Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko
121. ialinirina
(
28/10/2009 16:04)
xxx:
Endrika1:
Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a :oops:
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a :-* :-* :-* aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e =D> =D> =D>
Bravo! Mendrika dera ianao satria anananao ny fo mahay mandefitra sy mahay mihaiky ny ny heloka . :-* :-*
Bravo oh !efa olona firy no afa baraka ry ANJARAsns,olona firy no nifamaly @ataonao koa mbola ho bravo ihany no omena anao?nihevitra ny hanala baraka an i endrika01 ianao nefa ianao no hafa baraka fa sady mpamadika namana no be fialonana,mba diniho zay atao @sisa fa fifankatiavana no ilaina eto fa tsy fifandrafesana,ary ho andry ry endrika01,aza manakina na mananatra ankizy fa ny olona zao efa tsy tia fananarana intsony ,zay no mety nahavoa andry mety miseho ho hendry loatra ndry de ataon ny olona hoe mandevitay antsalaka sns...jereo fotsiny zay maano fa izy no hitondra sida hody fa tsy ndry de mifankatiava ry reto a!
122. xxx
(
28/10/2009 16:08)
maeva74:
Hoy i endrika01
Ny vy tsy mikitrana irery mazava hoazy
Nanaraka sy namaky teo aloha teo de niverina indray e! Tsy mikitrana irery marina ny vy fa ao raha e! Azoazoko ny tian'i Endrika1 ahatongavana , te hampita hafatra @ endrika01 izy ka nindrana ny pseudoany ary mety ho vazivazy ilay izy nefa lasa zary tenany moa ny mpitsabaka dinika sy ny mpanararaotra misy koa dia nitatra ny resaka de nitatra tokoa ka lasa tantara kely dia tonga daholo samy nanome ny famerim-bolany ho an'i endrika avokoa saingy tsy niseho nivantana fa niafina tao @ xxx nohon'ny antony tsy de hidirako loatra satria matoa nisy sy natao ny xxx dia ara-dalàna eto @ sehatra fifandraisana izany, ary matoa ity sehatra ity nasiana hoe " pseudo" dia misy antony ao, safidin'ny tsirairay ny mampiseho ny sariny eto na ny toerana fiaviany na ny momba azy manokana kanefa ao ireo namana te higafy na te hisehoseho hoe zah ngeh mahafantatra an-dranona sy ra-anona dia izay tiako atao dia mety avokoa na tsy hihera @ilay tompony aza aho kanefa tsy tsapan'ilay mpametraka dinika fa mety handratra an'ilay olom-pantara ny fametrahany ny anarany @ ilay dinika na ny momba azy dia izay no maha-tonga ilay olana.
Mba tsy hilazako hoe naman'i endrika01 aho no nandraisako anjara @ ity dinika ity satria tsy nizara 2 toy ny bibilava ny lelako fa nataon' ilay Nahary ho tokana ihany , ny dikan'izany sady tsy momba ny atsy aho no tsy momban'ny aroa fa dia Lesona ho an'ny tsirairay izao . @ manaraka fadio ny kitonitonina anaran'olona @ dinika hafa na ny toerana misy azy na ny fomba fiainany fa io no olana lehibe . @ seho ohatr'izao no ahalalana marina hoe :" iza no tena namana sy ny mody namana " namany ianao satria misy hitadiavany anao tsy namany ianao rehefa tsy manohina azy @ dinika apetrany sns.
Somary lava koa ilay izy ka dia hialana tsiny e!
Mirary fahombiazana ho an'ny tsirairay.
Maeva74
:-*
Miombinkevitra amin'i maeva74 ! Fahendrena ny manaja ny intimitéan'ny sasany sady ny fahitako azy koa tena ... Aoka tsy lazaina sao mihitatra eto indray
Misaotra manokana an'i Endrika1 e! Mahay mandefitra be ianao.
123. ANJARA7
(
28/10/2009 16:59)
xxx:
ANJARA7:
xxx:
Inona ary no rarahiana zé hoe mitovy sy mitovy2 e!!!!Lé anankiray kosa ve mangalatra avatar t@ voalohany dia tsy tokony ho jerena hoe inona no antony ry xxx50 a?
Tsy zay zavatra lazainy no jerena c tout!!!
Eo de lany fotoana miaro tena no manaratsy an'Endrika1 efa mampalahelo ,sa ianareo koa refa mandefa dinika de haratsiana de ho tianareove???
fa aminao ve tsisy dikany le psedo mitovy sy saritava ampitoviana ? fa maninona raha psedo hafa no ampiasaina tsisy afa tsy endrika?io be fialonana kely io ihany wa no nampamarina an kady an i mada ,eo nareo fa mihatakataka aho fa vehivavy lehibe,aza maka lagy @zany aky endrika01 a!ny hazo avo halan drivotra o!ANJARA7
Hoy i Sefo izay hoe : ohatry ny any an-tsena ny eto @ FORUM afaka milaza izay tiany ao ny miady , ao ny mangalatra sns mifamaofao ao daholo izany hoe " libre eto " ny miteny ratsy ihany no tsy azo atao .
fa aminao ve tsisy dikany le psedo mitovy sy saritava ampitoviana ? fa maninona raha psedo hafa no ampiasaina tsisy afa tsy endrika?io be fialonana kely io ihany wa no nampamarina an kady an i mada ,eo nareo fa mihatakataka aho fa vehivavy lehibe,aza maka lagy @zany aky endrika01 a!ny hazo avo halan drivotra o!ANJARA7
F' angah tsy i endrika01 ihany ilay ANJARA7 e! ary @ tonokalo ary io no tazako matetika mpanome coms ny tonokalon'i endrika01 foana .
Courage ry viavy ô! aty an-tsena isika izao izany Tandremo fotsiny sao miteny ratsy fa voaraokan'ny polisy
ZA we endrika01 ?????oups!mamp me,sady mampalahelo ahy ty ianao!tsy aleo ve mba mandinika kely alou vao miteny imasombahoaka toa izao e!ts hanamari tena @resaka tsisyfotony toa zao aho fa ny azoko lazaina de voa mafy endrika01 raha ANJARA7 za ne efa 11taona ny zanako lahy matoa e!i endrika01 jereo ny sariny fa mbola tovovavy maha te ho tia mampi te hialona!!!!ary raha resaka tonokalo zay mifanohana zany de oul1?zao aky a!raha te ahalala ahy ndry sy te handany credit @fiainan oul de omeko andry ny num ko de haindry we aiza marina za ,vonona ny handray andry za !ok?ary raha mahaforona tonokalo bdb i endrika tsy ho zarainy psedo2 mintsy zay no hilazako we mandiniha vao mitsara,de zay no izy fa aza variana mandinika ny fiainan ny hafa sao ilaozan ny omby miahaka e!iaho toujours courage,volamena vita sedra vonona handalo asidra aky ry namako a!
124. xxx
(
28/10/2009 17:04)
Ka sahy ny hifanandrina @ endrika 01 ary ve ianao e?
Asiana fotona mantsy izy ity dia reketina ny combaka

125. xxx
(
28/10/2009 17:13)
xxx:
Ka sahy ny hifanandrina @ endrika 01 ary ve ianao e?
Asiana fotona mantsy izy ity dia reketina ny combaka
:arrow: :roll: :oops: Ary toa miakatrakatra be ilay mpomba an'i endrika01 marina oudryyyyyyyy . Ilay Endrika1 nefa efa nanimpy gant . F' angah ny mpivavaka mba misy combaka izany koa hihihihi AIZA RE IZANY E! :oops: :oops: :oops:
126. ANJARA7
(
28/10/2009 17:33)

sao lazainao fa za aza io xxx mitady combat io?za refa mamoaka hevitra de sahy miseho we za io ,ary aza manononona fivavahana @resaka fialonanatoa izao sao iharan ny hatezeran andriamanitra @tsisy dikany ,fanga ny mpivaavka ANJELY e!.ANJARA7 TIKO aho @maha ANJARA7 ahy fa tsy mitsiriritra ho endrika01 na manja be aza izyMAZAVA! ,ARY ZA TSY MAINTSY MOMBA NY MARINA matoria ry mpiady an tsena a!OUPS!OUPS!
127. ANJARA7
(
28/10/2009 17:40)
ialinirina:
xxx:
Endrika1:
Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a :oops:
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a :-* :-* :-* aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e =D> =D> =D>
Bravo! Mendrika dera ianao satria anananao ny fo mahay mandefitra sy mahay mihaiky ny ny heloka . :-* :-*
Bravo oh !efa olona firy no afa baraka ry ANJARAsns,olona firy no nifamaly @ataonao koa mbola ho bravo ihany no omena anao?nihevitra ny hanala baraka an i endrika01 ianao nefa ianao no hafa baraka fa sady mpamadika namana no be fialonana,mba diniho zay atao @sisa fa fifankatiavana no ilaina eto fa tsy fifandrafesana,ary ho andry ry endrika01,aza manakina na mananatra ankizy fa ny olona zao efa tsy tia fananarana intsony ,zay no mety nahavoa andry mety miseho ho hendry loatra ndry de ataon ny olona hoe mandevitay antsalaka sns...jereo fotsiny zay maano fa izy no hitondra sida hody fa tsy ndry de mifankatiava ry reto a!
MARINA AKY NY ANDRY RY ALINIRINA A! ZANY KA MBA NAMANA
129. kwit
(
29/10/2009 04:56)
ataoko ihany ny tsy hiteny fa tena forum libre tokoa ity eh !
Mahafinatr refa tsy mfanompa fotsiny eh . :-*

130. xxx
(
29/10/2009 05:42)
Hoy ANJARA7
Eo aky ndry no mody tsy mialona a! tsy mialona nefa ny ao am-po fialonana mameno trano.Io no tena mahavoa ny vhv Gasy surtout mba lasa aty an-dafy na mba mahita2 kely.
MANAO ADIN'NY MAKORELA ETSY TSARALALANA NAREO E
fa tsy mitsiriritra ho endrika01 na manja be aza izyMAZAVA
Eo aky ndry no mody tsy mialona a! tsy mialona nefa ny ao am-po fialonana mameno trano.Io no tena mahavoa ny vhv Gasy surtout mba lasa aty an-dafy na mba mahita2 kely.
MANAO ADIN'NY MAKORELA ETSY TSARALALANA NAREO E
131. gassmilay
(
29/10/2009 09:37)
TSSSSSSSS!!!!!!! Aza mano toe-tsain'andevo ry kala! izay adim-behivavy sy fitiavana antsokosoko any ve dia ny lehilahy no antsoina hifandrimbona Tsy ambany saina ohatra ny vehivavy akory ny ulehilahy ry kathia87 a!!! MAZAVA!!!!.
Aza miseho bandy ianao ry kalaxxx115 ,zany bandy zany efa namaly antso na dia tsy revinao aza Endrika1,ny bandy mandrevy foana sao iana io no ary ko tena andevo loha
Te hanao aminy eo marina ka hor efa olona firy ary no afa-baraka ary iza koa ary ty anjara7 may vava ty sa iendrika01 io fa toa izy indray no mitatata manao fisainana makossa???? :twisted: :twisted:
132. pikatti
(
29/10/2009 11:13)
"Je fais parvenir aux clients des hôtels de luxe des albums de photos de jeunes filles, c'est comme vendre de la marchandise". Kamal est proxénète à Beyrouth, un métier en plein essor bien qu'illégal dans un pays où coexistent conservatisme et libertinage:
http://www.france24.com/fr/20090903-sexe-misere-face-cachee-tourisme-liban?pop=TRUE
Mitandrema ry tovovavy Malagasy (l) :*

133. xxx
(
29/10/2009 11:31)
Endrika1:
Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Zà ry reto tsy mba mety afa-po mihintsy @ vadiko a!
Isakin'ny avy miasa izy dia mandray gazety dia eo laozany mamaky miandry sakafo masaka na raha tsy izany dia michat @ ordi foana ,dé refa mba mila azy reny zà dé treromina foana , na dia manao firaisana ary izahay dia zara vao miditra ny azy de maty nefa anie mbola vao 35 ans,
Dia nanapaka hevitra zà fa tsisy fiany ny fianako raha tsy hitia an-tsokosoko,ka le bandy virja reny ve tsy dangy be foana ,dé le vadin'olona reny ve tsy mba fetsifetsy (l) (l) (l) (l)
Raha ty afa-po ianao dia divorce fa tsy mampiady angely eto ô! Efa mba niaraka ianareo vao nivady fa tsy nisy nanery an! Koa dia ndeha misaraka dia eny tsy nisy naratra fa tsy manao cinéma eto hoe tsy hitako izay hatao , na ndeha mitady olona hafa hanaovako fitia antsokosoko!
llasa mampihomehy be ilay mitady fitia antsokosoko sns... patetika hoy ny vazaha fa mihevera dia asaivo milamina ilay ramatoa mpila ady eto io fa vendrana beuhhhhh
136. Mirananirina
(
29/10/2009 13:35)
Hoy i ialinirina:Efa nifona izy koa nahoana moa no mbola manao vava ihany.Hita hoe mbola mitohy ny adinareo izany matoa mbola manao izao.Alefaso ary fa izahay dia hitazana fotsiny manomboka izao.Izay mahery hobiana,izay resy ...... :^) :^) :^)
xxx:
Endrika1:
Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e > > >
Bravo! Mendrika dera ianao satria anananao ny fo mahay mandefitra sy mahay mihaiky ny ny heloka .
Bravo oh !efa olona firy no afa baraka ry ANJARAsns,olona firy no nifamaly @ataonao koa mbola ho bravo ihany no omena anao?nihevitra ny hanala baraka an i endrika01 ianao nefa ianao no hafa baraka fa sady mpamadika namana no be fialonana,mba diniho zay atao @sisa fa fifankatiavana no ilaina eto fa tsy fifandrafesana,ary ho andry ry endrika01,aza manakina na mananatra ankizy fa ny olona zao efa tsy tia fananarana intsony ,zay no mety nahavoa andry mety miseho ho hendry loatra ndry de ataon ny olona hoe mandevitay antsalaka sns...jereo fotsiny zay maano fa izy no hitondra sida hody fa tsy ndry de mifankatiava ry reto a!
MARINA AKY NY ANDRY RY ALINIRINA A! ZANY KA MBA NAMANA
137. xxx
(
29/10/2009 14:08)
Mirananirina:

:lol: :lol: Zah ihany leisy ity Mirana an!Aleo aloha misitrika ato @ xxx e! tsy azoko mihitsy koa ilay resaka lol ny fahitako an'i Endrika1 de te hanao clone mitovy ny ao @ politika saingy diso tetika izy naka ny psn'i endrika01 kay tena giravy be ilay endrika01 koty hihihi , tsy nampoiziny ilay fandehany tato dia naleony nisitaka hiady @ adala lasa adala eo koa hihihihi ; Jereo hitambaran'ny troupen'i endrika01 izy ka nanangna saina fotsifotsy :lol: :lol: :lol: :lol: Sady ny fahitako azy mpandray antendrony be ilay ANJARA7 marary saina
(l) (l)
138. xxx
(
29/10/2009 14:15)

Niditra indray i gaigy tatsy @ pilitika tatsy!
ianao manao xxx io amboniko io no hitako fa gaigy sy marary saina fa miverena any @ pilitikanao any! ramatoa be ity an! dia mitsaboatena fa tena tssss!
139. yukaa
(
29/10/2009 14:21)
Lavabe ny adinareo ato zany e
hoy ialinirina
hoy ANJARA7
-quote]MARINA AKY NY ANDRY RY ALINIRINA A! ZANY KA MBA NAMANA[/quote]
-
hoy xxx
hita be fa olona iray daholo ireo :-@ :-@ :-@ :-@
hoy ialinirina
Bravo oh !efa olona firy no afa baraka ry ANJARAsns,olona firy no nifamaly @ataonao koa mbola ho bravo ihany no omena anao?nihevitra ny hanala baraka an i endrika01 ianao nefa ianao no hafa baraka fa sady mpamadika namana no be fialonana,mba diniho zay atao @sisa fa fifankatiavana no ilaina eto fa tsy fifandrafesana,ary ho andry ry endrika01,aza manakina na mananatra ankizy fa ny olona zao efa tsy tia fananarana intsony ,zay no mety nahavoa andry mety miseho ho hendry loatra ndry de ataon ny olona hoe mandevitay antsalaka sns...jereo fotsiny zay maano fa izy no hitondra sida hody fa tsy ndry de mifankatiava ry reto a
hoy ANJARA7
-quote]MARINA AKY NY ANDRY RY ALINIRINA A! ZANY KA MBA NAMANA[/quote]
-
voa mafy endrika01 raha ANJARA7 za ne efa 11taona ny zanako lahy matoa e!i endrika01 jereo ny sariny fa mbola tovovavy maha te ho tia mampi te hialona!
hoy xxx
Jereo hitambaran'ny troupen'i endrika01 izy ka nanangna saina fotsifotsy
hita be fa olona iray daholo ireo :-@ :-@ :-@ :-@
140. xxx
(
29/10/2009 14:35)
Yukaa wa mangina fa efa resy tany @ politika ka eto koa no hanangana ady eto. Tsy misy izay atahoranay anao eto na avy any japan aza ianao :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@