ireo namako taloha ?

261. tess ( 30/09/2009 09:46)
niandry mitsy aho hoe inona ndray no ho lazain'i mifentouuu!

lisitra bdb aiza ndray zany e???? :roll: :-D DIA LIsitra inona...?????
in kounkou fa ianao mitsy no tsy tia ambondroan e! :-P
262. Mifenty ( 30/09/2009 10:30)
kefa oe aleo tsika sy enao rery no mi ambondrona kou inn aza

mifenty-sy-tess@ambondrona.ok
263. tess ( 30/09/2009 15:50)
lay adressssssss :-D
ka ndao raha hi ambondrona kou in aza ity :-D ilaoizan'ny omby mihahaka eo anie ka heinnnnn
264. dadabe ( 30/09/2009 16:35)
kiiii mi-all b an'lah less zah bainn aa :roll: :roll: zakan'lah ve less tess leuleu :cry: :cry: :cry: :-D
265. tess ( 30/09/2009 17:29)
=)) =)) =))
266. Mifenty ( 30/09/2009 20:08)
mbola vao eo am pibatana finn azty leuleu zaka aona sahady aza
267. tess ( 01/10/2009 05:22)
fangah mila bataina hono izy io fin aza ity :^)
268. Mifenty ( 01/10/2009 06:42)
euh ti vwa ske je vé dire eh
269. dadabe ( 01/10/2009 08:47)
tess : azamihetsika amizao pozisioo miorirana zao klou ndry

mifenty :efa henon'ialhy ve lety izany oe " ny sakafonjazan'i tess ..mmm.... :^) :^) :-$
270. tess ( 01/10/2009 09:29)
268. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 01-10-2009 10:47:16
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
tess : azamihetsika amizao pozisioo miorirana zao klou ndry
:-D :-D :-D fa manin lay miorirana????
mifenty :efa henon'ialhy ve lety izany oe " ny sakafonjazan'i tess ..mmm


aza manao firesaky ny tsy ampy sakafo ry dadabe ah! :^) ny anao bebe number one foana kou aiza no tsy hi ambondrona zà :?
267. Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 01-10-2009 08:42:44
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
euh ti vwa ske je vé dire eh
pas comprendre... :?
271. dadabe ( 01/10/2009 09:34)
io ary fa tsy mahazo tess le humm enga anie ka mba hifamaly izy roa d miverina amiko mora morates le :-D
272. tess ( 01/10/2009 10:24)
:-D :-D :-D :-D zà aza tsy aao anaty liste ny bebe hatramzao kou mora ery izany fitondranao azy zany dadabe :?
273. Mifenty ( 01/10/2009 11:39)
274. sonwin ( 01/10/2009 11:54)
:�) ny vaovao azo farany? sendra nandalo ny tontolo virtoaly dia nahita ny resaky ny namana, toa milay, mampahatsiaro ny fahiny fony mbola tsy manantsiny sady vir...j..iny :roll:
dia ahona dol kle? kaiz bedada a....za izao tena variana mitaiza sy mitady 8)
:* ny sipa dia 8) ny kofa
i sasa matetika tazako lavitra...i ari.malala hitako eny Ankorondrano fa tsy mahafantatra ahy hihi, ny hafa....ts re tsaika fa mod fanina
he he he
275. booboo ( 01/10/2009 12:12)
wah ! un revenant klé ! :�)
276. tess ( 01/10/2009 14:22)
Mifenty:














..



:? :? :? :? :roll: in ndray aza ity lamody vavao ity???
277. tess ( 01/10/2009 14:25)
sonwin:

:�) ny vaovao azo farany? sendra nandalo ny tontolo virtoaly dia nahita ny resaky ny namana, toa milay, mampahatsiaro ny fahiny fony mbola tsy manantsiny sady vir...j..iny :roll:
dia ahona dol kle? kaiz bedada a....za izao tena variana mitaiza sy mitady 8)
:* ny sipa dia 8) ny kofa
i sasa matetika tazako lavitra...i ari.malala hitako eny Ankorondrano fa tsy mahafantatra ahy hihi, ny hafa....ts re tsaika fa mod fanina
he he he

AAAAAAAH tonga soa sonwin marina


:-* :-* :-* faly mahita an' toi eto njay , ary hay ve toi niverina any antanàna mitsy e lol!... veloma any am sasa any aza e! :P
de hono wa! mbola otran'ny kitay hazo maina ihany ve lay ranjonao any e! :-D :-D :-D :-D :-$ :^) resaka talou tsy atao makarary andou an!
:wink:
278. Mifenty ( 01/10/2009 14:33)
tess:
Hoy i Mifenty:



















in ndray aza ity lamody vavao ity???







Azonao ve ilay mail ko e

279. dadabe ( 01/10/2009 16:36)
aiza ra-SONWIN AAAA tonga ihany bainn le efa tafakatra 273 ve less ny pokona nanoratra vao tonga elah le hahaha milay less zany a, zah less mitady an'i sasa a hahaha

:@ :@ :miam:
280. Mifenty ( 02/10/2009 09:56)
maly tsy miova eto ry baina a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2022