Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

81. xxx ( 26/10/2009 12:19)
hoy endrika01
Raha ny eto Beyrouth ndray de ireo Communauté rery ihany no mahalala an'io
ka raha vao misy mitsidika eo,dia hoavy amzay ny ...............


FAMPITANDREMANA NY DIKAN"IO ..........IO RY ZAREO!!!!!!!!



ASEHOY eto ny herinao raha tena mahatana vava marina enao sa ve vava be fahatany fotsiny ny anao. Tsy fampitandremana ny ataoko ty fa déclaration de guerre aminao mihitsy


O ry Ramahefa....Emi sy Jul a !!de mampamangy indrindra ozy Rolland fa tsy zazajanga ntsony lery :idea:
82. ni81 ( 26/10/2009 12:25)
ni81> azafady akia ity ny mail-ko
endrikarakoto@yahoo.fr
efa voalazako teo ambony teo avokoa ny resaka tiako ambara taminareo roa vavy dia tsy misy hafatra intsony ka!
83. xxx ( 26/10/2009 16:16)
Ary toa nifitsaka le sipa mpandrahona be ry tony ha ha ha ,
84. kelly13 ( 26/10/2009 17:07)
:-D :-D :-D
85. xxx ( 26/10/2009 17:55)
Ary toa nifitsaka le sipa mpandrahona be ry tony ha ha ha ,

zany refa be vava ,zao ataon'olona vao oliviah e,Anjara e ,tssss
refa tsy mahay miana de aza mitonatonana ry endrika01!!! :evil:
86. endrika01 ( 26/10/2009 18:09)
xxx65/ fa inona kay lay geurre resahinao diso misafaoka be io?
angah misy mahakasika anao ily resaka?
raha te hitafa amiko ianao dia mivoha tao anaty xxx.




Misaotra mialoha!
87. endrika01 ( 26/10/2009 18:17)
xxx:

Ary toa nifitsaka le sipa mpandrahona be ry tony ha ha ha ,

zany refa be vava ,zao ataon'olona vao oliviah e,Anjara e ,tssss
refa tsy mahay miana de aza mitonatonana ry endrika01!!! :evil:




Maninona loatra raha tsy be fialonana e?alahelom-po tsy mivoaka ve sa de inona loatr?tsy misy be vav a eo fa miteny ny fahamarinana ,inona zao no mampialona @namana mitsikera ny tononkaloko ry zareo etsy ambony?na mitsikera ao i ANJARA7.avelao izy ilaza ny tena mahaizy ny namany,


////// iza alou ilay Rolland misy miresaka etsy ambony?????toa hotry ny mahalina zany ny resaka,mba lazalazao eto we raha havanareo,na namanareo na zokinareo,na zanakareo,na vadinareo, na namanareo!!!!!!!!!

zah manaraka tsaraeto ambodi ordi eto kah :-D:-D:-D:-D:roll: :rol:
88. xxx ( 26/10/2009 18:18)
petsa be le endrika01 =)) =)) =)) =)) =))
KA AHOANA HANORANA SA HANAVANDRA :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ (l)
89. xxx ( 26/10/2009 18:23)
Hoy endrika
iza alou ilay Rolland misy miresaka etsy ambony?????toa hotry ny mahalina zany ny resaka,mba lazalazao eto we raha havanareo,na namanareo na zokinareo,na zanakareo,na vadinareo, na namanareo!!!!!!!!!

Hita mintsy fa enao olona mahina ,zao ndray de taitaitra maheno anaran-dehilahy tsy mamely le milaza fa mpivavaka be teo iny klé!!!
90. kelly13 ( 26/10/2009 18:41)
efa tena tapa-tsinay aho @ dinika sasany mande ato @ity rubrique "fitiavana" ity, d mbola miampy ity iray ity ndray... hahaha poussy klou za fa ande hipips kely fa tsy tanako tsony
91. ni81 ( 26/10/2009 18:56)
efa tena tapa-tsinay aho @ dinika sasany mande ato @ity rubrique "fitiavana" ity, d mbola miampy ity iray ity ndray... hahaha poussy klou za fa ande hipips kely fa tsy tanako tsony
eo ihany akia aloha fa aza maika mandeha any a! :lol: :lol:
92. kelly13 ( 26/10/2009 18:59)
niraikambivalopolo>efa vita ka, sady efa nanasa tanana tsara za! madio zahay, jereo ny volonay, vôhogo tsara ery, sady zay ndray, nasina bigoudi... (d tohizo fa tsy haiko tsony ny tohiny) :-D :-D :-D
93. ni81 ( 26/10/2009 19:04)
jereo ny tongotray mandina aok'izany
ny faladianay toa tsy mandia tany
:-D :-D
94. kelly13 ( 26/10/2009 19:12)
clap clap njy, mahay tsenjery! mahazo bonbon njy @ halloween :-*
95. ni81 ( 26/10/2009 19:15)
clap clap njy, mahay tsenjery! mahazo bonbon njy @ halloween
:lol: :lol:
96. Endrika1 ( 26/10/2009 22:45)
xxx82 >hita hoa le lohana tambawaks :roll:

xxx87>
petsa be le endrika01
KA AHOANA HANORANA SA HANAVANDRA

ha ha ha hi nisy ankoh nandihy
97. Endrika1 ( 26/10/2009 22:52)
hoy kelly13>
efa tena tapa-tsinay aho @ dinika sasany mande ato @ity rubrique "fitiavana" ity, d mbola miampy ity iray ity ndray... hahaha poussy klou za fa ande hipips kely fa tsy tanako tsony

Lasa falifaly ndray zah mahita anareo mihomehy marina e,

niraikambivalopolo>efa vita ka, sady efa nanasa tanana tsara za! madio zahay, jereo ny volonay, vôhogo tsara ery, sady zay ndray, nasina bigoudi... (d tohizo fa tsy haiko tsony ny tohiny

Ndry akia mahita lazaina ,sady mampmé be tsy mba be fialonana ,mellllcciiiiii é :-*

hoy ni81>

jereo ny tongotray mandina aok'izany
ny faladianay toa tsy mandia tany

Kay le ozona be nidina tety an-tany ihany farany hihihi :-*
98. Papoose ( 26/10/2009 23:35)
:roll: :lol:
99. endrika01 ( 27/10/2009 08:43)
xxx:

Hoy endrika
iza alou ilay Rolland misy miresaka etsy ambony?????toa hotry ny mahalina zany ny resaka,mba lazalazao eto we raha havanareo,na namanareo na zokinareo,na zanakareo,na vadinareo, na namanareo!!!!!!!!!




Hita mintsy fa enao olona mahina ,zao ndray de taitaitra maheno anaran-dehilahy tsy mamely le milaza fa mpivavaka be teo iny klé!!!



Mahina amin'iny io fahamahinana io é,mba tantarao wé azafady!?
100. endrika01 ( 27/10/2009 09:00)
Fanamarihana ,hoanareo namana ,ireo mifamaly hvt be ireo,

_Misy pseudo telo samihafa ato izany manombok'izao,arak'ireo efa hita ireo

====> Misy pseudo ao " endrika " tsy misy fanampiny.

=====> Misy pseudo ao " endrika01" an'ilay manoratra

======>Misy pseudo ao " endrika1" an'ilay nametraka dinika.


Ka mazava hoazy fa manombok'izao dia apetrao mazava araky ny pseudon'ireo olona ireo ny dinika,fa tsy faritana be fotsiny hoe : " endrika" nefa ilay olona manana pseudo hoe "endrika" tsy niditra teto akory.


Ny vy tsy mikitrana irery mazava hoazy,ary raha nisafotofoto i endrika01,ny Sabotsy lasa teo nametraka tsikera teto,dia mazava hoazy fa nisy ny antso an-taroby,nataon'ny namana ,milaza fa misy dinika toy izao ary amin'ny fitiavana ary,de hotr'izao,de hotr'izao,de hotr'izao,ary mbola nampiany fiomehezana
nirara-draraka.

Ny fomba fitantarany fotsiny aloha tonga de nampisafoka ahy satria,resaka tsy misy idirako kou we,zah hono manana rahavavy an'itsy na iroa,hotr'izao ny vie sexuelle-ny,sns sns.


ie,nisafoka tokou zah satry tsy misy manana toen-tsaina hoatr'izany ao amin'ny fianakaviako,ka mba raiso amin'ny fo sy saina tsy miangatra raha ny fianam-pianakavianareo kou no misy mamohatsapona toy izany,fa aza faly ny mandrangitra namana fotsiny.

Namana tsy mpitafa amiko na hita teto hatrizay kou vetivety eo kou we rahavavin'i endrika01,ary kou foronona daholo zao atsanga tsy aman'orana izao.


======> Hita taratra teto avokou ireo milaza ho namana,nefa miafina ambadika ny xxx,mba hanebaka sy hanaratsy ,handrangitra ny namana,tsy mampaninona ahy velively izany,misaotra !

======> Hay kou ve ka hatrany amin'ny tononkalo rehetra soratako any dia efa asiana alahelo ,ireo namana mitsikera any,mampalahelo ilay fisainana,
na eo aza izany tsy mampiova n'inon'inona amiko,fa vao maika aza,lasa mampitombo ny heriko hanoratra tononkalo hatrany hatrany,fa hay ve ka misy............
:idea: :!: :!: :!: :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2868