Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

161. xxx ( 30/10/2009 16:41)
Hoy i ANJARA7

OK!zay mpomba an i endrika01 eto de marary saina daholo fa nareo ankilany lalintsaina daholo,soa fa be mpaharaka ny tantara .Ho faranako eto ny anjarako!any mail ko zay mbola te ahalala ny hevitro momba ty dinika nampisaotaka NAMANA ty fotsiny ,tsy de notazaina hiady an tsena toa izaoANJARA7,sady tsy mifamaly @oul kanosa misarotava ,IZAY MANGINA AKY VOLAMENA endrika01 a!tsy namako ntsony ndry raha mbola hitako miditra @ty diniky ny MANIRY LOZA ho an i tenany ity!na izany aza mampahery andry ry ENDRIKA1raha tena fiainandry marina io nahahaky ndry teto io!mafy marina ny manjo andry,ary aza mitady vahaolana @bandy virja zanyvehivavy 35taona mitady lehilahy virj?hampianatra zaza bodo zany hihihihimampalahelo ,vadin olna koa ve no vahaolana?aza miady ni ANJARAN OLO fareraka !courage zandry kely a!ADIEU ANJARA7
Hay moa enao tsy miafina @ ps fa efa hita hoe: endrika01 koa ny sarin'i endrika no fantam-poko eto hon hon hon hon "Tsy mbola niady an-tsena ngah eto ngeh tsena anontanio an'i SEFO hon hon hon ary endrika ilay niady an-tsena indray taona iry ngah adino hon hon hon hon
162. Papoose ( 30/10/2009 17:41)
tena koa ry papoose makorela
:-D :-D :-D

oudryy
a mou dia gaga!

Aza rarahiana zany ry papoose an,ny azy no tena lohan'angidina
tsy mahavoky ny zaza reny :wink:
163. mmmhh ( 31/10/2009 07:34)
INona daholo zany e???????????????????? :?: :?: :?: :?:
164. endrika01 ( 01/11/2009 13:46)
xxx:

Ka za ry ty tsy te ampiseo endrika a! na 01 na endrika tsisy ze ivakin'ity loha eo

petsa le endrika01 dé tsy sahy miseho masoandro ry yuka a =)) =)) =)) =)) =))



.>>>>>>>>>>>>>>Azafady kely indrinda ry namana tsy manakatao,rehefa tsy nihiditra teto intsony i endrika01 tao anaty ny andro vitsivitsy de ampangino doly ny vava pour parler! MAZAVA.
165. endrika01 ( 01/11/2009 13:57)
xxx:

tena mba mazana kou alou ndry ry endrika01 e!psedo10,mots d passes 10 tadidindry daholo,efa mifindra ao @angamba ny fahaizan ny ordi ndry,ary iza ireoxxxxx in50 reo?

Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa ,marina ny voalazan'i gassmilay



Raha ananako ny pseudo 10 de haninona,zah zao efa ADMIN ato amin'ny serasera.


Nivandraka be hotriny kendan'ny kanety ny vômasonle xxxx nanoratra ity teny tetsy ambony ity

"Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa,marina ny voalazan'ny gassmilay

olon-dehibe efa miteraka nefa tsy menatra akory ny miteny izany,mba mahalala menatra ry anina é. :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
166. kotobekibo ( 01/11/2009 21:01)
OHEEEEEEEE ! ! ! ! !
toneo ny fo ry zareo a! inn ary 'ty !

ny hidirana eto anie mba hifalifaliana , hihomehezana sy hakana hevitra e!
aza atao hilàna gidra moa e! manjary simba lé feeling .
Izay olondehibe te hifanaiky @ izay hataony , avelao izy hanao izay tiany ,
Fa tsy mety kosa aloha ny mifanoso-potaka e! tokony asiana limite kely lé fifanalàna .
Aleo mifanaja d manja lé kozy e!
:-P :-*
167. xxx ( 02/11/2009 08:51)
endrika01:

xxx:

tena mba mazana kou alou ndry ry endrika01 e!psedo10,mots d passes 10 tadidindry daholo,efa mifindra ao @angamba ny fahaizan ny ordi ndry,ary iza ireoxxxxx in50 reo?

Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa ,marina ny voalazan'i gassmilay



Raha ananako ny pseudo 10 de haninona,zah zao efa ADMIN ato amin'ny serasera.


Nivandraka be hotriny kendan'ny kanety ny vômasonle xxxx nanoratra ity teny tetsy ambony ity

"Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa,marina ny voalazan'ny gassmilay

olon-dehibe efa miteraka nefa tsy menatra akory ny miteny izany,mba mahalala menatra ry anina é. :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:


F4angah fantatr'i endrika01 ity olona toa milaza izy fa vhv lehibe efa niteraka????, Maninona raha tonga de tononona eto e! sa olom-pantarao tokoa ilay izy e!
168. botra10 ( 02/11/2009 13:19)
fa tsisy police ve eto @ serasera no tsy omena MDR any ireo xxx bedabe miady sy mifamaly ireo
ohatra hoe:
xxx01 MDR 5jours ; xxx02 MDR 5jours; xxx03 MDR 03jours xxx04 MDR 04jours sns......... eeeeeh ;-)
169. pikatti ( 02/11/2009 20:06)
kalamina e,virtoaly klou zao fa za de misendotra ranamana isany e ^:^ ^:^ ^:^
refa tsy laitra tenenina nareo de kidraga be eo io
170. AndriambyII ( 02/11/2009 21:03)
Toro- hevitra tsotra . Mividiana godmiché dia mahazo fahafinaretana . Aza afangaro ny plaisir sy ny reputation raha te ho olombelona .
171. Papoose ( 02/11/2009 21:51)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
172. xxx ( 02/11/2009 22:21)
Mazava be le izy ry papoose an !! i wui wui io manao ps yukaa , endrika1 , xxx, xy , yzzz , ....., hatr@ izay io .Izay anie no efa nolazaina t@ lery hoe ndana manantona assitant social dia mangalà rv any @ psy fa tena mafy ny mahazo azy é ! ny zanany tsy avelan' ny vadiny ho any Dago mihintsy satria vazaha , na inon-kidona na inon- kihantra dia tsy maintsy manara-dreny foana ny zanaka lahy ary manara-dray ny zanaka vavy . :-D :-D :-D Efa fiririry ny ps nosokafan' i lery tamin' ny dinika rehetra ,mila fanampiana ilay tary fa tsy mahita mangirana mihintsy eo @ fiainana .Na dia ny ps na vehivavy aza dia itsofohan' ilery ,hi hi hi hi hi hi !!! =)) =)) =)) =))
173. evakel ( 08/11/2009 16:10)
AYA VE VAZIVAZY le resaka e? fantatro daolo mantsy ny rahavaviny ny enrika01 za ko ne fianakaviany e oanareo, mpanaratsy fataro aloha le ola vao mteny faza de manarattsy be fahatany .Fianakaviana tsotra kely nefa de be mpialona , ny M PAMONJY AZA MO NENJEANA KO . Toro hevitra meko an endrika01 de aza mora teztra sy msafoka ,fa avelao anenjika ze te hanenjika fa ze manenjika iany anie no any aoriana e refa vizaka izy mjana iany

Evakel
174. andy2016 ( 07/03/2016 09:30)

Endrika1:

Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Zà ry reto tsy mba mety afa-po mihintsy @ vadiko a!
Isakin'ny avy miasa izy dia mandray gazety dia eo laozany mamaky miandry sakafo masaka na raha tsy izany dia michat @ ordi foana ,dé refa mba mila azy reny zà dé treromina foana , na dia manao firaisana ary izahay dia zara vao miditra ny azy de maty nefa anie mbola vao 35 ans,
Dia nanapaka hevitra zà fa tsisy fiany ny fianako raha tsy hitia an-tsokosoko,ka le bandy virja reny ve tsy dangy be foana ,dé le vadin'olona reny ve tsy mba fetsifetsy (l) (l) (l) (l)


sod mb afaka mahazo numerao anao azafady f z bandy 27ans d mba te hiaona @nao misaotra anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084