Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

21. Endrika1 ( 23/10/2009 12:56)
aleony manao "guerre froide" fotsiny tsotra izao.

ni81 hotran'izay mintsy ny ataony ato ,mila tôra,nefa efa nolazaiko io ambony io ny tena olako,tsy sahy ny hiala eto aho raha tsy mba efa mety tsara ny paikako,
ni81>ilaiko anie io na hampahery ahy na @ inona fa raha izao no mitohy tsy fantako intsony :oops:
22. xxx ( 23/10/2009 13:53)
ok!!!!! valiko ny antso ndry za mbandy kely tsy manambay efa miasa sady matanjaka tsara Officier sortant ny ACMIL Antsirabe za; fa fiarahana antsokosoko araka ny voalazandry fa tsy vadyan! za manko mbola tsy tehanambady fa mbola manala azy sady mbola kely 26ans 1m74 79KG
23. Endrika1 ( 23/10/2009 14:35)
xxx21> afaka handefasanao hafatra ve zah atsy ambadika azafady :-*
24. ni81 ( 23/10/2009 15:11)
Mirana> Manana sakaiza izy angamba fa misy namako vavy milaza fa misy bandy niaraka taminy manjaitra tànana de mapiasa an'ireny kapoty reny mba tsy handoto ny patalohany
be havana be ry zareo ,ary miseha mikarakara anah mafy ery izy refa any @ havany any,de milaza mihintsy ary ny fianakaviany fa sambatra hono zah manana vady toa io
Hisaraka anie Mirana mora e,fa ho aiza zah vavitokana ny RAD any Mada,
sao ho latsa no ahazo ,aza hotako

HS kely indray ity: indry misy sary io ange ka mety hitan'ny havany sy fantany eto ny tantara rehetra e! Hum tandremo! 8)
25. Endrika1 ( 23/10/2009 15:37)
ni81> ovaiko io fa adinoko ,nefa maba efa novaiko ihany ny ps-ko
merci akia manana zoky vavy mihintsy aho manana anao ,
xxx21>miandry le hafatra o :-*
26. ni81 ( 23/10/2009 18:30)
ni81> ovaiko io fa adinoko ,nefa maba efa novaiko ihany ny ps-ko
merci akia manana zoky vavy mihintsy aho manana anao
de rien! Tsy ilay avatar ange izany e! Jereo ny hafatra.
27. Papoose ( 23/10/2009 18:39)
:lol:
28. Ratoa ( 23/10/2009 22:29)
tereo retsy hanao adidy isan'andro â! Isan'andro tsy tapaka dia antsoy hanao adidy dia soraty anaty agenda ny fandehan-javatra rehetra. Dia ho hitanao eo ny marina: raha manana any ivelany izy dia tsy havita ary tsy maintsy andà na hitady prétexte. Dia araho amin'ny onjany koa. raha mamaky gazety dia mba mamakia koa gazety, raha matory dia matoria koa, raha mi-tchat dia mba manaova koa ka raha iray ihany ny ordi dia mitadiavan ohatra mihindràma. Dia tsy maintsy ho vaky ny nafenina satria tsy maintsy hisy réaction.
Aza manao izany fitia afenina izany na filan'ny nofo fotsiny izany fa manimba anao izany. Manjary tsy misy dikany aminao intsony ny firaisana aman'olona any aoriana any.
Fa angaha koa ianao tavin'drano maoloto ka atao izany?
Hajao ny tenanao!
29. maeva74 ( 24/10/2009 08:14)
Endrika1:

Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Zà ry reto tsy mba mety afa-po mihintsy @ vadiko a!
Isakin'ny avy miasa izy dia mandray gazety dia eo laozany mamaky miandry sakafo masaka na raha tsy izany dia michat @ ordi foana ,dé refa mba mila azy reny zà dé treromina foana , na dia manao firaisana ary izahay dia zara vao miditra ny azy de maty nefa anie mbola vao 35 ans,
Dia nanapaka hevitra zà fa tsisy fiany ny fianako raha tsy hitia an-tsokosoko,ka le bandy virja reny ve tsy dangy be foana ,dé le vadin'olona reny ve tsy mba fetsifetsy (l) (l) (l) (l)



:arrow: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: Inona ity re olona ô! :oops:
30. endrika01 ( 24/10/2009 08:20)
nib1> tsy zah velively ny endrika1 nareo obsede ny sex io!
31. endrika01 ( 24/10/2009 08:27)
Endrika1:

ni81> rahavaviko ihany i endrika01,fa mba mila ny torohevitra avy @ namana sy sakaiza akia. Tsy tantiko intsony
:oops:



Zah aza ampidipidirina @ resaka tsy mamelinareo any mintsy,ary zah tsy manana rahavavy mipôrne zany,tokony tsy nanambady enao zany fa nandeha nivaro-tena ,refa tsy afa-po @ vadinao,de zah kou aza atao fitaovana eto @ resaka fitia an-tsokosoko nareo any!

Refa itady morsa de mba hafahafa ny dinika apetrao!!!!

Aza mitomany ho rahavaviko akory,na we resaka ps saiky nityovitovy,na we samy mba vhv eto @ serasera,aza ampidipidir4ina mintsy @resakareo ny pseudo-ko MAZAVA.
32. xxx ( 24/10/2009 09:38)
Menatra angamba i endrika01 ry reto amin'ity rahavavany ity dia modiany tsy fantatra. Nefa ange tena hitako hoe manàna courage be ity rahavavany ity, sahy mamboraka amintsika eto ny zavatra mahazo azy e (azafady, ny zavatra tsy mahazo azy no tena marina).
33. ni81 ( 24/10/2009 11:28)
Aza mitomany ho rahavaviko akory,na we resaka ps saiky nityovitovy,na we samy mba vhv eto @ serasera,aza ampidipidir4ina mintsy @resakareo ny pseudo-ko MAZAVA.
izay ange no antony nametrahako fanontaniana tery ambony e! :roll:
34. Endrika1 ( 24/10/2009 12:04)
xxx31>Ny omby mahia tsy lelafin-kavana,ary tsy mahadiso ahy ny ahy raha ravaviko i endrika01 na inona ozona lazainy 8O
35. Mirananirina ( 24/10/2009 13:00)
Zah aza ampidipidirina @ resaka tsy mamelinareo any mintsy,ary zah tsy manana rahavavy mipôrne zany,tokony tsy nanambady enao zany fa nandeha nivaro-tena ,refa tsy afa-po @ vadinao,de zah kou aza atao fitaovana eto @ resaka fitia an-tsokosoko nareo any!

Refa itady morsa de mba hafahafa ny dinika apetrao!!!!

Aza mitomany ho rahavaviko akory,na we resaka ps saiky nityovitovy,na we samy mba vhv eto @ serasera,aza ampidipidir4ina mintsy @resakareo ny pseudo-ko MAZAVA.
xxx31>Ny omby mahia tsy lelafin-kavana,ary tsy mahadiso ahy ny ahy raha ravaviko i endrika01 na inona ozona lazainy
Ny mahagaga anie dia ity e,io saritavanao io ry endrika01,no nentin'i endrika1 taminy voalohany teto.Izany hoe misy hifandraisany ve ianareo ,na olona mahafantatra anao tsara koa i endrika1.Fa te hitovy mafy aminao mihitsy.Misy tsy miady kosa aloha ao eh :roll: :roll: :roll:
36. Endrika1 ( 24/10/2009 15:11)
Tsy te hi-polémique @io hoe endrika io mintsy akory no nidirako teto,tsia sanatria,ny fantako fotsiny dia tsy mazava tsara amiko raha zà no lazain-dry fa mipôrna nefa mifanohitra BE @ zay lazainao zany ny fitondran-tenako
Tsy mbola nisipasipa hotranao akory aho
Maninona moa i endrika no tsy mety hiresaka? Satria ve matahotra ianao :idea:
Torohevitra no ilaiko fa tsy latsa ry endrika01 MAZAVA
Tsy ny sipanao an-tsokosoko ihany koa no eritreretiko!!!
37. Endrika1 ( 24/10/2009 15:26)
Azafady ry zareo a ,nanafitohina ahy le voalaza teo :oops:
Zah anie tsy afaka mijanona eto @ ty ordi ty fa jerevany daholo izay nataoko rehetra,sao mba misy afaka manomé hevitra ianareo ny hataoko tsy ho hitany

Ratoa>Namana tokoa ianao ,@ zao fotoan-tsarotra izao no tena ahalalako fa misy namana foana manampy sy mampahery,Novakiko tsara io hafatrao eo ambony io ary ho hataoko

ni81>tsy azoko tsara akia le tianao resahina @ sary :idea:

Mirana>fantatro i endrika rahavaviko,tsy hilaza zavatra firy ny aminy akory aho
Aleoko mangina ny azy azy ihany tsy hidirako ,toro hevitra no nidirako teto
38. ni81 ( 24/10/2009 15:54)
Ny mahagaga anie dia ity e,io saritavanao io ry endrika01,no nentin'i endrika1 taminy voalohany teto.Izany hoe misy hifandraisany ve ianareo ,na olona mahafantatra anao tsara koa i endrika1.Fa te hitovy mafy aminao mihitsy.Misy tsy miady kosa aloha ao eh
i endrika01 milaza fa tsy mpihavana izy ireo! :roll:
Mirana>fantatro i endrika rahavaviko,tsy hilaza zavatra firy ny aminy akory aho
Aleoko mangina ny azy azy ihany tsy hidirako ,toro hevitra no nidirako teto
dia izay izany!
ni81>tsy azoko tsara akia le tianao resahina @ sary
tsy ilay sary avatar no no resahiko ka! Noheveriko fa olona iray ihany ianareo dia izay no antony nilazako satria hitan'ilay havan'ilay bandy ny sary (ary @ tahirin-tsary).
39. xxx ( 24/10/2009 15:55)
endrika01:

Endrika1:

ni81> rahavaviko ihany i endrika01,fa mba mila ny torohevitra avy @ namana sy sakaiza akia. Tsy tantiko intsony
:oops:



Zah aza ampidipidirina @ resaka tsy mamelinareo any mintsy,ary zah tsy manana rahavavy mipôrne zany,tokony tsy nanambady enao zany fa nandeha nivaro-tena ,refa tsy afa-po @ vadinao,de zah kou aza atao fitaovana eto @ resaka fitia an-tsokosoko nareo any!

Refa itady morsa de mba hafahafa ny dinika apetrao!!!!

Aza mitomany ho rahavaviko akory,na we resaka ps saiky nityovitovy,na we samy mba vhv eto @ serasera,aza ampidipidir4ina mintsy @resakareo ny pseudo-ko MAZAVA.



ô!endrika01! aza mba ahilika toy izao kosa aky izy raha rahavavindry an! Mampalahelo be izy izy ary tsy menatra milaza izay manjo azy mety efa alohalika ny rano, Mba eritrereto ihany e!
40. xxx ( 24/10/2009 20:09)
Mahatsiaro voatsindrona ve i endrika???
Mazava anie ny zavatra tian'i Endrika lazaina ,tsy haiko aloha fa zah tsy mahita soson-kevitra dia aleoko mangina toa izay avy fofona,hotran'i endrika mipôrna :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088