Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i marozevo, milahatra araka ny daty
marozevo ( 24/05/2005 23:13)
SARY
Araka ny fangatahan'i Mifenty, sady hita fa ilaina rahateo dia manokatra ity lohahevitra ity aho. Tsy atao hoe sarivongana, na dia io aza no noheverina, fa atao hoe SARY, satria maro karazana izy ireo... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:13
marozevo ( 06/05/2005 22:39)
Ianareo Protestants.
Mba avelao hanokatra loha hevitra iray aho hahitana izay faharisihantsika raha mba ny Protestants indray no resahina. Be loatra manko ilay fanontaniana (miaro fanenjehana sy fialonana) momba anay kato... tohiny
novalian'i marozevo ny 16/08/2005 16:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0216