Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

41. xxx ( 25/10/2009 06:32)
xxx:

Mahatsiaro voatsindrona ve i endrika???
Mazava anie ny zavatra tian'i Endrika lazaina ,tsy haiko aloha fa zah tsy mahita soson-kevitra dia aleoko mangina toa izay avy fofona,hotran'i endrika mipôrna :-D



endrika01! Nahoana tokoa indry no misafoaka toy izao e! Mampalahelo tokoa ilay rahavavy e! sao mba rahavavind-dry hafa any antsirabe io ankoatran'i Olivia e! na i Olivia ihany no mitaraina eto fa tsy tantiny ny ataondry miditra lalina @ fiainany ohatra???? E§E§ izay no anaovako xxx fa tsy laitrako ilay miditra afera @ ity tantara ity. Courage ry Endrika1 ô! :-* :-* :-* :-*
42. oliviah ( 25/10/2009 09:28)
Mangataka ny Adminstratif Mr:HERY azafady ny tenako i Oliviah,hanafoana tanteraka ity dinika ity!mampalahelo ny toen-tsain'ireo mpisera ankehitriny!angamba efa leo ny adilahy politika ka ny fiainam-pianakavianay no haratsiana eto!

Azafady indrindra Mr: le mpiandraikitra,fa tafahoatra loatra ny fialonana an'i endrika 01 ka ampiasain'ireo marary anaty ,ny hevitra rehetra,hanaovana izay ahaleo monina azy ato angamba.
nefa koa tadidio hoanareo izay misaina,maizimaizina ,fa iny zokiko iny tsy mihemotra na inona ,na inona katsahinareo atao,fantatro tsara izany!
ianareo iany no ho vizana eo.

Ary ny fanendrikendrehana fianakaviana iray amin'ny zavatra tsy ataony na tsy ihainany dia mitondra anao eo anivon'ny fitsarana!

angamba tsotra izy dia izay tianareo atao dia ataonareo,fitiavana ny azy ny hamaliany ny dinika apetrakin'ny namana!

Ka raha mpivavaka iany ianareo rehetra namaly dinika,sy midikiditra aminy fiainany hafa ireo,dia matahora an'ilay atahorako ao ambony ao.

Indro aho eto I oliviah,makaiza loatra ny fomba fisainanareo koa ny olona tsy manantsuiny no atao resaka,sy hamoronana izao resaka mamoafady izao,

eny najanoko mahitsy ny famaliako ireo hafatro manokana,mitandavana be,
mba ahafahako miditra etoamin'ity dinika ity!

Azafady indrindra tompoko fa notaizana tamin'ny fivavahana,sy fahamendrehana ny aty,fa tsy mba toa anareo ireo!


Miangavy ny mpiandraikitra hiojery akaiky ity dinika ity!




Misaotra tompoko! Oliviah!
43. oliviah ( 25/10/2009 09:40)
xxx:

endrika01:

Endrika1:

ni81> rahavaviko ihany i endrika01,fa mba mila ny torohevitra avy @ namana sy sakaiza akia. Tsy tantiko intsony
:oops:



Zah aza ampidipidirina @ resaka tsy mamelinareo any mintsy,ary zah tsy manana rahavavy mipôrne zany,tokony tsy nanambady enao zany fa nandeha nivaro-tena ,refa tsy afa-po @ vadinao,de zah kou aza atao fitaovana eto @ resaka fitia an-tsokosoko nareo any!

Refa itady morsa de mba hafahafa ny dinika apetrao!!!!

Aza mitomany ho rahavaviko akory,na we resaka ps saiky nityovitovy,na we samy mba vhv eto @ serasera,aza ampidipidir4ina mintsy @resakareo ny pseudo-ko MAZAVA.



ô!endrika01! aza mba ahilika toy izao kosa aky izy raha rahavavindry an! Mampalahelo be izy izy ary tsy menatra milaza izay manjo azy mety efa alohalika ny rano, Mba eritrereto ihany e!



Tena rariny i Zoky (endrik01) raha miteny eo ambony fa mipôrne ilay nametraka dinika
Raha te hahalala ihany kou io mitapitapy io,dia manana zandry vavy kely 21ans manana vady 23ans,zahay!mpivavaka be sy olona matahotra an'Atra mipetrapetraka kely,ary manaja vady

raha misy te hiditra ho rahavavinay an-tsokosoko dia .voalohany indrindra ,mahaiza mitondra tena!fa tena mahamenatra be mihitsy io resaka filana ara-nofo resahinao io
Mialatsiny aho fa angamba ny anao ny vody no misaina,ny anay misaina aloha,vao mieritreritra izany filana ara-nofo izany!
44. xxx ( 25/10/2009 10:26)
Hita mihitsy kosa aloha fa somary misy resaka tsy mazava ilay Endrika1 raha mitaha @ ilay endrika 01 e! :roll:
45. xxx ( 25/10/2009 10:26)
Hita mihitsy kosa aloha fa somary misy resaka tsy mazava ilay Endrika1 raha mitaha @ ilay endrika 01 e! :roll: 8O
46. endrika01 ( 25/10/2009 10:37)
oliviah:

Mangataka ny Adminstratif Mr:HERY azafady ny tenako i Oliviah,hanafoana tanteraka ity dinika ity!mampalahelo ny toen-tsain'ireo mpisera ankehitriny!angamba efa leo ny adilahy politika ka ny fiainam-pianakavianay no haratsiana eto!

Azafady indrindra Mr: le mpiandraikitra,fa tafahoatra loatra ny fialonana an'i endrika 01 ka ampiasain'ireo marary anaty ,ny hevitra rehetra,hanaovana izay ahaleo monina azy ato angamba.
nefa koa tadidio hoanareo izay misaina,maizimaizina ,fa iny zokiko iny tsy mihemotra na inona ,na inona katsahinareo atao,fantatro tsara izany!
ianareo iany no ho vizana eo.

Ary ny fanendrikendrehana fianakaviana iray amin'ny zavatra tsy ataony na tsy ihainany dia mitondra anao eo anivon'ny fitsarana!

angamba tsotra izy dia izay tianareo atao dia ataonareo,fitiavana ny azy ny hamaliany ny dinika apetrakin'ny namana!

Ka raha mpivavaka iany ianareo rehetra namaly dinika,sy midikiditra aminy fiainany hafa ireo,dia matahora an'ilay atahorako ao ambony ao.

Indro aho eto I oliviah,makaiza loatra ny fomba fisainanareo koa ny olona tsy manantsuiny no atao resaka,sy hamoronana izao resaka mamoafady izao,

eny najanoko mahitsy ny famaliako ireo hafatro manokana,mitandavana be,
mba ahafahako miditra etoamin'ity dinika ity!

Azafady indrindra tompoko fa notaizana tamin'ny fivavahana,sy fahamendrehana ny aty,fa tsy mba toa anareo ireo!


Miangavy ny mpiandraikitra hiojery akaiky ity dinika ity!




Misaotra tompoko! Oliviah!



oliviah> P+1 ky zandry an,sendra anizay tsy misaina afa-tsy SEX,mampaloiloy na ny miara-mitafa aminy eto aza!!!! tsy mahay manaja ny tempolin'Andriamanitra.
miseho we rahavavintsika nefa na ny nom de famille tsika ary tsy hainy akory!!!!

Raha ny eto Beyrouth ndray de ireo Communauté rery ihany no mahalala an'io
ka raha vao misy mitsidika eo,dia hoavy amzay ny ...............


FAMPITANDREMANA NY DIKAN"IO ..........IO RY ZAREO!!!!!!!!


Raha any @ site hafa njay!!!!!!!tsy adala akory ny aty fa nomena saina hatsilo ka tsy hisy mitsy ny hitonatonana hametraka ny vrai nom any,Hiiiiiiiiiiiiiiii
47. xxx ( 25/10/2009 13:37)
matsilo saina i Endrika ?
inona moa ny dikany Athé ? , tadidin toi ve ?
:-D :-D
48. ANJARA7 ( 25/10/2009 14:07)
Fa maninona kosa anefa raha tsy manao toe tsaina maramara e!maninona no misandoka psedo sy sari tavan olona ,aza kivy @zany aky ry ENDRIKAO1 fa zahay naman dry mahalala tsara ny momban dry sy ny fitondra tenan dry a!ary averiko foana dfa matoa ndry enjehina sy hialonana de sady manja no efa lasa lavitra ,sa tsy zany?courage aky ENDRIKA01 !za tsy mila mamaly ny resaka hafa2 sy misy hevitra mara2 toa itony fa manala baraka ny SERA2 sy ny tompon andraikitra ,tsy zavatra toa izao angamba ny tanjona t@nanokafana ity site ity tsisy mpikambana intsony eto raha ny zavatra toa izao no mitohy mirary soa daholo ry namana a!ANJARA7 zokinareo
49. Mirananirina ( 25/10/2009 17:16)
Mangataka ny Adminstratif Mr:HERY azafady ny tenako i Oliviah,hanafoana tanteraka ity dinika ity!mampalahelo ny toen-tsain'ireo mpisera ankehitriny!angamba efa leo ny adilahy politika ka ny fiainam-pianakavianay no haratsiana eto
Fa maninona kosa anefa raha tsy manao toe tsaina maramara e!maninona no misandoka psedo sy sari tavan olona ,aza kivy @zany aky ry ENDRIKAO1 fa zahay naman dry mahalala tsara ny momban dry sy ny fitondra tenan dry a!ary averiko foana dfa matoa ndry enjehina sy hialonana de sady manja no efa lasa lavitra ,sa tsy zany?courage aky ENDRIKA01 !za tsy mila mamaly ny resaka hafa2 sy misy hevitra mara2 toa itony fa manala baraka ny SERA2 sy ny tompon andraikitra ,tsy zavatra toa izao angamba ny tanjona t@nanokafana ity site ity tsisy mpikambana intsony eto raha ny zavatra toa izao no mitohy mirary soa daholo ry namana a!ANJARA7 zokinareo
Resaka hafahafa mihitsy izy ity.
50. Mirananirina ( 25/10/2009 17:22)
Fa kosa aloha marina mihitsy fa tsy tokony hisy izao satria amiko ny endrika1 sy endrika 01 dia mitovy 1=01=001,tokony tsy nanaiky ny mpikarakara nampiditra an'i endrika1.En plus saritava mitovy.Tokony endrika2.
51. xxx ( 25/10/2009 17:35)
Inona ary no rarahiana zé hoe mitovy sy mitovy2 e!!!!
Tsy zay zavatra lazainy no jerena c tout!!!
Eo de lany fotoana miaro tena no manaratsy an'Endrika1 efa mampalahelo ,sa ianareo koa refa mandefa dinika de haratsiana de ho tianareove??? :oops: :idea:
52. xxx ( 25/10/2009 19:04)
Inona ary no rarahiana zé hoe mitovy sy mitovy2 e!!!!
Tsy zay zavatra lazainy no jerena c tout!!!
Eo de lany fotoana miaro tena no manaratsy an'Endrika1 efa mampalahelo ,sa ianareo koa refa mandefa dinika de haratsiana de ho tianareove???
Lé anankiray kosa ve mangalatra avatar t@ voalohany dia tsy tokony ho jerena hoe inona no antony ry xxx50 a?
53. terrywiui ( 25/10/2009 20:49)
Ny avatar ve marque déposé???Ireo tsisy avatar rehetra ireo ve tsy mitovy daholo izany???
Efa hainareo endrika01 sy Endrika koa inona no handatsana an'i Endrika sa olona iray ihany ny mitondra hoe Rakoto na Rabe na Rasoa???
Ny maramara saina ihany no enjehin'ny eritreriny
Aza kivy Endrika mampahery anao foana ny namana serasera :* =D>
54. kathia87 ( 25/10/2009 23:37)
Lohateny : Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko
Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao

Efa nitranaga t@ fianako io toe-javatra voalazanao eo ambony io Endrika a,fomba fiteny ihany moa le hoe aleo vita divorsa toa izay ratsy fiarahana @ olona tsy tianao akory
Aza mbola maika aloha ianao ny handray izany tapa-kevitrao izany kanefa kosa raha tsisy fiovana mihintsy ilay olona iarahanao dia hisaraho,ianao mbola tanora ary misy foana any ho any ho anjaranao,arak'ilay fitenin-drazantsika hoe "vodintsobika aza manan-tadrify"
:-*
55. Endrika1 ( 26/10/2009 01:31)
Namaky ny dinikao ao ambany aho aho fa tsy nanompa an-dry akory

Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 12-08-2009 06:15:51
Lohateny : ETSY KELY ANIE E !
Misy namana tadiaviko wa e,io namana io an,efa nametraka dinika tato iany kou,taminy herintaona hoatrizao,ny volana no tsy nitovy angamba!Ka raha sendra hitanareo,any ho any! de ilazao hoe,mitady anao maika be hoe i endrika01 ao aminy dinika mikasika ny fitiavana! Misaotra mialoha


Hoy i oliviah

-
raha misy te hiditra ho rahavavinay an-tsokosoko dia .voalohany indrindra ,mahaiza mitondra tena!fa tena mahamenatra be mihitsy io resaka filana ara-nofo resahinao io

Raha nanoratra an'io dinika io ve ianao dia nataoko hoe niporna :idea: ny rahavavinao ara-nofy?
Rehefa zà ve no manokatra dinika dé tsy mahay mitondra tena?

-
Zah aza ampidipidirina @ resaka tsy mamelinareo any mintsy,ary zah tsy manana rahavavy mipôrne zany,tokony tsy nanambady enao zany fa nandeha nivaro-tena ,refa tsy afa-po @ vadinao,de zah kou aza atao fitaovana eto @ resaka fitia an-tsokosoko nareo any!

Mpivavaka be sy olona matahotra an'Atra mipetrapetraka kely,ary manaja vady daholo ianareo kah

-
Raha te hahalala ihany kou io mitapitapy io,dia manana zandry vavy kely 21ans manana vady 23ans,zahay!mpivavaka be sy olona matahotra an'Atra mipetrapetraka kely,ary manaja vady

hoy endrika01
-
miseho we rahavavintsika nefa na ny nom de famille tsika ary tsy hainy
akory!!!!

Tsisy hidirako zany ary tsy mpidoka-tena akory ny tenako azafady

-
Mialatsiny aho fa angamba ny anao ny vody no misaina,ny anay misaina aloha,vao mieritreritra izany filana ara-nofo izany

Tsy mbola nanompa olona akory no nidirako teto ,fa tano ho anareo tsara taiza sy mpivavaka any zany ompa zany azafady
56. Endrika1 ( 26/10/2009 01:35)
xxx10>misaotra anao na rahavavy ianao io na anadahy,noraisiko @ fo madio ny soso-kevitrao

Rehefa manao an'zany izy de aza raraina koa refa tonga ao an-trano. Rehefa te hanao iny izy de teneno oe za tsy envie oe ! Tsy miavonavona @ enao a ! Fa manao froide be fotsiny . Andramo kely ndray zay , fa ny bandy tsy mazaka ndraindray de manambitamby. Za koa efa manabady, de efa nandramako io fa nety. De ra ohatra hitady bandy enao de aza mitady le olona tsy fantatra reny fa aleo mba olona efa itanao maso, sy mba fantapatatra reny. (toro-hvt io, fa ra za enao a ! aza manao an'zany fa tsy mety.
Resaho izy , de teneno @ le problème, fa matetika ko ne misy zavatra natao tsika vevavy tsy zakany de zay matonga anio é ! Ohatra zao oe mety fantany enao oe namitaka azy, t@ enao niaraka t@ le bandy t@ meetic. Betsaka é ! no azo eritreretina fa ny miresaka iany no tena solution aingana.
:-*
57. Endrika1 ( 26/10/2009 01:37)
hoy Ratoa
tereo retsy hanao adidy isan'andro â! Isan'andro tsy tapaka dia antsoy hanao adidy dia soraty anaty agenda ny fandehan-javatra rehetra. Dia ho hitanao eo ny marina: raha manana any ivelany izy dia tsy havita ary tsy maintsy andà na hitady prétexte. Dia araho amin'ny onjany koa. raha mamaky gazety dia mba mamakia koa gazety, raha matory dia matoria koa, raha mi-tchat dia mba manaova koa ka raha iray ihany ny ordi dia mitadiavan ohatra mihindràma. Dia tsy maintsy ho vaky ny nafenina satria tsy maintsy hisy réaction.
Aza manao izany fitia afenina izany na filan'ny nofo fotsiny izany fa manimba anao izany. Manjary tsy misy dikany aminao intsony ny firaisana aman'olona any aoriana any.
Fa angaha koa ianao tavin'drano maoloto ka atao izany?
Hajao ny tenanao!

Misaotra akia, rahavavy tokoa ,afaka tsakotsakoiko tsara tokoa io hevitra aroson-dry io :-*
58. Endrika1 ( 26/10/2009 01:43)
Hoy ni81
tsy ilay sary avatar no no resahiko ka! Noheveriko fa olona iray ihany ianareo dia izay no antony nilazako satria hitan'ilay havan'ilay bandy ny sary (ary @ tahirin-tsary).

Tsy mpampidera sary ato akory zà akia izany no tsy nahazahoako an'ilay hafatrao fa azafady é :-*
59. Endrika1 ( 26/10/2009 01:47)
"vodintsobika aza manan-tadrify"

Misaotra akia kathia87 a :-*
60. xxx ( 26/10/2009 05:53)
Endrika1:

xxx21> afaka handefasanao hafatra ve zah atsy ambadika azafady :-*



Aiza ilay atsy ambadika? ary to nivadika fifamalina ilay izy :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093