Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko
61. ni81
(
26/10/2009 06:30)
Tsy mpampidera sary ato akory zà akia izany no tsy nahazahoako an'ilay hafatrao fa azafady éTsy afaka nahazo hafatra ianao fa tsy mpikambana hono ka!
62. xxx
(
26/10/2009 07:39)
nareo ry reto mampime anah a.
Fa in ny blem le ps sa le mitady haka vadinol sy bandy virja. Ry endrika01 koa manao polimika be fa refa tsy enao fotsiny io na tsy ravavintoi de adaboy any fa le endrika1 zany aza maniry hanana blem koa.
De ny tena mpivavaka koa aloha tsy tokony mahay vava aman'ol zany fa mivavaka ho an'le ol.
De le Endrika1 koa tsy azoko tsara satria refa hilely zany nareo de hiera fa tsy ze revenareo de ataovy de zakao ny vokany fa tsy hisy ol hanaiky mihintsy eto hoe mety zany mangalabadin'ol zany na hanao fitia sokosoko.

63. xxx
(
26/10/2009 08:09)
xxx:

Rehefa tsy ianao marina ilay izy ry endrika01 dia inona no mampiakam-pofona anao eo! Ny mpivavaka izany tsy mba manao teny an'avona izany fa malemy fo sy be fandeferana be. ary raha toa ka mahatezitra anao io resak'Endrika1 io dia mety ho marina ve sa ahoana??
Mazotoa e!
66. xxx
(
26/10/2009 09:38)
oliviah> P+1 ky zandry an,sendra anizay tsy misaina afa-tsy SEX,mampaloiloy na ny miara-mitafa aminy eto aza!!!! tsy mahay manaja ny tempolin'Andriamanitra.
miseho we rahavavintsika nefa na ny nom de famille tsika ary tsy hainy akory!!!!
Raha ny eto Beyrouth ndray de ireo Communauté rery ihany no mahalala an'io
ka raha vao misy mitsidika eo,dia hoavy amzay ny ...............
FAMPITANDREMANA NY DIKAN"IO ..........IO RY ZAREO!!!!!!!!
Raha any @ site hafa njay!!!!!!!tsy adala akory ny aty fa nomena saina hatsilo ka tsy hisy mitsy ny hitonatonana hametraka ny vrai nom any,Hiiiiiiiiiiiiiiii
Tsy misy hirarahiko ity polemika tadiavinao ity ry endrika01 na kely aza fa kosa hitako ohatran'ny tena mizesta be enao eto, miseho mapitahotra, mampitandrina izany hony. ALEFASO ARY IZAY TENA HERINAO E!! Alefaso fa miandry aho. Averiko ihany fa tsy misy hidirako ny an'ity Endrika 1 rahavavinao ity,lol...fa TAIRO izay tairinao. Miseho be vava be fotsiny. ASEHOY eto ny herinao raha tena mahatana vava marina enao sa ve vava be fahatany fotsiny ny anao. Tsy fampitandremana ny ataoko ty fa déclaration de guerre aminao mihitsy :)
67. xxx
(
26/10/2009 09:46)
Mampahatsiahy ahy ilay tonokalond-Rado ity resaka!
Mpivavaka milaza ho tena mivavaka manilika ny namana lazaina hoe maloto sy mpanalabaraka tanindrazana :roll: :roll:
Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
Ny mpivavaka ? Nandalo ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza nampimalo,
hono, izao ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Sy nivantambantan-teny :
’Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny’

68. ANJARA7
(
26/10/2009 09:51)
xxx:
Inona ary no rarahiana zé hoe mitovy sy mitovy2 e!!!!Lé anankiray kosa ve mangalatra avatar t@ voalohany dia tsy tokony ho jerena hoe inona no antony ry xxx50 a?
Tsy zay zavatra lazainy no jerena c tout!!!
Eo de lany fotoana miaro tena no manaratsy an'Endrika1 efa mampalahelo ,sa ianareo koa refa mandefa dinika de haratsiana de ho tianareove???
fa aminao ve tsisy dikany le psedo mitovy sy saritava ampitoviana ? fa maninona raha psedo hafa no ampiasaina tsisy afa tsy endrika?io be fialonana kely io ihany wa no nampamarina an kady an i mada ,eo nareo fa mihatakataka aho fa vehivavy lehibe,aza maka lagy @zany aky endrika01 a!ny hazo avo halan drivotra o!ANJARA7
69. xxx
(
26/10/2009 10:11)
ANJARA7:

Hoy i Sefo izay hoe : ohatry ny any an-tsena ny eto @ FORUM afaka milaza izay tiany ao ny miady , ao ny mangalatra sns mifamaofao ao daholo izany hoe " libre eto " ny miteny ratsy ihany no tsy azo atao .
fa aminao ve tsisy dikany le psedo mitovy sy saritava ampitoviana ? fa maninona raha psedo hafa no ampiasaina tsisy afa tsy endrika?io be fialonana kely io ihany wa no nampamarina an kady an i mada ,eo nareo fa mihatakataka aho fa vehivavy lehibe,aza maka lagy @zany aky endrika01 a!ny hazo avo halan drivotra o!ANJARA7
F' angah tsy i endrika01 ihany ilay ANJARA7 e! ary @ tonokalo ary io no tazako matetika mpanome coms ny tonokalon'i endrika01 foana .
Courage ry viavy ô! aty an-tsena isika izao izany Tandremo fotsiny sao miteny ratsy fa voaraokan'ny polisy
71. Endrika1
(
26/10/2009 10:48)
xxx59>
ni81> azafady akia ity ny mail-ko
endrikarakoto@yahoo.fr
Hoy Mirana
Tsy zà akia no niresa fivavahana a,ry zareo mpivavaka be reo ihany io,ry zareo tsy manompa olona é 8O
xxx61>
Mitady vaha olana aho akia,tsy mbola nisy notanterahiko ny voalazako etsy ambony fa saingy kosa mila torohevitra @ namana aho é
ni81> azafady akia ity ny mail-ko
endrikarakoto@yahoo.fr
Hoy Mirana
Fa lasa resaka mpivavaka izy ity marina.
Tsy zà akia no niresa fivavahana a,ry zareo mpivavaka be reo ihany io,ry zareo tsy manompa olona é 8O
xxx61>
endrika1 zany aza maniry hanana blem koa.
Mitady vaha olana aho akia,tsy mbola nisy notanterahiko ny voalazako etsy ambony fa saingy kosa mila torohevitra @ namana aho é
72. kathia87
(
26/10/2009 10:53)
F' angah tsy i endrika01 ihany ilay ANJARA7 e! ary @ tonokalo ary io no tazako matetika mpanome coms ny tonokalon'i endrika01 foana
mpandoka -tena mahatsiravina na dia ny mieritreritra anao mampitandrina no manopa sady zay indray hoe mpivavaka a mpivavaka tsssss :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
73. kathia87
(
26/10/2009 10:58)
Ary ny ato koa ny lhl tsisy mamely ,mampiresaka daholo nefa io Endrika mitady torohevitra dia ry zalahy isany moana mianakavy ,
:?:
:?:
74. xxx
(
26/10/2009 11:06)
Mampahatsiahy ahy ilay tonokalond-Rado ity resaka!
Mpivavaka milaza ho tena mivavaka manilika ny namana lazaina hoe maloto sy mpanalabaraka tanindrazana
:-D :-D :-D :-D :-D
75. Mirananirina
(
26/10/2009 11:08)
Tsy zà akia no niresa fivavahana a,ry zareo mpivavaka be reo ihany io,ry zareo tsy manompa olona é
mpandoka -tena mahatsiravina na dia ny mieritreritra anao mampitandrina no manopa sady zay indray hoe mpivavaka a mpivavaka tsssssMazava be ilay resaka aloha.Fa ny nahagaga anay fotsiny anie dia ny anarana sy ny saritava mitovy,fa efa niova moa io dia tsy misy olana intsony .fa mitohy ny tantara.Raha ny tena tsara angamba hoe mitady lehilahy tena mafimafy dia aleo makany ampigadrana (tsy hoe migadra akory ndry an)dia ireny izao no mamba be tsy mahita aleha ela be.Mety tena tsara.
76. dadabemirana
(
26/10/2009 11:14)
Endrika1 TY NY MAIL-KO
Hanoratra any @nao zao de zao zah e,tsy hitako io hafatra io rahatsy nolazain'ny akama
dadabemirana@yahoo.fr :* :* :* :*
Manao fianarana lakozia aty chine aho ary manana projet any Madagasikara tsy ho ela,fa ianao moa aiza raha tsy mahadiso :?:

77. dadabemirana
(
26/10/2009 11:17)
mitady lehilahy tena mafimafy dia aleo makany ampigadrana (tsy hoe migadra akory ndry an)dia ireny izao no mamba be tsy mahita aleha ela be.Mety tena tsara.be ronono =)) =)) =)) =))
78. xxx
(
26/10/2009 11:29)
Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Reny le mody milaza azy ho mpivavaka reny zao no tena faly @ le ronono io ,reny mantsy no tena mpandevina tay an-tsalaka :oops:
79. Endrika1
(
26/10/2009 11:38)
Misaotra dadabe a,tiko be le hafatrao
Mirana>
Zany ve Mirana tsy sarotra be ,hotrany mivarotena @ olona tsisy fotony :lol:
kathia87>
Eny hoa é, i dadabe ihany zao no sahy sady lehilahy ara-tsaina manana ny maha izy azy =D>
Mirana>
Raha ny tena tsara angamba hoe mitady lehilahy tena mafimafy dia aleo makany ampigadrana (tsy hoe migadra akory ndry an)dia ireny izao no mamba be tsy mahita aleha ela be.Mety tena tsara.
Zany ve Mirana tsy sarotra be ,hotrany mivarotena @ olona tsisy fotony :lol:
kathia87>
Ary ny ato koa ny lhl tsisy mamely ,mampiresaka daholo nefa io Endrika mitady torohevitra dia ry zalahy isany moana mianakavy
Eny hoa é, i dadabe ihany zao no sahy sady lehilahy ara-tsaina manana ny maha izy azy =D>
80. ni81
(
26/10/2009 12:19)
F' angah tsy i endrika01 ihany ilay ANJARA7 e! ary @ tonokalo ary io no tazako matetika mpanome coms ny tonokalon'i endrika01 foana .:lol: :lol:
Courage ry viavy ô! aty an-tsena isika izao izany Tandremo fotsiny sao miteny ratsy fa voaraokan'ny polisy