Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i adidy, milahatra araka ny daty
adidy ( 15/07/2009 20:33)
toerana mariazy
manao ahoana daholo! Elaela tsy nandalo! Mitady toerana fanaovana mariazy any Dago, route d'Ambohimanga iny, Ilafy, raha misy adiresy internet, numéro téléphone, traikefa t@ ilay trano, misy traite... tohiny
adidy ( 24/08/2008 11:53)
SOS lucy
Faly miarahaba anareo namana rehetra! Ao @ forum wanadoo madagascar rubrique fitiavana, sujet: SOS, dia misy mangataka fanampiana ho @ vadiny any M/kara 40 taona voan'ny tumeur cérébrale! Inona no ... tohiny
novalian'i adidy ny 29/08/2008 14:57
adidy ( 29/03/2007 08:08)
otra
Za ry reto mba mitady centre de massage ankoatra homéopharma ao Tana , manao massage amincissant, mampiasa huiles essentielles. Efa nahita ao Isoraka fa tsy hitako intsony ilay siten-dry zareo. Sao ... tohiny
novalian'i Soahary ny 01/05/2007 12:22
adidy ( 16/03/2007 12:54)
RNS
Iza indray no handeha RNS:lol::lol:... tohiny
novalian'i sipagasy ny 16/03/2007 14:43
adidy ( 16/02/2007 12:56)
filazana manjo
@ maha-mpinamana antsika eto sy @ maha-malagasy!! Misy tanora vavy 20 taona mpianatra tao Strasbourg nantsoin'ny ray hody any aminy: dia Rtokely: ANDRIAMORA ROJO, tampoka ny fahoriana ary tsy nanana ... tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2007 17:53
adidy ( 19/10/2006 19:56)
La 2
hitanareo ve ilay émission sur la 2 izao; A vous de juger?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/10/2006 19:48
adidy ( 17/10/2006 21:27)
chataigne
Aty aminay izao fotoanan'ny chataigne ka raisina an-tanandroa ny re7 rehetra! Ny ato izao dia nandrahoiana t@ rano nandritra ny 3/4 h hono dia avy eo samy mamofy ny azy!! Tsara be nay ao anatiny! Vao... tohiny
novalian'i andry08 ny 22/10/2006 19:00
adidy ( 13/09/2006 19:48)
télé gasy
Hono ho aho ry reto! Mety hoe mahazo télé gasy ve aty Frantsa ? Dia câble ve sa canal satellite sa TPS no mahazo ?... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/12/2006 03:10
adidy ( 12/09/2006 17:08)
otraotra
Vaovao mahafaly ho antsika tia otraotra fa t@ nandalo tany Dago dia nanao an'ilay massage tao @ homéopharma aho fa dia efficace tsara. Tsy misy effet @ poids aloha mazava ho azy raha ny fihinana kal... tohiny
novalian'i adidy ny 24/09/2006 20:49
adidy ( 17/07/2006 17:28)
ivato
Manahirana ve ry reto raha mitondra ordi portable any Dago eo Ivato? Mila vaniny ve ny douanier?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 04:30
adidy ( 12/07/2006 15:29)
naoty gasy
Sao dia misy manana partition piano ireny mpihira malagasy fahiny ireny isika?... tohiny
novalian'i adidy ny 30/07/2006 10:35
adidy ( 12/07/2006 15:27)
phytoline
Iza amintsika no efa nampiasa produit phytoline? Aiza no misy centre de massage amincissant tsara ao Tana ka mifanahantsahana ny sarany sy ny vidiny?... tohiny
novalian'i adidy ny 15/07/2006 07:14
adidy ( 23/06/2006 20:03)
fankalazana ny 26 jona
Nieritreritra ny hanangana dispensera ny any ambanivohitray ary mananentana ny zanaka am-pielezana @ izany! Dia nahita hevitra ny hanao varotra fampisehoana ao am-piasana aho ho fampahafantarana an'i ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2006 18:27
adidy ( 21/05/2006 08:04)
ravin-tsosety
Nomen'olona ravin-tsosety za ka raha mba misy afaka mampatsiahy recette gasy mafilotra dia raisina an-tanan-droa!... tohiny
adidy ( 20/05/2006 10:47)
choralie
Sao dia misy mandeha choralie any Meulun isika namana eto @ serasera @ ity week end ny 25 ity? Zay mantsy mba te-hanao revanche ny tsy nihaona t@ RNS.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:10
adidy ( 01/04/2006 15:30)
fialam-boly
Mba saika hanontany hoe inona ny fialam-boly ankafizinareo??... tohiny
novalian'i kala ny 19/04/2006 10:34
adidy ( 18/03/2006 09:54)
koba
Iza no manana recette koba ilay lavalava be dia ilay misy akondro sy voanjo?... tohiny
novalian'i fasoa1 ny 27/04/2006 08:52
adidy ( 25/01/2006 16:20)
Amaroli
Faly miarahaba ny rehetra! Fantatro fa ny ankabeazantsika midinidinika eto dia tia ny fitsaboana ara-voajanahary daholo! Ka ahoana ny hevitsika @ amaroli na urinothérapie! Indrindra fa isan'ny mpamak... tohiny
novalian'i fijo ny 22/03/2006 21:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0365