Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

101. ni81 ( 27/10/2009 09:07)
Ka mazava hoazy fa manombok'izao dia apetrao mazava araky ny pseudon'ireo olona ireo ny dinika,fa tsy faritana be fotsiny hoe : " endrika" nefa ilay olona manana pseudo hoe "endrika" tsy niditra teto akory
Izay no antony nametrahako fanontaniana mantsy ange hoe: i endrika01 ihany ve no Endrika1 e!
Dia avy eo moa nahita sy nahazo ny fanazavana rehetra aho dia teo vao talanjona.
102. endrika01 ( 27/10/2009 09:10)
[quote=Endrika1]
Namaky ny dinikao ao ambany aho aho fa tsy nanompa an-dry akory

Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 12-08-2009 06:15:51
Lohateny : ETSY KELY ANIE E !
Misy namana tadiaviko wa e,io namana io an,efa nametraka dinika tato iany kou,taminy herintaona hoatrizao,ny volana no tsy nitovy angamba!Ka raha sendra hitanareo,any ho any! de ilazao hoe,mitady anao maika be hoe i endrika01 ao aminy dinika mikasika ny fitiavana! Misaotra mialoha

Inona anefa ny olana -nao raha nametraka io hvt io i endrika01!?
fantatrao angah ny resaka ifanaovanay aty ivelany site!?
Mba argument hafa mou tedavina é,mmcceeiiiii q mm ,mampiditra an'io teto!!!! :-D
103. endrika01 ( 27/10/2009 09:12)
ni81:

Ka mazava hoazy fa manombok'izao dia apetrao mazava araky ny pseudon'ireo olona ireo ny dinika,fa tsy faritana be fotsiny hoe : " endrika" nefa ilay olona manana pseudo hoe "endrika" tsy niditra teto akory
Izay no antony nametrahako fanontaniana mantsy ange hoe: i endrika01 ihany ve no Endrika1 e!
Dia avy eo moa nahita sy nahazo ny fanazavana rehetra aho dia teo vao talanjona.

:D
104. xxx ( 27/10/2009 09:50)
Voalaza teo :
Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 12-08-2009 06:15:51
Lohateny : ETSY KELY ANIE E !
Misy namana tadiaviko wa e,io namana io an,efa nametraka dinika tato iany kou,taminy herintaona hoatrizao,ny volana no tsy nitovy angamba!Ka raha sendra hitanareo,any ho any! de ilazao hoe,mitady anao maika be hoe i endrika01 ao aminy dinika mikasika ny fitiavana! Misaotra mialoha

Angaha nisy an'io ndray nosoratan'i endrika01 tssssss tena vorona BE mananelatra enao tsy todin'ny bala plesiko
Tsy mahagaga raha sipa no mpamaly fa tsy bandy hs ha ha

Ka i endrika mantsy milaza fa enao tsisy resaka amour na sex fa mpivavaka BE
hihihi hay efa mpanao antso mitady bandy no ataonao anton-draharaha
i :-D :idea:
105. Endrika1 ( 27/10/2009 15:07)
Ka i endrika mantsy milaza fa enao tsisy resaka amour na sex fa mpivavaka BE

Misy ary tena betsaka ny mpivavaka fopla :oops:

hay efa mpanao antso mitady bandy no ataonao anton-draharaha

Tsy olana amiko mihitsy zany,fa raha nisy azy handrana vitanao tany dé anao izany,tsy ozona na ompa no nataonao ahy fa nandroso soso-kevitra,ary raha tsy mahakasika anao ny dinika nataoko inona no hidirana???

clap clap njy, mahay tsenjery! mahazo bonbon njy @ halloween

Omeo bonbon any koa io ry reto hangina any a hihihihi

Sinon mellllciii @ sopapa rehetra é
:-* :-* :-*
106. Papoose ( 27/10/2009 15:33)
:lol: :lol:
107. ni81 ( 27/10/2009 16:27)
Omeo bonbon any koa io ry reto hangina any a hihihihi
hehehe
108. Mirananirina ( 27/10/2009 16:28)
Hay ve ka izany ilay izy e! hitako no mitovitovy ianareo sy i endrika01 izy koa toa mitady olontiana tsara-maso be koa hono dia mirary soa e! Ny iray izany mijaly ampanambadiana dia ny iray tsy ampy lahy
Mirary soa ho anareo e
Eto no hita fa misy zavatra tiana hanalana baraka olona eto .
109. xxx ( 27/10/2009 18:49)
Mirananirina:

Eto no hita fa misy zavatra tiana hanalana baraka olona eto .
asa i Mirananirina raha maharaka fa izaho aloha dia tena tsy maharaka eh !
Iza daholo aza ireto ?

Endrika1 ? endrika01 ? oliviah ? tsiambaratelo ?

8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
110. kelly13 ( 27/10/2009 21:47)
:-D :-D :-D
111. xxx ( 27/10/2009 22:27)
asa i Mirananirina raha maharaka fa izaho aloha dia tena tsy maharaka eh !
Iza daholo aza ireto ?

Endrika1 ? endrika01 ? oliviah ? tsiambaratelo
ireo izy ireo izany koa! :roll: :^) :^)
112. endrika01 ( 28/10/2009 09:35)
xxx:

asa i Mirananirina raha maharaka fa izaho aloha dia tena tsy maharaka eh !
Iza daholo aza ireto ?

Endrika1 ? endrika01 ? oliviah ? tsiambaratelo
ireo izy ireo izany koa! :roll: :^) :^)

refa tsy maharitra io xxxx manontany io dia mandraisa Train, ^:^
113. Mirananirina ( 28/10/2009 09:59)
Hoy i Mirananirina:

Eto no hita fa misy zavatra tiana hanalana baraka olona eto .

asa i Mirananirina raha maharaka fa izaho aloha dia tena tsy maharaka eh !
Iza daholo aza ireto ?

Endrika1 ? endrika01 ? oliviah ? tsiambaratelo ?

Raha olona tsy naharaka ilay tantara kosa aloha dia fanina mihitsy eh :( Fa izaho aloha dia maharaka tsara hoe inona no tian'ny mpanoratra hambara :/ :/ Dia izay.
114. Endrika1 ( 28/10/2009 11:17)
Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a :oops:
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a :-* :-* :-* aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e =D> =D> =D>
115. maeva74 ( 28/10/2009 11:55)
Hoy i endrika01

Ny vy tsy mikitrana irery mazava hoazy

Nanaraka sy namaky teo aloha teo de niverina indray e! Tsy mikitrana irery marina ny vy fa ao raha e! Azoazoko ny tian'i Endrika1 ahatongavana , te hampita hafatra @ endrika01 izy ka nindrana ny pseudoany ary mety ho vazivazy ilay izy nefa lasa zary tenany moa ny mpitsabaka dinika sy ny mpanararaotra misy koa dia nitatra ny resaka de nitatra tokoa ka lasa tantara kely dia tonga daholo samy nanome ny famerim-bolany ho an'i endrika avokoa saingy tsy niseho nivantana fa niafina tao @ xxx nohon'ny antony tsy de hidirako loatra satria matoa nisy sy natao ny xxx dia ara-dalàna eto @ sehatra fifandraisana izany, ary matoa ity sehatra ity nasiana hoe " pseudo" dia misy antony ao, safidin'ny tsirairay ny mampiseho ny sariny eto na ny toerana fiaviany na ny momba azy manokana kanefa ao ireo namana te higafy na te hisehoseho hoe zah ngeh mahafantatra an-dranona sy ra-anona dia izay tiako atao dia mety avokoa na tsy hihera @ilay tompony aza aho kanefa tsy tsapan'ilay mpametraka dinika fa mety handratra an'ilay olom-pantara ny fametrahany ny anarany @ ilay dinika na ny momba azy dia izay no maha-tonga ilay olana.
Mba tsy hilazako hoe naman'i endrika01 aho no nandraisako anjara @ ity dinika ity satria tsy nizara 2 toy ny bibilava ny lelako fa nataon' ilay Nahary ho tokana ihany , ny dikan'izany sady tsy momba ny atsy aho no tsy momban'ny aroa fa dia Lesona ho an'ny tsirairay izao . @ manaraka fadio ny kitonitonina anaran'olona @ dinika hafa na ny toerana misy azy na ny fomba fiainany fa io no olana lehibe . @ seho ohatr'izao no ahalalana marina hoe :" iza no tena namana sy ny mody namana " namany ianao satria misy hitadiavany anao tsy namany ianao rehefa tsy manohina azy @ dinika apetrany sns.
Somary lava koa ilay izy ka dia hialana tsiny e!
Mirary fahombiazana ho an'ny tsirairay.
Maeva74
:-*
116. xxx ( 28/10/2009 12:29)
Hoy Kathia87
Ary ny ato koa ny lhl tsisy mamely ,mampiresaka daholo nefa io Endrika mitady torohevitra dia ry zalahy isany moana mianakavy ,

TSSSSSSSS!!!!!!! Aza mano toe-tsain'andevo ry kala! izay adim-behivavy sy fitiavana antsokosoko any ve dia ny lehilahy no antsoina hifandrimbona =)) =)) =)) Tsy ambany saina ohatra ny vehivavy akory ny lehilahy ry kathia87 a!!! MAZAVA!!!!.
117. xxx ( 28/10/2009 12:49)

DRYYYYYYY! Fa inn ty nanjo dia mivatravatra beuh !Sahala @ mbô ambony saina izany ity oll mpanambany olona! Mafy be angaha ny nitsako ilay liona saaaa?????
118. Tenio ( 28/10/2009 14:14)
Mitady hivadika ho combat le adihevitra, hohoho :-D :-D
119. Mirananirina ( 28/10/2009 14:18)
Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e > > >
=D> =D> =D>
120. xxx ( 28/10/2009 14:51)
Endrika1:

Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a :oops:
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a :-* :-* :-* aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e =D> =D> =D>

Bravo! Mendrika dera ianao satria anananao ny fo mahay mandefitra sy mahay mihaiky ny ny heloka . :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1537