Mitahy ve ny razana?

101. cutie ( 09/10/2009 20:40)
Ka raha hangataka zavatra azo tsapain-tanana amiko ianao momba ny finoana dia hoy aho hoe tsy hisy izany fa ny zavamisy vokatry ny finoana no misy.

mbola namaste hatrany :)
102. ikaretsaka ( 09/10/2009 21:37)
Hoan¨i Soanja, Cutie, Ika :

Afangaronareo tokoa ilay izy. Ny valinteny ilaina dia ny hoe : mitahy ve sa tsia ? Fa tsy hoe mino ve ianao sa tsia

amiko ireo dia mifampiankina ny ahafahanaop miteny ny eny sa tsia ..
raha eny: mino ianao =mitahy izy
raha tsia: tsy mino ianao= tsy mitahy izy!
tsy fifanafangaroana izany fa fifampiankinana

Ika moa nanao ohatra mikasika ilay cancetr-na uterus. Ny cancer-na uterus dia misy , ary tsy miankina @ finoanao , na ny finoan' i Niryny ny fisiany.Ny fisiany dia azo porofoina mazava : maka tissu avy @ uterus ( biopsie), dia jerena @ microscope. Izany no hilazana fa misy ilay izy. Fa tsy hoe rehefa mino ianao diy misy io, raha tsy mino kosa dia tsy misy ilay izy.

Efa lazaina fa eeee.. tenenina foana fa eeee
IO indray le manasamatsamaka dia manambatambatra ohatran'ny hanaovanareo ny baiboly ihany... hevitra hafa tsy misy hifandraisany mihitsy @ ny eto ny nidiran'ny ohatra momban'ny cancer -na uterus sy nampidirako azy ary fa tsy misy resaka finoana razana fa toetrana Xtianina... fa raha hoe raha misy olona tsy mpiino ka manasoa anao mpino manana aretina...

Ianareo milaza fa mitahy ny razana, mba omeo porofo mazava aho eto mikasika izany....@ fomba ahoana ny fisehoan' ilay fitahianana ?

tsy haka lavitra aho fa tsy mitovy ny finoantsika sy ianao momba ny Olomasina na saints fa akaiky no alaiko
i Abrahama dia Razana (ekena hatreo sa mila faritana koa aloha?) ary atao hoe rain'ny mpino ... tsy nino isika raha tsy tao izy nitahy... ary matoa nentin'i Jesoa t@ fanohanara momban'i lazarosy izy sy nofohaziny nataony tantara fa tsy navelany tany de tany... dia mbola misy toerany
103. cutie ( 09/10/2009 23:44)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 09-10-2009 00:43:00
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
Raha ny tenin'i Jesoa dia ahafantarana fa:
raha afaka mitahy ny razana dia tsy nila nitalaho sy nitaraina mafy dia mafy tamin'i Abrahama ilay razan'ilay mpanakarena hoe mba "alefaso hananatra ny fianakaviako i Lazarosy".

ary nipoitra tampoka avy tany Laza fa nanin :-D :-D :-D :-D
104. rakapy ( 10/10/2009 12:32)
Izay mantsy no ilazako fa finoana ihany koa ity fitahin'ny razana ity. N'inona n'inona inoanao dia mety hiisy fitahina aminao avokoa na dia tsy voatery hiisy heriny @ hafa aza. Na A/tra io na tapakazo sns... Ary ny olona anie tsy adaka ka hoe zavatra tsy nahitany vokatsoa ve ka mbola hotompoiny ihany e! Matoa izy mifikitra dia ao raha.
105. cutie ( 10/10/2009 12:58)
amen :)
106. ikaretsaka ( 10/10/2009 14:54)
condition sine qua none ny finoana sy ny fitahiana e...
tsy afaka mitenyianoa hoe notahiana raha tsy mino fa notahiana
107. rakapy ( 10/10/2009 15:12)
Ohatran'ny hoe tomabila efa tapaka frein ve no ho entinao mandeha dia mbola mino sy manantena ve ianao fa hotahin'ny razana sy i St Christophe na dia voton-pinoana hatrany anaty bakiraro aza??? :-D :-D :-D
108. ikaretsaka ( 10/10/2009 16:05)
le izy ry Rakapy rehefa vita matetika le tranga vao miteny @ zay an

cas 1: raha tsy naninon-tsy naninona ianao ka Mino Atra, Razana , St Christophe.. de mazava ho azy fa tsy maintsy hiteny foana hoe notahian'Atra sy ny Razana sy ze olona na zavatra inoanao no tsy nampaninon-tsy naninona anao!

Cas 2: raha tsy mino :wink: ianao ka tsy naninon-tsy naninona dia mazava ho azy fa tsy handeha any ny sainao fa hoe fiooooo saika maty kle!

fa ny hoe na tena nitahy ve ry zareo na tsia... tsy haiko! rehefa inoanao fa nitahy ry zareo.. de zay zany... raha tsia.. de zay koa izany!
fa le sain'ny olombelona no tsy manaiky fa tsy maintsy mitady antony foana hoe fa maninona sy fa nahoana...rehefa tsyu takany de ankininy @ finoana @ zay yyyy
109. cutie ( 10/10/2009 19:27)
fa ny hoe na tena nitahy ve ry zareo na tsia... tsy haiko! rehefa inoanao fa nitahy ry zareo.. de zay zany... raha tsia.. de zay koa izany!
fa le sain'ny olombelona no tsy manaiky fa tsy maintsy mitady antony foana hoe fa maninona sy fa nahoana...rehefa tsyu takany de ankininy @ finoana @ zay yyyy

miampy 1 :)
110. soanja ( 10/10/2009 19:53)
cutie:

fa ny hoe na tena nitahy ve ry zareo na tsia... tsy haiko! rehefa inoanao fa nitahy ry zareo.. de zay zany... raha tsia.. de zay koa izany!
fa le sain'ny olombelona no tsy manaiky fa tsy maintsy mitady antony foana hoe fa maninona sy fa nahoana...rehefa tsyu takany de ankininy @ finoana @ zay yyyy

miampy 1 :)


Miampy fahatelo


111. cutie ( 10/10/2009 20:48)
112. cutie ( 10/10/2009 20:49)
misy hira ho an-dry nge ry soanja ary @ le dinika ambany ary e :)
113. xxx ( 11/10/2009 08:44)
Ny razan'i Gasy dia betsaka any no mitoetra satria ry zareo natao hitahy akaiky ny velona
dia ny an'ny sinoa ohatra sy ny firazanana hafa ve tsy misy any? Dia taiza no nahafantaranareo an'io aloha e! mahaliana...
114. xxx ( 11/10/2009 09:23)
Satana dia maneho endri-javatra maro isan-karazany eo anoloantsika, ary miseho ho toy ny havantsika sy namantsika izay efa matory ao amin’i Jesosy ankehitriny izy. Toa hita marina ho ireny maty ireny mihitsy no eo, ary hiteny tahaka azy ireo niteny fony izy ireo tety an-tany tamin’ny fahavelony. Ary miteny tsy misy valaka amin’ ny fanenon’ny feony izy ireo amin’ny fampiasany ireo fiteny mitovitovy amin’izay ifankahazarana.
Ireo rehetra ireo dia natao mba hamitahana izao tontolo izao, sy handatsahana azy ireo ao anatin’ny fandrika ho amin’ny finoana io fanangolena io.
115. ikaretsaka ( 11/10/2009 11:37)
Fa iza no tena inoan-dra xxx bebe kokoa e.. Sataba sa Atra?
toa satana no resahana syatao hampifezahana ny olona @ andro alahady koa
Ny fahalalana sy ny fanajana (fahatahorana) an'Atra no voaloham-pahendrena hoy ny voalaza....
fa ny anao toa fahalalana sy fatahorana an'i Satana no wawawa be! jereo akaiky ihany !


efa matory ao amin’i Jesosy ankehitriny izy

Nga nenareo rehefa miaraka @ Jesosy de Matory fa tsy miara miasa Aminy manomana tany sy lanitra vao?

116. cutie ( 11/10/2009 12:10)
:-D :-D :-D :-D
117. rakapy ( 11/10/2009 15:21)
dia ny an'ny sinoa ohatra sy ny firazanana hafa ve tsy misy any? Dia taiza no nahafantaranareo an'io aloha e! mahaliana.

Nefa dia ianao ihany koa no milaza fa mahita fa
Satana dia maneho endri-javatra maro isan-karazany eo anoloantsika, ary miseho ho toy ny havantsika sy namantsika izay efa matory ao amin’i Jesosy ankehitriny izy

Dia taiza no nahafantaranareo an'io aloha e! mahaliana. :-D :-D :-D
118. xxx ( 11/10/2009 15:44)
Voalaza teo :
dia ny an'ny sinoa ohatra sy ny firazanana hafa ve tsy misy any? Dia taiza no nahafantaranareo an'io aloha e! mahaliana.

Nefa dia ianao ihany koa no milaza fa mahita fa
kay moa ianao ilay mpaminany eto e? =)) =)) =)) f'angaha olona tokana monja no mahazo manao xxx ?
119. ikaretsaka ( 11/10/2009 16:13)
Izay nge no ilazako hoe mijoroa sy misehoa @ maha ianao anao fa afangaron'ny oloma mantsina eo....nefa avy eo tsary mahatanty
120. rakapy ( 11/10/2009 16:20)
kay moa ianao ilay mpaminany eto e? f'angaha olona tokana monja no mahazo manao xxx ?

Ka asehoy ary ny mahasamihafa anao sy xxx ! toa iray fa aza mikorapaka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0805