba fanaitaranareo vehivavy ny lehilahinareo. Raisina amin'ny filahiana sa anehoana fitafy sexy sa atao ahoana?... tohiny
novalian'i legy ny 15/12/2015 07:37
mpilaza444 ( 08/09/2015 09:07)
Fananana inona no azon'ny zanaka ivelan'ny tokantrano lovaina?
Afaka mandova ve ny zanaka ivelan'ny tokantrano (enfant adultérin)? Raha mahazo mandova izy ireny dia harena inona? Biens personnels sa biens de la communauté? Tsy mazava mihitsy ny fipetraky ny la... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109