Liste des messages
Liste des messages, inserés par leva2, par ordre de date
leva2
(
13/01/2015 15:55)
"Je suis Charlie", ary ny kristiana?
Miarahaba namana isany !
Niarahantsika nahita sy nanaraka ny zava-nisy mamohehitra tao Lafrantsa ka nahatonga ity resaka "Je suis Charlie" ity, ary hitantsika ny akon'izany nanerana izao tontolo izao...
suite
répondu par Rainibalita le 17/01/2015 13:49
leva2
(
06/07/2014 06:29)
Tadiavo Jesosy ! Fa aiza izy?
Velona Jesosy !
Efa fandre etsy sy ery : amin'ny toriteny, amin'ny haino aman-jery, eny an-dalambe ... ny teny hoe : "Tadiavo Jesosy"; ary tsy vitsy tokoa no mitady azy.
Fa aiza izy e? Any am-piangon...
suite
répondu par rhaj0 le 14/07/2014 17:52
leva2
(
23/03/2014 07:53)
Kristiana Centrafrique
Velona Jesosy !
Taiza ho aiza tao amin'ny fanjakan'ny lanitra no nipoiran'itony mpianatry ny Tompo hafa itony e ?
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/03f0936ef6646facc9e497616e988e98.JPG][i...
suite
répondu par leva2 le 27/03/2014 17:10
leva2
(
17/01/2014 18:58)
Filoha vaovao : ny hoavin-dramalagasy ?
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg[/img][/url]
Velona mandrakizay Je...
suite
répondu par mirananirina le 24/01/2014 12:06
leva2
(
18/12/2013 17:47)
Hazo noely sy baiboly ?
Velona Jesosy !
Hazo noely : fahita eny an-tsena, any an-tokatrano sasany, eny an-dalambe fa fahita any amin'ny fiangonana sasany ihany koa. Fa nahoana ? Fa angaha voalazan'ny baiboly ? Sa sao dia te...
suite
répondu par toriteny le 22/03/2014 16:47
leva2
(
01/12/2013 10:33)
... fa mandrakizay ny famindrampoNY
Velona Jesosy !
Mba zaraiko amintsika mpisera ity lohahevitra ity ka ento ny hevitrao :
[i]" Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ny finoana hianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy ...
suite
répondu par toriteny le 09/01/2014 06:18
leva2
(
09/06/2013 11:10)
Andriamanitra Fitiavana
Anisan'ny anomezan'ny tsy mpino ity an'Andriamanitra Mpahary ny lanitra sy ny tany sy Jesosy Kristy zanany ity fiainan'ny zanak'olombelona miharatsy sy mihasarotra ity. Krizy, adilahy politika, fahant...
suite
répondu par endriny le 13/06/2013 16:46
leva2
(
27/04/2013 12:06)
Kristy mampifandrafy!
Velona Jesosy!
[i][b]Mat 10/34-37 :
Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin’ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin’ny rainy...
suite
répondu par leva2 le 28/04/2013 19:38
leva2
(
24/04/2013 05:07)
Ilay jiolahy faharoa
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG[/img][/url]
Velona Jesosy!
"Ary ...
suite
répondu par Nehemiah le 06/05/2013 13:07
leva2
(
15/04/2013 07:19)
Mpanakanto ara-pilazantsara
Velona Jesosy!
Hita fa marobe ankehitriny no nomen'ny Tompo talenta amin'ny fihirana sy fitendrena hira ara-pilazantsara. Misy misera eto amin'izy ireny, ka mba te hanentana indray aho ho fanitarana ...
suite
répondu par leva2 le 21/04/2013 06:29
leva2
(
25/03/2013 06:20)
Nenilava???????????
Velona Jesosy!
"Koa ataovy tsara ny hazo mbamin'ny voany, na ataovy ratsy ny hazo mbamin'ny voany ; fa ny voany no ahafantarana ny hazo" Mat 12/33.
Rehefa nitantara ny fahitany raha nentin'i Jesosy ...
suite
répondu par john76 le 13/03/2016 20:05
leva2
(
10/02/2013 02:22)
Karaoke évangelique
Velona Jesosy!
Tsy mpitendry mahay aho, ary tena sahirana vao mba nahavita an'izy ity. Koa manentana antsika mahay mitendry, fa indrindra ny mpanakanto ara-pilazantsara, raha tena resy lahatra isika ...
suite
répondu par hery le 24/08/2018 18:56
leva2
(
24/01/2013 20:02)
Ny antom-pahavelomanao
Velona Jesosy!
Ity video fampianarana ity, izay zaraiko aminao androany, sy anasako anao hijery sy hihaino hatramin'ny farany, dia mifandraika indrindra amin'ny lohahevitra naroson'ny namana niryna m...
suite
répondu par smileyah le 30/01/2013 13:22
leva2
(
20/12/2012 20:53)
Ny tanjona kendrena amin'ny fivavahana
Velona Jesosy!
Nahasoa ahy ity fampianarana ity, ka zaraiko eto sao dia mba hahasoa anao koa namana isany!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=0tK0Lfl9Wmk[/youtube]
...
suite
répondu par leva2 le 22/12/2012 09:50
leva2
(
03/12/2012 20:00)
Ny krismasy sy ny baiboly?
Velona Jesosy!
Fanontaniana maromaro angatahako valiny aminao namana isany :
1- krismasy sa noely? fa tsy tena mitovy ireo.
2- 25 dec tokoa ve no teraka ny Tompo? raha tsia, taiza ity date 25 déc ...
suite
répondu par Miharena le 22/12/2012 06:47
leva2
(
23/10/2012 15:52)
Ilay "kapoaka masina"
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/166c74278f5a1d37f72da89454b094f2.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/166c74278f5a1d37f72da89454b094f2.jpg[/img][/url]
Velona Jesosy!
Tehir...
suite
répondu par ndaohianatra le 08/04/2013 13:16
leva2
(
20/10/2012 20:08)
Biby maloto
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/8f92395deec23f69e04353fca61b0e04.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/8f92395deec23f69e04353fca61b0e04.JPG[/img][/url]
Levitikosy 11/02-08 :...
suite
répondu par tiavanafi le 28/11/2012 16:02
