Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Kapistra, milahatra araka ny daty
kapistra ( 17/12/2013 11:34)
Foza
Tezitra ny Prd ANR fa tsy tiany lay antsoina hoe foza. Fa mampitovy azy amin’ny biby hono. Anarana hiantsoana anareo anie zany e!Rossy aza niteny hoe izahay foza. Anarana io.Ohatra hoe: Maky (Ragid... tohiny
novalian'i cyril ny 20/12/2013 06:30
kapistra ( 23/07/2011 15:48)
gzety malagasy
[b]ity misy hafatra ho an'ny mpanao gazety hitako tao amin'ny forum moov.[/b] izay hiombonako hevitra dia alefako eto. Hafatra ho anareo mpanao gazety, indrindra ianareo mpanao gazety antsoratra. Ary ... tohiny
novalian'i kapistra ny 06/07/2012 09:35
kapistra ( 23/07/2011 15:45)
gzety malagasy
[b]ity misy hafatra ho an'ny mpanao gazety.[/b] izay hiombonako hevitra dia alefako eto. Hafatra ho anareo mpanao gazety, indrindra ianareo mpanao gazety antsoratra. Ary tena ao anatin’izany ianareo... tohiny
Kapistra ( 11/02/2009 05:17)
Mandrakizay,mandrakizay,mandrakizay
Diso hatramin'ny voa-1 (26 févrie09) ilay lazaina hoe tolona. Noho izany dia diso daholo ny aty aoriana rehetra. [b]Mandrakizay,mandrakizay,mandrakizay[/b] ,ny ol manampahendrena sy ny ol misaina r... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:51
Kapistra ( 17/09/2008 13:45)
bebeanay
Zavatra kely tiako mba tantaraina aminareo ity,sady mba ho fahatsiarovako an'ilay bebeanay izay.(efa maty mantsy izy),izy dia ol tena tsara fanahy,antra ol,tia zanaka ary tia vavaka koa.Fa ny tena hah... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 20:22
Kapistra ( 13/08/2008 08:20)
Mba hambarao eto koa ny anareo
Mba fantatrareo moa fa io jiro hampiasainareo nandritra ny taona maro io,dia nisy asa lehibe nataon’ny papako vao vita .(Barrage andekaleka sy namorona) Io arabe hampiasantsika na andrenivohitra na... tohiny
novalian'i Kapistra ny 20/08/2008 08:03
Kapistra ( 29/07/2008 10:43)
dinika fiiavana madio
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e! Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!. Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan... tohiny
novalian'i Kapistra ny 29/07/2008 19:26
Kapistra ( 29/07/2008 10:33)
dinika fiiavana madio
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e! Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!. Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan... tohiny
Kapistra ( 29/07/2008 09:52)
dinika fiiavana madio
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e! Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!. Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan... tohiny
Kapistra ( 23/07/2008 15:20)
Ilay anarana ps tohiny.
Eritreritra nandalo : Tena mba nanambina ny filohantsika hono ilay marika 77(fito sy fito).Nasiany an’io marika io daholo io ny numeraon’ny fiarany sns,Dia izay hono no nahatonga ny anarany hoe ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 17:43
Kapistra ( 10/07/2008 10:13)
ilay anarana ps
Slt dôly Ny ahy ‘zany ity mba eritreritra mandalo fotsiny @ ilay anarana ps e ! Tena misy maro tokoa ao ny mahaliana ny mahafatifaty sns fa ny an’ny sasany tena ohatran’ny tena mapihomehy be... tohiny
novalian'i Jhemas ny 12/09/2008 11:00
Kapistra ( 15/02/2008 21:15)
sipa kely surprise (tohiny sady farany)
Nisy maman'ny tsaiky manangy iray 'zay zany.Maniry izy io ny hanambadiany zanany vavy vazaha.Io tsaiky io 'zany ankevitry ny 20 taona eo ho eo.Dia nanano serasera tamin'ny vazaha tamin'ny Net.Ny sary ... tohiny
Kapistra ( 09/02/2008 08:33)
Sipa kely surprise (tohiny)
Izy aloha dia sipa tena mahafatifaty a! ,sady rehefa miresaka dia tena matotra be an! Nanontaniako zany ny taonany e!,dia hoy izy “ 20 taona aho izao”.Tena surprise!('Zaho nihevitra fa 30ans)Izah... tohiny
novalian'i Kapistra ny 19/02/2008 16:26
Kapistra ( 08/02/2008 09:21)
Sipa kely surprise
Avy zany ny orana tamin'zay e! Izaho nanana elo,dia noelofako 'zany izy e! Dia hoy aho hoe:ity misy télécarte sao ilainao. Taty aoriana 'zany dia nividianako gilasy izy e!dia noentiko nitsangatsa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107