Mitahy ve ny razana?
1. soanja
(
07/10/2009 14:53)
Eny mitahy ny razana raha mino ianao. Toy ny fitahian'Andriamanitra ihany io. Izay mino azy ihany no valiany vavaka raha sady miasa amin'iny ny sainao , herinao ary ny momba anao rehetra.
Tsy voatery miasa amina antokon'olona na vondron'olona na firenena anefa ny vavaka sy finoana fa dia miasa amin'ny tsirairay izay maneho sy afaka mandray azy. Resaka isanisany ny finoana fa tsy tambatambatra. Fa ny fiasany amin'ny tsirairay no mampandrindra azy amin'ny hafa.
Resaka fotsiny anefa ilay hoe " minoa fotsiny ihany" fa tsy maintsy arahin'asa io finoana mba hahazoanao valiny mahafapo.

répondu par soanja le 22/10/2009 12:55
2. ikaretsaka
(
07/10/2009 15:20)
Namaste
Amiko koa dia arakaraky ny finoanao ihany io.. na rano na tany. Na tain'akoho na inona....rehefa hinoanao fa misy hery mety hahasoa,hitahy,hanasitrana anao ao dia possible mety hahasoa tokoa... rehefa tsy inoanao na zavatra avo lenta tahakan'ny inona aza de de tsy tafa...
Io le hoe placebo

5. rakaroka
(
07/10/2009 19:45)
8O 8O :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$
:-D :-D :-D Toa teren'ny sain'ny velona hitahy 'zareo knou! D'izany no mahatonga ilay wé "raha razana tsy hitahy mifohaza hiady vomanga!" :wink:
'ngefa raha tena ifohazany eo tokoa mety misy "rifatra" mandositra angamba!
:-D :-D :-D

7. niryna
(
07/10/2009 20:08)
rakaroka:
8O 8O :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$
:-D :-D :-D Toa teren'ny sain'ny velona hitahy 'zareo knou! D'izany no mahatonga ilay wé "raha razana tsy hitahy mifohaza hiady vomanga!" :wink:
'ngefa raha tena ifohazany eo tokoa mety misy "rifatra" mandositra angamba!
:-D :-D :-D
=)) =))
8. ikaretsaka
(
07/10/2009 21:50)
tsy voatery ho ny razana io fa ireo rehetra inoana fa manana hery "hafahafa" rehetra...
rehefa tonga tokoa le zavatra.. taoko "rifatra" aby!
mody heo tsary matahotra an zao sy zao eeee... aia akory ..milatsaka ny vara maina .. nirifatra...
Tadidiko nanao chantier-mpiangonana 1 izay zahay tao atsimon'i Fianar tao (nanolo tafo sy ny charpenteries) de rehefa isaky maraina moa misy mpiandry manao asa foana ao .. le genre mitabataba be ireny e (hainareo le wawawa) ..
Nisy fotoana @ alina moa izahay no miasa fa tara ny fotoana nifanarahana mao ilain'ny olona ny trano rehefa maraina... feno fitaovana koa moa rehefa miala anay ka asiana gardien matory miandry ireo entana ireo , indray andro ary, tsy haiko raha naheno ny tabataba lery na ahoana fa taitra t@ torimasony tao nikoropaka be... de voadona ilay barika tapaka fasiana beton deavy any @ echaufaudage de nilatsaka de nanenoneno be niaraka @ fitaobana sasany ...
fa rifatra aby hoa le mpiandry :-D

9. cutie
(
07/10/2009 22:05)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 07-10-2009 23:50:39
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
tsy voatery ho ny razana io fa ireo rehetra inoana fa manana hery "hafahafa" rehetra...
amen :)
10. soanja
(
07/10/2009 22:30)
Manana hery ve ny tenanao mahavita zavatra?
Raha Eny dia hoy aho hoe manana hery koa ny voarin'Andriamanitra hafa hahavita zavatra. Matoa mahazo fanafody avy amin'ny alalan'ny ravinkazo isankarazany isika dia fitahiana avy aminy izany.
Matokia lalandava ny asan'ny voary fa sady lalina ireo no mahery!

12. Rajim
(
08/10/2009 05:27)
Koa raha mitahy ny razana dia ny kamboty no sambatra indd,amiko misy hery roa eto amboni'ny tany Atra sy ny Devoly ary samy mampiasa ny zavatra rehetra ireo hanaraka azy,ny hoe fitahiana dia avy @ Atra fa sari-tsariny ny an'ny Devoly ,avy eo aoriana misy tambiny,fa ny an'Atra maimai-poana toan'ny fanomezana io masoandro mibaliaka io hoan'ny olona tsy an-kanavaka.
Amen
Amen
15. bobone
(
08/10/2009 07:55)
tena marina ny teniny mnamana fa ny raha ny razana no mitahy dia ny kamboty no sambatra indrindra!!! samy manana ny finoany tokoa io fa amiko manokana aloha dia tsy mitahy ny razana ! rehefa maty dia maty!! miandry ny fitsanganan'ny maty indray!!!io koa moa rehefa tafa-lentika ao am-ponao , ao an-tsainao ny zavatra iray ka tena inoana dia lasa misy !!!
Rakaroka: dia mitsoaka matanjaka toka anie akia rehefa mahita hoe iny hono Rahanona maty @ zao dia mandehandeha eny ! marina tsy hilefa!!!!
tantaraiko zavatra ianareo! nisy ankizy Dobo an-dranomasina taty aminay ankizy lahy kely izy io dia tena tsy hita ny fatiny mandraka anio!!! nisy nahita teny am-bazar( na antsena anefa izy io , nividy zavatra ) namany mpiara-mianatra aminy ihany ary nisy koa mpivarotra izay nahalala azy taitra sady niteny hoe i Anona maty iny ! dia narahandry zareo ny nalehany ! somary lavidavitra no nanarahan'ireto namany azy ! akory anefa no hita fa nande @ lalana à village izay misy ilay ranomasina tsy nahitana azy dia tonga teo @ ranomasina hono io ankizy io dia tonga dia nitsifoka tao anaty rano !!!
marihako fa io village aty aminay io tsy azo saikena ! na handrona fa maka olona tokoa ary matetika misy olona dobo foana ao! vao haingana t@ herinadro teo zao nisy ankizy leky 16 taona lasan'ny rano koa dia maty !! efa nanao fanambarana ihany ny tompon'andraikitra eto fa tsy rarahian'olona ilay filazana fa misaoka foana ! tonga @ izay ny tsy mety vao mitomany ery ! nefa efa rarana !!!

17. Djhamhal
(
08/10/2009 10:39)
Fa razana inona klou no resahina eto é! mba valio le fanontaniako etsy ambony zay mahafantatra
18. rakapy
(
08/10/2009 11:27)
Ny atao hoe razana dia ireo olona rehetra izay efa niaina teto an-tany ka lasa.
Ny bibiy koa dia azo antsoina hoe razana rehefa maty.

19. booboo
(
08/10/2009 11:42)
Eny ho'aho, Razana inona tokoa no resahina.
Raha ilay Razana @ kolotsaina malagasy, dia eny ny valiny. Mitahy zareo. Ireo tany, ireo trano, ireo fahendrena , sns tsy haiko aby navelany ho an'ny taranany dia fitahiana aby aby.
Fomba fijery hafa ny atao hoe " fitahian'ny razana " io, fa tsy voatery ilay fijery tokana resaka Hery hafa² ihany no hamaritana azy hoy ilay mpampianatra malagasy teny Ankatso izay. Tsy mety hadinoko mihitsy io fanazavany io.

20. Djhamhal
(
08/10/2009 12:08)
Ny atao hoe razana dia ireo olona rehetra izay efa niaina teto an-tany ka lasa.
Raha ilay Razana @ kolotsaina malagasy, dia eny ny valiny. Mitahy zareo. Ireo tany, ireo trano, ireo fahendrena , sns tsy haiko aby navelany ho an'ny taranany dia fitahiana aby aby.
ny fanontaniako ary de we : ny apôstôly nanaradia an'i jesosy ve azo antsoina we razana ? i Josefa sy Maria ve azo antsoina we razana ????