Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste des messages, inserés par jajaf401, par ordre de date
jajaf401
(
25/07/2006 09:33)
LIBAN ???????????
Ra tsy diso zaho maro be gasy any amizao ankatoky ny hotakotaka misy any zao; toy ry Akamatiana oh,
Asa na ahoana marina ny momba io ady io toa tsy mety vita ??
Ny faharoa: toa malaladalaka ihany n...
suite
répondu par xxx le 01/08/2006 17:40
jajaf401
(
19/06/2006 09:19)
PRIVATISATION
Miarahaba antsika jiaby aloha eh!
Hono wah : Sao de mba efa tokony hialana amizay ny privatisation fa averina @ Fanjakana amizay ny fitantanana;
Ny antony manko tsotra fotsiny, Mpandraharaha ny Fil...
suite
répondu par prime le 28/06/2006 13:11
jajaf401
(
18/06/2006 08:40)
EFA IN-22 NAMPAKA-BADY
Misy namako iray no tratran'izao situation zao eh, izany hoe efa in-22 nampaka-bady izy amin'izao fotoana, tokantrano jiaby reo ary eo ho eo @ 41 ans izao isika miteny zao, nitaraina moa izy hoe manin...
suite
répondu par dailynews le 27/06/2006 13:55
jajaf401
(
18/06/2006 03:20)
FETY DES PERES
Hafaliana hatrany no itondranay izao fiarahabana manokana ny RAY REHETRA eto @ tany sy ny Fanjakana fa TRATRY NY FETIN'NY RAY eh!
Tsongaina manokana isika RAIN'NY SERASERA sy ny AKAMA RETRARETRA HO R...
suite
répondu par Samoana le 19/06/2006 12:30
jajaf401
(
08/06/2006 08:21)
MITADY MPIASAN'NY STAR FA MANGETAHETA
Salama daholo,
Misy zavatra tiana hanontaniana fotsiny de mba miangavy izay efa niasa tao na mbola ao amizao fotoana!
Misaotra mialoha!...
suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 04:16
jajaf401
(
01/05/2006 03:36)
ANNIVERSAIRE
Mampahatsiaro ny 29 fervrier fa reto misy namana arabaina manokana fa nodinganin'ny date d'anniversaire eh! Atao akory fa zay no misy!
De Miarahaba an'i raktj sy ajnah teraka ny 31 avril hono, ary m...
suite
répondu par sasa le 06/05/2006 03:42
jajaf401
(
03/11/2005 10:47)
MANINONA MOA TSY VEHIVAVY INDRAY NO FIDINA @ 2006/2007 ??
Sao de mba efa tokony ho vhvv amizay ny filoham-pirenentsika eto Madagascar???
Ny antony manko de mitady isika izay olona ho credible (@ ankapobeny), kanefa antsika mahita fa mila fandresen-dahatra ...
suite
répondu par fijo le 07/12/2005 21:42
jajaf401
(
19/10/2005 10:59)
Tny mandroso
Ahoana kay ny tena fomba fitantanana misy eo @ harena fotsiny any @ tany mandroso mahatonga izy handroso e e??
Asa na education mihitsy no tsara ny azy de mandeha hoazy ny fitantanana?
...
suite
répondu par Herimiafina le 22/10/2005 14:30
jajaf401
(
15/10/2005 15:25)
Mandray anjara ihany ny Mpanohitra
Misy milaza fa fanakorontanana ihany ny an'ny Mpanohitra, laviko tanteraka zany eh!
Voalohany mi-critique ry zareo zay ezaka vitan'ny Gouvernementa 'mpitondra) ohatra de zay zany no andrasana aminy, ...
suite
répondu par Herimiafina le 22/10/2005 03:26
jajaf401
(
24/09/2005 17:20)
HENA SY NY FITIAVANA AZY !!
Misy kabary nandalo ty, (tao Ambanja no niseho ny tantara),
Nisy olo raiky nitompo teny fatratra mahalany OMBY IRAY + VARY 5 Kp : De nipetraka zany ny fepetra hoe raha tsy laniny de soloina omby 2!
...
suite
répondu par fijo le 23/11/2005 21:57
jajaf401
(
16/09/2005 18:29)
LEHILAHY HONO NY ZANAHARY
Amin'izao fotoana de matanjaka be ny fandinihana ataon'ny zanak'olombelona ka zao tonga hatrany amin'ny famantarana hoe : lehilahy ve sa vehivavy ny zanahary??; Tamin'ny namoronany Adama hono nisy mor...
suite
répondu par jajaf401 le 24/09/2005 18:10
jajaf401
(
12/09/2005 18:48)
Tokony ho reviser-na amizay
Raha ny toe-tsaina sy ny fandrosoana misy amizao aloha de efa tokony ho revisé-na ny sasan-tsasany amin'ny lalàna eto @ tany sy ny fanjakany eh!
Ny violance ohatra tokony ho deliberé raha ohatra k...
suite
répondu par fijo le 16/12/2005 19:39
jajaf401
(
10/09/2005 04:35)
REMERCIEMENT HO AN'NY ZANAHARY
Manasa antsika jiaby samy hanaraka fa ny zava-bitan'ZANAHARY no hasiana fisaorana tsi-1-1
De miangavy isika hanome sopapa marina fa mety tsy ho feno ny eto, Fa rendez-vous @ génèse 8080
T@ andro ...
suite
répondu par jajaf401 le 14/09/2005 20:00
jajaf401
(
08/09/2005 19:14)
Rotsaka
Faly miarahaba antsika rehetra alou!!
Rotsaka = resaka!
Inty aloha misa blagy tena marina io ah:
ilay izy fialana pas fa tsy tena afa-niala ilay rangahy!
Raha nitondra kisoa teny an-dalana izy de ...
suite
répondu par jajaf401 le 11/09/2005 04:01
jajaf401
(
06/09/2005 20:10)
Fanontaniana anareo any an-dafy
Hoan-jy zareo ao frantsa na @ tany french-phone aloha ah(surtout): refa eo anelanelan'ny zana-tsoratra roa ny lettre "T" de ataon'ny french "S" raha ohatra ka "i" no eo aoriana. (oh: federation). Tsy ...
suite
répondu par itianaonline le 01/12/2005 09:09
jajaf401
(
05/09/2005 10:26)
Andao mondialiser-na ny eto @ serasera
Misaotra nareo alo efa nampiasa teny maro² fa mangataka zahay ho mondialiser-na ny eto. Zany hoe ny teny fampiasaina eto dia hatao internationaly. Oh:
- dago alo efa haintsika
- bera = vehivavy ...
suite
répondu par bozimanga le 20/10/2005 09:49
jajaf401
(
07/08/2005 19:45)
Maloto eritreritra
Raha nangataka ny hanaovan'ny ankizy rehetra izay sary tao an'eritreriny ity Mpampianatra teny @ kilasy 10è iray ity dia indro nahita ankizy iray nanao sarin'ny vehivavy tsy miankanjo (aza tsiny ah)....
suite
répondu par jajaf401 le 08/08/2005 19:17
jajaf401
(
02/08/2005 04:25)
RIRININA NY ANDRO
Ririnina ny andro :ka na namono télé aza hadino; Rehefa nieritrerita ny mbola hijery télé avy eo am-pandriana zaho dia nony nafana dia hadinoko daholo izay rehatra tokony mbola hatao alohan'ny hat...
suite
répondu par fijo le 08/08/2005 21:50
jajaf401
(
01/08/2005 19:46)
Maty Mamela Mamy!
Raha tiana ny hira iray nefa ny olona(artiste) namorona azy efa tsy eo intsony, de ho ferana ve ny sentiment rehefa mihaino an'ilay hira satria hoatry ny mamoha fotamandry. Sahirana zaho............. ...
suite
répondu par fijo le 03/08/2005 04:40
