Mitahy ve ny razana?

41. cutie ( 08/10/2009 16:14)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 08-10-2009 18:13:36
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
izay mantsy.. izxay no tsy hinoako io mijoro vavolombelona patinareo io
:-D :-D :-D
42. ikaretsaka ( 08/10/2009 16:20)
ka trsika sy ianao samihafa... ka ny mety aminao tsary voatery hiety amiko na oviana na oviana! (ny akanjo hanaovana sy ny size-ny fotsiny ohatra d'efa sambihafa)
43. cutie ( 08/10/2009 16:21)
ie :-D
44. ikaretsaka ( 08/10/2009 16:25)
de zay! hijoro vavolombelona @ cancer d'uterus ohatra izoa i Niryna.... za nga misy ?
45. ikaretsaka ( 08/10/2009 16:26)
de tezitra izy avy eo hoe tsary asiako sirany ny raha taroginy.... ko tsisy effets ary koa!
46. soanja ( 08/10/2009 18:56)
cutie:

Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 08-10-2009 18:06:20
Lohateny : Re : Mitahy ve ny razana?
Ilay resaka hoe mitahy ve ny razana sa tsia dia tsy misy hidiran' ny finoana mihitsy e. Ny gasy no mampiditra ny finoana ao, mba hampisavorovoro sy mba hanafenana ny zavamisy.
Satria ny zavamisy dia itý : tsy mitahy ny razana.
Na mino toy inona ary ianao , dia tsy mitahy izany ny razana.
Betsaka ny olona nino ny fitahian' ny razana taloha. @ izao fotoana izao dia milaza izy ireo fa fandaniampoana izany satria hatramin' zao dia mbola tsy nahazo fitahiana t@ razana ry zareo na dia nino tokoa aza.

Mi-comprendre aho hoe resaka fomba, finoana gasy, filozofie gasy sns....
Tsy mamaly ilay fanontaniana ilay valinteny hoe : raha mino ianao dia mitahy, raha tsy mino ianao dia tsy mitahy , resaka filozofie sy finoana izany.

Fa raha hamaly mazava ilay fanontaniana kosa dia : tsy mitahy ny razana.
Ary izany dia tsy miankina @ finoana velively.

ka io nge samy manana ny finoany sy ny experience niainany, refa tsy hitanao t@ fiainanao ny fitahian'ny razana na Atra ze inoanao io de tsy mitahy izy zany, tsy votery hitovy daholo ny fiainan'ny oul akory, fa refa tsy mitahy aminao izy de aza lazaina babaraingo we tsy mitahy zany :wink:


Namaste Cutie.

Ny olombelona hoy aho mampihomehy rehefa dinihina. Takiany hitovy fijery aminy aby ny rehetra ary raha tsy hitany sy tsy hainy ilay izy ary tsy tsapany dia heverina fa misy fahavoazana ilay olona mahatsapa ny tsy tsapany. hihihi




47. soanja ( 08/10/2009 18:57)
ikaretsaka:

izay mantsy.. izxay no tsy hinoako io mijoro vavolombelona patinareo io


Masiaka mihitsy zao sakay haninao izao Ry Ika!


:-D :-D :-D
48. soanja ( 08/10/2009 19:02)
ikaretsaka:

ka trsika sy ianao samihafa... ka ny mety aminao tsary voatery hiety amiko na oviana na oviana! (ny akanjo hanaovana sy ny size-ny fotsiny ohatra d'efa sambihafa)


Namaste.

Ika izao mety tena manana sofina mahay/ mahalala nihaino mozika sy mandrindra azy/ manamboatra azy tsara hampisy filaminana ny feo mivoaka izay matetika ho tian'ireo mpihaino., Zah tsy manana izay. Na handeha mbamin'ny ampongatsofiko sy ny lohako aza rehefa tsy haiko ny mozika dia tsy hahay aho satria tsy natokana hahay hanao mozika aho. Saingy kosa ny hira vitan'Ika sy filantoan'ny aingam-panahy atambatra amin'izany inoako fa ho tsapako lalina koa sady hisy dikany amiko na tsy hitovy aza ny fiantefany amin'Ika sy Zah. Ary tsy ho voatery hisy dikany amiko koa nefa tsapako fa hisy dikany amin'Ika.


49. cutie ( 08/10/2009 21:33)
zay ndrindra manko :)
50. rakaroka ( 08/10/2009 22:17)
:roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
Fa Raha ny "fahazoako" ny fizotry ny fiainana @ ankapobeny nanoratako ilay "kalo" "Sabaka" izay!
"Lalao mba mahavariana ihany
Ny fiainantsika ety an-tany!...
ga misy ambaratonga izany
Tsy maintsy iohiranao hatrany
Dia noezahina ombieny
Ny hahafahana azy ireny...
Tsy misy hafa @ izany*
Ny fiainantsika ety an-tany
fa misy lalana namboarina
Misy "fenitra" hotratrarina
SOA sy KANTO feno "HANITRA"
AHATRARANA "ARA-LANITRA.

Dia ireo "hary" nahatratra ny ara-lanitra no afaka "mi-execute" ny mission
"Fitahiana" fa tsy izao "ignares" tsy nahalia fiainana rehetra izao!...Ohatr'izany ohatra ny nisehoam-pahagagana maaaaro izay "heverina" fa manoina ambadika ny "anjely"! (peut-étre hoe ny devoly koa: si magie noire"), fa misy "maitrise" d'une étape" na domaine efa somary ...
51. ikaretsaka ( 08/10/2009 22:24)
Izay mahitsiny ry soanja an..de za tsary handeha hiteny @ ndroky hoe anti..an ze feeling ko ndroky rehefa samihafa ny fiatefan'iny any @ ndroky...
Fa ny ato vao manana fijery xtianina hafa @ le ao anaty boky tonga de miala any hono fa anti.....
52. LazaDaddy ( 08/10/2009 22:43)
Raha ny tenin'i Jesoa dia ahafantarana fa:
raha afaka mitahy ny razana dia tsy nila nitalaho sy nitaraina mafy dia mafy tamin'i Abrahama ilay razan'ilay mpanakarena hoe mba "alefaso hananatra ny fianakaviako i Lazarosy".
53. LazaDaddy ( 08/10/2009 22:52)
raha mitahy ny razana dia ny firenena "anemist" toa an'i Madagasikara no tokony mandroso indrindra maneran-tany
54. rakaroka ( 08/10/2009 22:59)
Oay e i "Lazza" marina :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* Tongasoa! :-* :-* :-*
Ary tena mitahy tokoa ny razana an :wink: dia izao "tafahoana" soa @ Lazza izao ! :lol: :-D :-D :-D (l) :-*
55. soanja ( 09/10/2009 00:48)
LazaDaddy:

Raha ny tenin'i Jesoa dia ahafantarana fa:
raha afaka mitahy ny razana dia tsy nila nitalaho sy nitaraina mafy dia mafy tamin'i Abrahama ilay razan'ilay mpanakarena hoe mba "alefaso hananatra ny fianakaviako i Lazarosy".


Zah aloha mino fa tsy hisy idiaran'i Jesoa ity resaka iray eto ambony ity.


:D Sasanangy samihafa ireo na dia azo atao ao anaty vilia baolina iray aza.

Tongasoa aloha ianao izay ela izay! :-* :-*
56. soanja ( 09/10/2009 00:51)
LazaDaddy:

raha mitahy ny razana dia ny firenena "anemist" toa an'i Madagasikara no tokony mandroso indrindra maneran-tany


Inona moa no atao hoe " Fandrosoana"?
Taoko efa nanjaka ela tao zay ny antsoina hoe Xtianina hatramin'ny nidiran'ny vazaha fa inona no misy eo ady antrano lavareny! Diniho ny tantara. Namokatra kokoa i Madagasikara sy ny olony tamin'ny andron'ny Ntaolo raha dinihiko sady faly kokoa tamin'izay nananany. Izao manao ahoana?


57. soanja ( 09/10/2009 00:54)
ikaretsaka:

Izay mahitsiny ry soanja an..de za tsary handeha hiteny @ ndroky hoe anti..an ze feeling ko ndroky rehefa samihafa ny fiatefan'iny any @ ndroky...
Fa ny ato vao manana fijery xtianina hafa @ le ao anaty boky tonga de miala any hono fa anti.....


Resaka Dogma aby re io. Akory atao fa hatreo aloha zany aloha ny fifohazana ananany. Enga anie mba hitsilo lavidavitra ilay jiro Mpanazava!


:D
58. LazaDaddy ( 09/10/2009 01:55)
soanja:
Taoko efa nanjaka ela tao zay ny antsoina hoe Xtianina hatramin'ny nidiran'ny vazaha fa inona no misy eo ady antrano lavareny!
ny fidiran'ny vazaha angaha midika fa afaka tamin'ny "anemism" i Madagasikara dia lasa kristianina?
59. soanja ( 09/10/2009 05:26)
LazaDaddy:

soanja:
Taoko efa nanjaka ela tao zay ny antsoina hoe Xtianina hatramin'ny nidiran'ny vazaha fa inona no misy eo ady antrano lavareny!
ny fidiran'ny vazaha angaha midika fa afaka tamin'ny "anemism" i Madagasikara dia lasa kristianina?


Ny fidiran'ny vazaha no nitondra ny finoana Xtianina.
Inona anefa no tompoina ao anatin'io finoana iray io? Firy ny isan'i Xtianina ary firy ny isan'ny manompo ny razana ao Madagasikara raha izao isika miteny izao?


60. LazaDaddy ( 09/10/2009 05:40)
soanja:
Firy ny isan'i Xtianina ary firy ny isan'ny manompo ny razana ao Madagasikara raha izao isika miteny izao?
raha mandinika i Soanja dia ahita fa tsy ampy 2% ny kristianina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088