Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko

141. yukaa ( 29/10/2009 14:49)
Inona koa zao no hiafenan'i endrika ao @ io xxx io raha favy :-$
142. xxx ( 29/10/2009 15:05)
Ka za ry ty tsy te ampiseo endrika a! na 01 na endrika tsisy ze ivakin'ity loha eo. Raha tena favy ndry tsy mangina fa eo ko no maneno ohatra ny akoho vavy eo!
143. yukaa ( 29/10/2009 15:26)
MANAO ADIN'NY MAKORELA ETSY TSARALALANA NAREO E

:-D :-D :-D :-D
144. xxx ( 29/10/2009 15:32)
Tena no tena makorela :p :p :p :p
145. xxx ( 29/10/2009 15:36)
Ka za ry ty tsy te ampiseo endrika a! na 01 na endrika tsisy ze ivakin'ity loha eo

petsa le endrika01 dé tsy sahy miseho masoandro ry yuka a =)) =)) =)) =)) =))
146. xxx ( 29/10/2009 16:16)
Nareo toa mifamaly be nefa le bandy virja sy le vadin'olona atao fitia an-tsokosoko no tsy mipoitra akory e! . =)) =)) =))
147. Papoose ( 29/10/2009 16:28)
xxx:

Papoose:

routsskksss :lol:

anao irery !






:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

148. xxx ( 29/10/2009 19:21)
tena koa ry papoose makorela :P :P :P :P
149. xxx ( 29/10/2009 20:09)
tena koa ry papoose makorela
oudryy :roll: :{ :{
150. xxx ( 29/10/2009 22:56)
Aza rarahiana zany ry papoose an,ny azy no tena lohan'angidina :roll:
151. kwit ( 30/10/2009 05:05)
ny tsy tompon 'ny dinika ndray no lasa mifamaly.
Za lou tsy hifamaly eh , sao de atambatrareo eo.Ary aza miafaona ao ambadiky xxx mou eh !
152. gassmilay ( 30/10/2009 05:44)
Milay e, miha misy tovovavy ihany izy izany an!
Manorata aty fa mahazo valiny mahafapo ,ny bandy ndray tsy mba miavona zany
na mandatsa
Gasy ka MANJA :*
153. dangytsmaty ( 30/10/2009 06:42)
iza ndry ty manao Bold xxx ty;aiza no ahafantaranao fa Bold Makorela i papoose? f'ngah lasa hors sujet ty dinika ty? kiiiiiiiiii! tssssss
154. mmmhh ( 30/10/2009 08:44)
Zany avy moa ka hatao mampiady,
Reefa tsy endrika01 i endrika1 de izay zany, inona ny olana??

endrika1:
ni81> rahavaviko ihany i endrika01,fa mba mila ny torohevitra avy @ namana sy sakaiza akia. Tsy tantiko intsony


Dia inona anefa zao no tokony mampiakatra rah milaza i endrika1 fa rahavavin'i endrika01.
Ny olona milaza mpivavaka ary tena mifampiantso Rahavavy koa.... koa raha tena hoe mpivavaka i Endrika01 dia inona no tokony hahatezitra sy hivatravatrana @ io ry rahavavy a? Fiainany izany, ary toro-hevitra no angatahany eto.

endrika1:
ni81> ovaiko io fa adinoko ,nefa maba efa novaiko ihany ny ps-ko
merci akia manana zoky vavy mihintsy aho manana anao ,
xxx10>misaotra anao na rahavavy ianao io na anadahy,noraisiko @ fo madio ny soso-kevitrao


Ary maninona i ni81 sy xxx10 toa tsy tezitra natao ho rahavavy / anadahy ?

Ento mora ihany fa ......

Efa tsy fiainan'ny endrika01 fotsiny le izy de izay zany.
155. ni81 ( 30/10/2009 10:07)
Ary maninona i ni81 sy xxx10 toa tsy tezitra natao ho rahavavy / anadahy
:D tsy tezitra aho satria tsy misy idirako ilay tantara!

Fa ny hitako nahatezitra an'i endrika01 dia satria tonga dia noraisin'ny olona fa izy no Endrika1 nanana ilay olana teo io; ary noho izany fiheverana izany mihitsy koa no antony nahatonga ahy nanontany tery aloha tery hoe: "i endrika01 ihany ve no Endrika1 e"?

Mety hilaza angamba ianareo hoe: ka na izy na tsy izy dia midika ho inona? Tena misy dikany tokoa ka!Misy fiantraikany eo @ maha endrika01 azy satria izy no be mpahafantatra eto; izy no mpametraka dinika fantatry ny namana maromaro eto dia any aminy no mitodika ny mason'ny rehetra.
Ilay Endrika1 dia olombaovao ny PS-ny. Mety efa mpikambana ato ihany izy fa hafa ny PS fampiasany...
Ho an'ireo tsy dia nahadinika loatra ilay PS dia tonga dia i endrika01 mpanoratra tononkalo no tonga dia tao an-tsainy (ary izaho anisan'io). Hivereno vakiana ny resaka eroa ambony eroa.
156. mmmhh ( 30/10/2009 10:23)
Izay zany. :wink:
157. ANJARA7 ( 30/10/2009 15:02)
gassmilay:

TSSSSSSSS!!!!!!! Aza mano toe-tsain'andevo ry kala! izay adim-behivavy sy fitiavana antsokosoko any ve dia ny lehilahy no antsoina hifandrimbona Tsy ambany saina ohatra ny vehivavy akory ny ulehilahy ry kathia87 a!!! MAZAVA!!!!.

Aza miseho bandy ianao ry kalaxxx115 ,zany bandy zany efa namaly antso na dia tsy revinao aza Endrika1,ny bandy mandrevy foana sao iana io no ary ko tena andevo loha
Te hanao aminy eo marina ka hor efa olona firy ary no afa-baraka ary iza koa ary ty anjara7 may vava ty sa iendrika01 io fa toa izy indray no mitatata manao fisainana makossa???? :twisted: :twisted:

iza no lazainao fa manao fisainaan makosa????sao enao no sarim bavy/ary mba diniho ny may vava sns de havao tsara ts niditra t@resaka endrika 01sy -1 sy 1 aho hatr@zao fa nanazava ny amah ANJARA7 ahy tsisy fangarony refa tratra @marina manko de lazaian may vava le oul,ARY ZAY MOMBAan i endrika 01 zany eto de endrika01 ihany fa manova psedo fona a?tena mba mazana kou alou ndry ry endrika01 e!psedo10,mots d passes 10 tadidindry daholo,efa mifindra ao @angamba ny fahaizan ny ordi ndry,ary iza ireoxxxxx in50 reo?kanosa ireny le miseho tsara resaka @namany refa ao ambadika nefa mpiady antsena ,de iza no tena mpitady lahy eto?le miafina madio ivelany otriny fasana sa le tonga de sahy mampiseho ny maha izy azy ?!maka namana fona e!efa misy sarimbavy 1 niditra io zao

158. ANJARA7 ( 30/10/2009 15:31)
xxx:

Mirananirina:

Hoy i ialinirina:

xxx:

Endrika1:

Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e > > >




Bravo! Mendrika dera ianao satria anananao ny fo mahay mandefitra sy mahay mihaiky ny ny heloka .

Bravo oh !efa olona firy no afa baraka ry ANJARAsns,olona firy no nifamaly @ataonao koa mbola ho bravo ihany no omena anao?nihevitra ny hanala baraka an i endrika01 ianao nefa ianao no hafa baraka fa sady mpamadika namana no be fialonana,mba diniho zay atao @sisa fa fifankatiavana no ilaina eto fa tsy fifandrafesana,ary ho andry ry endrika01,aza manakina na mananatra ankizy fa ny olona zao efa tsy tia fananarana intsony ,zay no mety nahavoa andry mety miseho ho hendry loatra ndry de ataon ny olona hoe mandevitay antsalaka sns...jereo fotsiny zay maano fa izy no hitondra sida hody fa tsy ndry de mifankatiava ry reto a!




MARINA AKY NY ANDRY RY ALINIRINA A! ZANY KA MBA NAMANA
Efa nifona izy koa nahoana moa no mbola manao vava ihany.Hita hoe mbola mitohy ny adinareo izany matoa mbola manao izao.Alefaso ary fa izahay dia hitazana fotsiny manomboka izao.Izay mahery hobiana,izay resy ...... :^) :^) :^)




:lol: :lol: Zah ihany leisy ity Mirana an!Aleo aloha misitrika ato @ xxx e! tsy azoko mihitsy koa ilay resaka lol ny fahitako an'i Endrika1 de te hanao clone mitovy ny ao @ politika saingy diso tetika izy naka ny psn'i endrika01 kay tena giravy be ilay endrika01 koty hihihi , tsy nampoiziny ilay fandehany tato dia naleony nisitaka hiady @ adala lasa adala eo koa hihihihi ; Jereo hitambaran'ny troupen'i endrika01 izy ka nanangna saina fotsifotsy :lol: :lol: :lol: :lol: Sady ny fahitako azy mpandray antendrony be ilay ANJARA7 marary saina
(l) (l)

OK!zay mpomba an i endrika01 eto de marary saina daholo fa nareo ankilany lalintsaina daholo,soa fa be mpaharaka ny tantara .Ho faranako eto ny anjarako!any mail ko zay mbola te ahalala ny hevitro momba ty dinika nampisaotaka NAMANA ty fotsiny ,tsy de notazaina hiady an tsena toa izaoANJARA7,sady tsy mifamaly @oul kanosa misarotava ,IZAY MANGINA AKY VOLAMENA endrika01 a!tsy namako ntsony ndry raha mbola hitako miditra @ty diniky ny MANIRY LOZA ho an i tenany ity!na izany aza mampahery andry ry ENDRIKA1raha tena fiainandry marina io nahahaky ndry teto io!mafy marina ny manjo andry,ary aza mitady vahaolana @bandy virja zanyvehivavy 35taona mitady lehilahy virj?hampianatra zaza bodo zany hihihihimampalahelo ,vadin olna koa ve no vahaolana?aza miady ni ANJARAN OLO fareraka !courage zandry kely a!ADIEU ANJARA7

159. xxx ( 30/10/2009 15:33)
tena mba mazana kou alou ndry ry endrika01 e!psedo10,mots d passes 10 tadidindry daholo,efa mifindra ao @angamba ny fahaizan ny ordi ndry,ary iza ireoxxxxx in50 reo?

Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa ,marina ny voalazan'i gassmilay
160. xxx ( 30/10/2009 16:32)
ANJARA7:

xxx:

Mirananirina:

Hoy i ialinirina:

xxx:

Endrika1:

Rahavavy endrika01 mifona akia raha nanafintohana an-dry ty diniko ty a
Ajanoko hatreo @ izay le resaka rahavavy a aleo koa aho mba hifantoka tsara @ izay ataoko ary e,sady misy2 ihany izy ato
Tsisy tsiny akory an ok
Tena rahavavy tokoa ianao e > > >

Mahery aloha enao e! hihihihi mbola tsy niady an-tsena hono hihihi " anontanio i endrika01 hoe tadidinao ve ilay teny an-tsena indray taona iry e!!!! oupss


Bravo! Mendrika dera ianao satria anananao ny fo mahay mandefitra sy mahay mihaiky ny ny heloka .

Bravo oh !efa olona firy no afa baraka ry ANJARAsns,olona firy no nifamaly @ataonao koa mbola ho bravo ihany no omena anao?nihevitra ny hanala baraka an i endrika01 ianao nefa ianao no hafa baraka fa sady mpamadika namana no be fialonana,mba diniho zay atao @sisa fa fifankatiavana no ilaina eto fa tsy fifandrafesana,ary ho andry ry endrika01,aza manakina na mananatra ankizy fa ny olona zao efa tsy tia fananarana intsony ,zay no mety nahavoa andry mety miseho ho hendry loatra ndry de ataon ny olona hoe mandevitay antsalaka sns...jereo fotsiny zay maano fa izy no hitondra sida hody fa tsy ndry de mifankatiava ry reto a!




MARINA AKY NY ANDRY RY ALINIRINA A! ZANY KA MBA NAMANA
Efa nifona izy koa nahoana moa no mbola manao vava ihany.Hita hoe mbola mitohy ny adinareo izany matoa mbola manao izao.Alefaso ary fa izahay dia hitazana fotsiny manomboka izao.Izay mahery hobiana,izay resy ...... :^) :^) :^)




:lol: :lol: Zah ihany leisy ity Mirana an!Aleo aloha misitrika ato @ xxx e! tsy azoko mihitsy koa ilay resaka lol ny fahitako an'i Endrika1 de te hanao clone mitovy ny ao @ politika saingy diso tetika izy naka ny psn'i endrika01 kay tena giravy be ilay endrika01 koty hihihi , tsy nampoiziny ilay fandehany tato dia naleony nisitaka hiady @ adala lasa adala eo koa hihihihi ; Jereo hitambaran'ny troupen'i endrika01 izy ka nanangna saina fotsifotsy :lol: :lol: :lol: :lol: Sady ny fahitako azy mpandray antendrony be ilay ANJARA7 marary saina
(l) (l)

OK!zay mpomba an i endrika01 eto de marary saina daholo fa nareo ankilany lalintsaina daholo,soa fa be mpaharaka ny tantara .Ho faranako eto ny anjarako!any mail ko zay mbola te ahalala ny hevitro momba ty dinika nampisaotaka NAMANA ty fotsiny ,tsy de notazaina hiady an tsena toa izaoANJARA7,sady tsy mifamaly @oul kanosa misarotava ,IZAY MANGINA AKY VOLAMENA endrika01 a!tsy namako ntsony ndry raha mbola hitako miditra @ty diniky ny MANIRY LOZA ho an i tenany ity!na izany aza mampahery andry ry ENDRIKA1raha tena fiainandry marina io nahahaky ndry teto io!mafy marina ny manjo andry,ary aza mitady vahaolana @bandy virja zanyvehivavy 35taona mitady lehilahy virj?hampianatra zaza bodo zany hihihihimampalahelo ,vadin olna koa ve no vahaolana?aza miady ni ANJARAN OLO fareraka !courage zandry kely a!ADIEU ANJARA7





:oops: :oops: :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009