Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i dasy, milahatra araka ny daty
dasy ( 25/04/2017 13:28)
valiha
mitady methode d'etude du valiha aho misaotra... tohiny
novalian'i dasy ny 19/09/2020 09:31
dasy ( 17/12/2016 14:25)
mpihira
Mba lasa aiza ilay :Asna nihira tao amin'Ny Ainga taloha Misaotra... tohiny
novalian'i BENEM ny 25/09/2018 07:54
dasy ( 07/04/2016 14:31)
hira masina malagasy
mitady olona mahay mametraka ny note de solfege @ hira masina malagasy ( tsy solfa akory fa solfege ) misaotra ity ny é-mail ko : frakoton@ wanadoo.fr... tohiny
novalian'i hery ny 07/04/2016 15:35
dasy ( 24/09/2009 11:27)
resultat bac
efa nivoaka ve ny " resultat bac " eo antananarivo ?... tohiny
novalian'i booboo ny 30/09/2009 10:39
dasy ( 19/06/2009 19:34)
hira
mba mitady hira malagasy misy feo saxophone aho, misaotra... tohiny
novalian'i cutie ny 20/06/2009 20:32
dasy ( 09/03/2009 16:35)
simba ve ny topmada
tsy mandeha izao ny topmada, misy antony ve ?... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:19
dasy ( 17/12/2008 21:05)
messe de minuit
misy messe de minuit katolika magasy ve eto dijon ? mandaloeto izahay ka mba te hanlala misaotra francois... tohiny
dasy ( 02/09/2008 14:13)
bac 2008
aiza no hahitana ny valin'ny bac serie c 2008 malagasy... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/09/2008 15:40
dasy ( 19/09/2007 06:02)
basket feminin malagasy
iza no mahalala ny anaran'ireo basketeuse malagasy ho any dakar lasa any koa ve ilay mipetraka aty an-dafy no lazaina fa tena mahay ? ( hadinoko ny anarany ) misaotra... tohiny
novalian'i ramorafr ny 19/09/2007 09:32
dasy ( 25/01/2007 10:46)
membres du gouvernement
hono hoy aho , efa fantatrareo ve ny ministra vaovao ? mba te halala izahay misaotra ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:07
dasy ( 15/11/2006 13:41)
television
o ry Hery a ! nahoana no de tsy manao television malagasy ianareo ?... tohiny
novalian'i caprio ny 15/11/2006 23:00
dasy ( 13/11/2006 08:07)
gazette de la grande ile
mba nitady hamaky ny gazette de la grande ile izahay @ izao fifidianana izao mba hahitana ny hevitra ny hafa , nefa de nataony handoavana vola ny azy ...misy hatony ve sa mpanohatra an'iza izy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 08:02
dasy ( 21/08/2006 11:49)
resultat bac tana
misy mahalala ny site mety hahitana ny resultat bac eo tana ve , misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 12:07
dasy ( 29/07/2006 17:21)
valiny fanadinana bac 2006
misy mahalala ny site hazaona ny resultat bac malagasy 2006 teo ve nareo... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/08/2006 09:53
dasy ( 04/07/2006 19:45)
tvm
efa nisy nahazo ny tvm par satellite ve ianareo aty an-dafy ? raha eny de ahona no fanaovana azy misaotra... tohiny
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 05:47
dasy ( 28/05/2006 06:18)
sokatra malagasy
nanana sokatra ( tortue ) malagasy izahay nefa very ilay izy teo an-tokotany ( angamba nisy naka ? ) sao mba misy manana ianareo aty an-dafy fa tena mba tian'ireo zanako fa netinay efa ela be tany dag... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 03:57
dasy ( 05/01/2005 17:54)
tai chi chuan
te hianatra tai chi aho, ka mitady sao misy mahay tsara eto bordeaux na ny manodidina azy na toerana koa ? ity ny é-mail ko:frakoton@wanadoo.fr... tohiny
novalian'i nampo ny 25/05/2005 08:27
dasy ( 11/02/2004 13:48)
radiogasy
ho an'i hery , hijanona hono ny radiogasy.net fa lafo loatra ny " bande passante"nampalahelo izany satria anisan'ny fitaratra malagasy io, efa lasa koa i tvonline,i matvonline mbola ao nefa handohav... tohiny
novalian'i hery ny 25/02/2004 19:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0162