Mitahy ve ny razana?
121. xxx
(
11/10/2009 17:12)
Ka asehoy ary ny mahasamihafa anao sy xxx ! toa iray fa aza mikorapakatsisy mampikorapaka mitsy ka! misy hevitra tiako ho fantarina fotsiny ny @ ilay hoe mpaminany :^) :D
122. rakapy
(
11/10/2009 17:50)
mandehana ao @rubique m4accc28 78n30frg xd54675qrt1890254683 na m5trhra7364628hPX6290jbVU938dhdqk fa ho hitanao ny valin'ny faminaniana o^o :@
123. xxx
(
11/10/2009 17:54)
mandehana ao @rubique m4accc28 78n30frg xd54675qrt1890254683 na m5trhra7364628hPX6290jbVU938dhdqk fa ho hitanao ny valin'ny faminanianavinanio eo izay vinaninao ary e! :lol:
124. soanja
(
11/10/2009 18:54)
xxx:
Ny razan'i Gasy dia betsaka any no mitoetra satria ry zareo natao hitahy akaiky ny velonadia ny an'ny sinoa ohatra sy ny firazanana hafa ve tsy misy any? Dia taiza no nahafantaranareo an'io aloha e! mahaliana...
Vinavina ny ahy ity fa tsy misy mahalala izay any ambadika saingy kosa ny vinavina ataoko dia avy amin'ny fakana ny zavamisy efa mitranga.
Matoa ny Malagasy taloha tena nino sy nanompo ny razana dia satria niasa tamin'izy ireo antsakany sy andavany izany finoana izany ary indreto isika miroborobo noho izany finoan-dry zareo izany fa tsy lany tamingana akory.
Betsaka amin'ny razan'ny Gasy hoy aho no mitoetra amin'io toeran'ny fanahy iray io fa ao koa ny razana hafa be dia be izay mihevitra ny fisian'io toerana io.
Misy isan-karazany ny toeran'ny fanahy rehefa miala eto an-tany isika ka nanitsaka ny lalan'ny fahafatesana. Izay inoantsika ihany anefa no mihatra amintsika. Zany hoe raha mino ianao sy mahatoky ianao fa hisy toerana ivondronan'ny fanahy izay efa lasana ka isan'ireo izay ho hitanao any ny havanao efa lasana ka natao fandrazanana dia ho any tokoa ianao. Raha mino ianao fa ahita ny fiaina-tsy hita dia ho any amin'ny fiaina-tsy hita ianao. Raha mino ianao ny helo dia ho any amin'ny helo tokoa ny fanahinao. Izay vokatry ny finoana teto an-tany no iafaharana any ankoatra. Izay no finoako.
Ahoana moa no mahatonga ahy milaza fa misy ity toerana iray ity izay hihandronan'ny fanahin'ny razana be dia be ary ny an'i Malagasy dia any no betsaka hita dia noho ny zavamiseho antsoina hoe NDE na Near Death ExperienceBold text. I Nenilava dia niaina io NDE io raha ny tantarany. Io dia ireo olona efa tena nanakaiky ny fahafatesana na technically dead (ny fampiasana CPR dia ireo olona iharan'izany ka nahazo aina indray tampoka ny atidoha) no velona indray noho ny asan'ny siansa na ny fananany riziky hiverina hiaina indray, ka ireo olona ireo no mitantara ary mitovitovy ny zavatra voatantarany ao. Izay Malagasy efa niaina izany moa dia mahay mintantara azy tokoa.
Izay namako iray izay, mpanendaka tao Isotry izy ary voatsatoka antsy saika maty mihitsy no velona indray ka nitantara fa noroahin'i bebeny izy nony hitany teo amin'ny fivoahan'ilay tonelina lavabe nitondra azy tany tamin'ny tanana hoe MIVERENA . Betsaka ireo olona hitany tany izay efa maty ary mitarehy tsy dia rototra ny olona any nefa tsy malahelo koa. Ka io no ahalalana fa mety misy tokoa io toerana io any matoa betsaka no mahita azy. Vakio hatramin'ny farany ity raha mazoto ianao. Amin'ny teny Anglisy saingy izay no vita androany fa tsy mahavita mandika aho.
http://en.wikipedia.org/wiki/Near_death_experience#Variance_in_NDE_studies
N'inona n'inona izay inoanao dia hisy tokoa izany ho an'ny tenanao raha toa ka mirona amin'izany ny mahaianao anao. Saingy ny haniry ny hafa ho an'ny amin'ny toerana tsy tiany aleha dia tsy ahita izany ianao satria Andriamanitra dia fitiavana. Tsy hanome anao toerana tsy nirinao ho anao Izy fa izay safidinao no alehanao.
125. soanja
(
11/10/2009 18:58)
xxx:
Satana dia maneho endri-javatra maro isan-karazany eo anoloantsika,
Ka taiza koa no efa nahitanao an'io zavatra resahiano io? Mahaliana....
:D
126. soanja
(
11/10/2009 19:17)
59. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 09-10-2009 07:40:40
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
Hoy i soanja:
Firy ny isan'i Xtianina ary firy ny isan'ny manompo ny razana ao Madagasikara raha izao isika miteny izao?
Hoy i LazaDaddy:
raha mandinika i Soanja dia ahita fa tsy ampy 2% ny kristianina
61. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 09-10-2009 09:09:19
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
Hoy i soanja:
Samihafa izany ny fandraisantsika ny atao hoe Xtianina raha izay.
Hoy i LazaDaddy:
ka tsy isika anie no mamaritra ny atao hoe Kristianina fa i Kristy irery ihany e ... dia dinidiniho anie ireo famaritana nomeny ireo e!
I SOANJA zany mahita eto fa i LazaDaddy no Kristy raha izay voalaza satria izy afaka namaritra fa 2% ny azo lazaina fa Xtianina ao Madagasikara.

127. cutie
(
11/10/2009 20:11)
Hoy i LazaDaddy::-D :-D :-D :-D
ka tsy isika anie no mamaritra ny atao hoe Kristianina fa i Kristy irery ihany e ... dia dinidiniho anie ireo famaritana nomeny ireo e!
I SOANJA zany mahita eto fa i LazaDaddy no Kristy raha izay voalaza satria izy afaka namaritra fa 2% ny azo lazaina fa Xtianina ao Madagasikara
ary nisitrika aiza ndray aza Lazadaddy zay :-D
128. cutie
(
11/10/2009 21:02)
124. Mpandefa : soanja [ Valio ] 11-10-2009 20:58:27:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
Hoy i xxx:
Satana dia maneho endri-javatra maro isan-karazany eo anoloantsika,
Ka taiza koa no efa nahitanao an'io zavatra resahiano io? Mahaliana....
129. xxx
(
11/10/2009 23:01)
Mbola hiverina eo hono izy fa lasa nanao experience momba ny ny Emi !!
Aza hitako ka manaonao foana any ilay zalahy iny , marina moa !! :lol: :lol:
Aza hitako ka manaonao foana any ilay zalahy iny , marina moa !! :lol: :lol:
130. cutie
(
11/10/2009 23:35)
Misy isan-karazany ny toeran'ny fanahy rehefa miala eto an-tany isika ka nanitsaka ny lalan'ny fahafatesana. Izay inoantsika ihany anefa no mihatra amintsika. Zany hoe raha mino ianao sy mahatoky ianao fa hisy toerana ivondronan'ny fanahy izay efa lasana ka isan'ireo izay ho hitanao any ny havanao efa lasana ka natao fandrazanana dia ho any tokoa ianao. Raha mino ianao fa ahita ny fiaina-tsy hita dia ho any amin'ny fiaina-tsy hita ianao. Raha mino ianao ny helo dia ho any amin'ny helo tokoa ny fanahinao. Izay vokatry ny finoana teto an-tany no iafaharana any ankoatra. Izay no finoako.
miampy 1 :)
131. ikaretsaka
(
11/10/2009 23:39)
soanja:
Hoy i LazaDaddy:.
raha mandinika i Soanja dia ahita fa tsy ampy 2% ny kristianina
de avy eo!
Hoy i LazaDaddy:
ka tsy isika anie no mamaritra ny atao hoe Kristianina fa i Kristy irery ihany e !
... dia dinidiniho anie ireo famaritana nomeny ireo e
-->I SOANJA zany mahita eto fa i LazaDaddy no Kristy raha izay voalaza satria izy afaka namaritra fa 2% ny azo lazaina fa Xtianina ao Madagasikara.
8O Soanja koa ange miditra @ Lojikan'ny tsisy lojika e.... :-D
132. ikaretsaka
(
11/10/2009 23:41)
Misy isan-karazany ny toeran'ny fanahy rehefa miala eto an-tany isika ka nanitsaka ny lalan'ny fahafatesana. Izay inoantsika ihany anefa no mihatra amintsika. Zany hoe raha mino ianao sy mahatoky ianao fa hisy toerana ivondronan'ny fanahy izay efa lasana ka isan'ireo izay ho hitanao any ny havanao efa lasana ka natao fandrazanana dia ho any tokoa ianao. Raha mino ianao fa ahita ny fiaina-tsy hita dia ho any amin'ny fiaina-tsy hita ianao. Raha mino ianao ny helo dia ho any amin'ny helo tokoa ny fanahinao. Izay vokatry ny finoana teto an-tany no iafaharana any ankoatra. Izay no finoakoMiampy 1
134. cutie
(
11/10/2009 23:43)
Soanja koa ange miditra @ Lojikan'ny tsisy lojika e....
refa ohtran'ireny tonga de ny fataoko de efa I give up fa tsy hamokatra tsony na asiana fanazavana lava be aza :-D
135. cutie
(
11/10/2009 23:44)
128. Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2009 01:01:34
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
Mbola hiverina eo hono izy fa lasa nanao experience momba ny ny Emi !!
Aza hitako ka manaonao foana any ilay zalahy iny , marina moa !!
in zany Emi zany e :D
138. ikaretsaka
(
12/10/2009 01:15)
:-$shuuuut! (tsy mba afaka manindrona paingotra am-pilaminana mihitsy le bandy)