Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i marozevo, milahatra araka ny daty
marozevo
(
09/02/2009 17:20)
Amara Essy !
Diso ve ny tadidiko ?... Tsy Rangahy io ve ilay efa teto tamin'ny 2002 ? Raha ny hevitr'i Rangahy io anie no narahina tamin'iny dia efa enina i Mcar é. Nefa moa lasa efa tsy tsaroana izany... vaovao ...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 11/02/2009 04:03
marozevo
(
19/05/2008 12:51)
Takariva
Salama oh.... O ry Zareo ah.... Izay mba manana ny texten'ilay hiran'ny Ainga re mba omeo ah... Ilay hoe "Takarivan'Analamanga...". Misaotra eh
...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/05/2008 14:51
marozevo
(
09/07/2007 23:22)
Narotsako tao am-pony.
[i]Sady atolotra ho an'ikaretsaka any am-panaovana vakansy ity, no atolotra hodinihintsika koa, mianga amin'ireto teny tsipihina ireto :[/i]
Nanjavona ny olon-kendry tia fihavanana
Manda aron'ny t...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/07/2007 14:22
marozevo
(
28/06/2007 18:57)
Images et imaginations
Ny lohateny ihany no teny frantsay fa ny sisa teny Malagasy.
Zava-misy : Rehefa miresaka na mifanoratra amin'olona iray mbola tsy hitako mihitsy aho, dia ohatran'ny misy sary ato an-dohako ato. Oha...
tohiny
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 16:32
marozevo
(
18/06/2007 17:20)
ex - NDA
Sao dia mba misy mpianatra teny amin'ny NDA Antsirabe tamin'ny taona 1978 - 1983 eto ?
Izay tao dia mahafantatra tsara hoe inona io NDA io....
tohiny
novalian'i lloyd ny 26/08/2007 13:34
marozevo
(
16/06/2007 10:07)
Saina Malagasy.
Manakaiky ny fetin'ny 26 juin. Manomboka mikopakopaka izay angamba ny Saina Malagasy any Mcar. Ny tena moa Gasy Vao Tonga (GVT) aty France, ka mba hanontany an'izay rehetra afaka mamaly, na isika aty ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:17
marozevo
(
13/06/2007 09:34)
Ialahy !
Azo atao ve ny mifanao ialahy ? Inona no mety ho heviny : fifankatiavana sa fifamingavingàna.
Izao manko : Somary nanao ialahy olona iray aho tao amin'ny rubrique iray tao, dia taitra kely Ranaman...
tohiny
novalian'i sympa ny 18/06/2007 01:25
marozevo
(
07/06/2007 18:32)
Misy mesazy ny findainao.
Ity mba misy fifampizaràna eh... hitako tetsy sy teroa.
[quote]ETRE « BRANCHE » SUR DIEU.
Voici six règles pour une bonne communication :
1. Une conversation téléphonique avec Dieu n’...
tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2007 21:57
marozevo
(
07/06/2007 16:04)
Mampalahelo
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana.
Jereo eto
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/06/2007 09:33
marozevo
(
06/06/2007 19:18)
Mampalahelo
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana.
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=8201
Miala tsin...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 20:54
marozevo
(
27/06/2006 21:40)
SAnatria ve dia RERAKA tokoa !
Dia sanatria ve dia reraka tokoa ny mpanohitra... Ny mpanohitra tiana hambara eto dia tsy ry Ndafy na ry Ndrema na ry Zafy, fa ry Sareraka sy ry Petsana sy ny namany. Politika koa izany fa tsy mivoak...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:52
marozevo
(
15/06/2006 23:06)
Sa reraka ?
Ao amin'ny "candidat favori" ao misy olona roa miresaka, mampihomehy....
Misy misandoka ho lahiniriko... Nefa mampiady foko sy firazanana... Iza angaha no naniry an'izany.
Misy misandoka ho Sare...
tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:46
marozevo
(
25/05/2006 07:02)
Mbola ho avy ny Tompo.
Anio 25 mai 2006, 40 andro aorian'ny Paka, no anokafana ity loha hevitra ity mba hifampizarantsika indray, hanampy ireo lohahevitra maro efa mandeha eto.
Mbola ho avy ny Tompo.
Efa tonga Izy, ta...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 11:31
marozevo
(
05/05/2006 22:19)
Numéro !!..
Mba soso-kevitra ny ahy ry zareo ah... Miantefa amin'ny mpikarakara anefa ilay izy. Raha possible moa... raha sanatria tsy possible tsy misy olana akory.
Ity ilay soso-kevitra :
Nahoana raha mba asi...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 14:08
marozevo
(
04/05/2006 17:03)
Pseudo na xxx
Mba lasa ny saiko amin'ireto solon'anarana ampiasaintsika ato amin'ny serasera rey olona.
Hatraiza ny fahalalahantsika hisafidy solon'anarana iray? Misy karazany maro ny pseudo ampiasaina : Notsoah...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/05/2006 03:54
marozevo
(
30/03/2006 23:00)
Sabata ihany !!! ??? ...
Anisan'ny loha hevitra nafàna ny momba ny resaka Sabata, nefa indrisy fa navadiky ny pejy. Tsy fitia te-hifamaly amin'i dadabe sy ry Fiffi akory raha mamerina izany etoana.
Manaja ny Sabata : Tafid...
tohiny
novalian'i Achia ny 26/05/2006 18:44
marozevo
(
12/03/2006 01:24)
PUB
Ganagana, hono, tsa mba gisa,
ary ny manontany tsa mba diso.
Fa nahoana kay no manjary be PUB any amin'ny lohahevitra momba ny fivavahana sy ny finoana? Araka ny hevitro dia tsy tokony hasiana P...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2006 21:35
marozevo
(
25/02/2006 00:41)
Kardinaly
Amin'ny 25 Mars ho avy izao, dia hisy fanendrena kardinaly vitsivitsy hatao any Roma. Mbola tsy hisy Malagasy ho voatendry amin'io daty io, fa hisy Kardinaly Sinoa vaovao.
Fivoarana lehibe eo amin...
tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 01:05
marozevo
(
29/01/2006 00:42)
Offre d'emploi
Offre d’emploi
Une grande entreprise de communication spécialisée en mondialisation
Cherche :
Un électricien pour rétablir le courant entre ceux qui ne se parlent plus
Une infirmière pou...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:05
marozevo
(
15/01/2006 23:35)
Fiangonana - fanarenam-piaraha-monina - Fivoarana
Tsy misy loha hevitra tena manoka ity, fa mba te hitarika ny sain'ireo MINIA TSY MAHITA ny zava-misy vitan'ny Fiangonana aho, na Katolika io na Protestant. Mba te hanaitra ny sain'ireo milaza fa tsino...
tohiny
novalian'i marozevo ny 27/01/2006 01:17
