Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

1. Endrika1 ( 22/10/2009 13:40)
Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Zà ry reto tsy mba mety afa-po mihintsy @ vadiko a!
Isakin'ny avy miasa izy dia mandray gazety dia eo laozany mamaky miandry sakafo masaka na raha tsy izany dia michat @ ordi foana ,dé refa mba mila azy reny zà dé treromina foana , na dia manao firaisana ary izahay dia zara vao miditra ny azy de maty nefa anie mbola vao 35 ans,
Dia nanapaka hevitra zà fa tsisy fiany ny fianako raha tsy hitia an-tsokosoko,ka le bandy virja reny ve tsy dangy be foana ,dé le vadin'olona reny ve tsy mba fetsifetsy (l) (l) (l) (l)
répondu par andy2016 le 07/03/2016 09:30
2. xxx ( 22/10/2009 14:07)
Ny ahy akia sady miloka no mbola miboboka sady mikapoka,manomé hevitra enao fa efa ho 15ans zay no niaraka,fa t@ zà nanao vakansa tany Dago t@ taona lasa no niarahako t@ boaikely zay ,tsy dia hitako loatra aloha le fafiny fa maika be zany izy hotran'ny hoe tsisy fotoana :oops:
3. Mirananirina ( 22/10/2009 14:38)
Dia eto ve aky ndry no hitady???Mahamenatra ihany lahy.Matoa izy tsy mahavita intsony dia midika fa tsy tiany izany ianao fa tsy hoe 35ans dia tsy mahavita,araka ny hevitro aloha.Na koa marary izy.
4. Endrika1 ( 22/10/2009 15:44)
Ka zà anie Mirana efa niaraka t@ olona hitako tao @ meetic e,enim-bolana fotsiny no niarahanay fa tsy vitan'ny firaisana tsotra fa veta be le asainy ataoko de tsy mety aho,de vita teo ny fiarahanay sady tsy voako ntsony le vvahiny fa eto no misy gasy tsy mety azoko foana ny tena pasiny nefa mba tiko mafy ery le bandy :oops:
5. ni81 ( 22/10/2009 18:11)
Hs: endrika01 ihany ve aloha no Endrika1 e? :roll:
6. Endrika1 ( 22/10/2009 20:48)
ni81> rahavaviko ihany i endrika01,fa mba mila ny torohevitra avy @ namana sy sakaiza akia. Tsy tantiko intsony
:oops:
7. kelly13 ( 22/10/2009 20:58)
miala tsiny fa za tnga d nihomehy

inn re torohevitra azo omena anao ry endrika1 e?
8. sitlo ( 22/10/2009 21:26)
Dia ilay gazety indray ve no ilaozany vakiana. :-w
9. simplex ( 22/10/2009 21:57)

fahasoavan'A/tra ve ity sa in :lol:

cheesy...
:-w
10. Papoose ( 22/10/2009 22:13)
:lol:
11. xxx ( 23/10/2009 06:00)
Rehefa manao an'zany izy de aza raraina koa refa tonga ao an-trano. Rehefa te hanao iny izy de teneno oe za tsy envie oe ! Tsy miavonavona @ enao a ! Fa manao froide be fotsiny . Andramo kely ndray zay , fa ny bandy tsy mazaka ndraindray de manambitamby. Za koa efa manabady, de efa nandramako io fa nety. De ra ohatra hitady bandy enao de aza mitady le olona tsy fantatra reny fa aleo mba olona efa itanao maso, sy mba fantapatatra reny. (toro-hvt io, fa ra za enao a ! aza manao an'zany fa tsy mety.
Resaho izy , de teneno @ le problème, fa matetika ko ne misy zavatra natao tsika vevavy tsy zakany de zay matonga anio é ! Ohatra zao oe mety fantany enao oe namitaka azy, t@ enao niaraka t@ le bandy t@ meetic. Betsaka é ! no azo eritreretina fa ny miresaka iany no tena solution aingana.
12. xxx ( 23/10/2009 07:53)
Endrika1:

Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Zà ry reto tsy mba mety afa-po mihintsy @ vadiko a!
Isakin'ny avy miasa izy dia mandray gazety dia eo laozany mamaky miandry sakafo masaka na raha tsy izany dia michat @ ordi foana ,dé refa mba mila azy reny zà dé treromina foana , na dia manao firaisana ary izahay dia zara vao miditra ny azy de maty nefa anie mbola vao 35 ans,
Dia nanapaka hevitra zà fa tsisy fiany ny fianako raha tsy hitia an-tsokosoko,ka le bandy virja reny ve tsy dangy be foana ,dé le vadin'olona reny ve tsy mba fetsifetsy (l) (l) (l) (l)


Hay ve ka izany ilay izy e! hitako no mitovitovy ianareo sy i endrika01 izy koa toa mitady olontiana tsara-maso be koa hono dia mirary soa e! Ny iray izany mijaly ampanambadiana dia ny iray tsy ampy lahy
Mirary soa ho anareo e!
:-* :-* :-*
13. kelly13 ( 23/10/2009 08:35)
:-D :-D :-D
14. ni81 ( 23/10/2009 09:07)
ni81> rahavaviko ihany i endrika01,fa mba mila ny torohevitra avy @ namana sy sakaiza akia. Tsy tantiko intsony
ok :D !
15. Endrika1 ( 23/10/2009 11:04)
ni81,kelly13,papoose,Mirana sy ry sitlo,simplex
Misaotra anareo namana mamaly na dia nahita anareo eto aza dia mampahery ahy fa tadidiko tsara t@ ilay bandy zà navelany irery tato tsisy hoe naninona fa izy tsy mety azoko @ phone nandritran'ny herinandro,nony niverina izy de tsisy fanazavana akory hoe taiza fa zà ndray no betrohany fa zao ve hono de mbola tsy vita foana ny sakafo,tena malahelo zà reto a
:oops:
Nony nanasa lamba ndray zà ,loza fa ny protector adinony tao am-posiny ,loza!!!!!!!!!!!! Saika torana aho,de nanotany tena mafy aho hoe zah ve no tsy mahay mamelona ny azy sa tsy manaitra aza intsony ny vatako(efa nolazaiko tetsy ambony fa vao 35ans izy ,fa tsy maharitra elafa vao miditra de maty)
Mba miangavy anareo aho ry reto mba hampio a,aza atao vazivazy moa é
16. Mirananirina ( 23/10/2009 11:39)
Mba miangavy anareo aho ry reto mba hampio a,aza atao vazivazy moa é
loza fa ny protector adinony tao am-posiny ,loza
mazava be anie izany fa manana hafa any ivelany ramosenao e!!! :( :( Ianao koa izany manana hafa na hitady hafa,koa maninona moa raha misaraka rehefa tsy mifankatia..sa ianareo efa niteraka??Ny lehilahy amiko raha tsy tiany ny ol iarahany dia maty toa io.Mbola tsy tratra izany aho aloha hatrizay e :)
17. simplex ( 23/10/2009 11:44)

endrika1:
tsy maharitra elafa vao miditra de maty
kozy ve le? sao dia tokony asaina mijery dokotera izy :)

Sinon, manin ra misaraka ra hita fa tena sans issue?
mbola ho lava be ny andro hiainana kle... sady maty andavaka ve no mbola tsy manome hasina ihany lelika ee. Mety tsy izy irery no bandy eto @ tanana nge ee... asa, mba eritrereto ihany ee.

:-*
18. ni81 ( 23/10/2009 11:49)
Raha ny fahazoako azy aloha dia misy olon-kafa ankoatran-dry angamba eo @ fiainany. Dia nefa izy tsy sahy mitsotra dia aleony manao "guerre froide" fotsiny tsotra izao. Anontanio dia mifanazavà e! Dia hita eo izay hevitra sy marimaritra hiraisana raha toa ka hisaraka na hiaritra trèfle.
Amiko aloha tsy mety ilay lazain-dry hoe "vadin'olona ho fitia an-tsokosoko e", satria harary eritreritra toa an-dry izao koa ilay tompony raha misy ny fahafantarany azy. Koa raha tsy tianao atao @ tenanao hoy ilay fiteny dia aza atao @ hafa.
Ary sao dia mba misy tsy fahasalamana mahazo azy koa aloha fa afeniny e?
19. Endrika1 ( 23/10/2009 12:48)
Mirana> Manana sakaiza izy angamba fa misy namako vavy milaza fa misy bandy niaraka taminy manjaitra tànana de mapiasa an'ireny kapoty reny mba tsy handoto ny patalohany :roll:
be havana be ry zareo ,ary miseha mikarakara anah mafy ery izy refa any @ havany any,de milaza mihintsy ary ny fianakaviany fa sambatra hono zah manana vady toa io :oops: :oops: :oops: :oops:
Hisaraka anie Mirana mora e,fa ho aiza zah vavitokana ny RAD any Mada,
sao ho latsa no ahazo ,aza hotako
20. Endrika1 ( 23/10/2009 12:51)
simplex>tsy mino aho fa malemy hozatra izy satria isaky ny maraina iny izy hitako velon-kozatra be alohan'ny ho any @ trano fisainana :idea: :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.158