ireo namako taloha ?

301. tess ( 08/10/2009 18:37)
inona tsara hoe ry dadabe, fenoy alou ny banga... 8)
FA TAIZA KOU NO NAHITANAO ANZANY SARY izany leu leu :-D
302. Mifenty ( 09/10/2009 09:11)
tess> tsy vitan akilanjalanja fotsiny k. La totale !!!
303. dadabe ( 09/10/2009 13:35)
mifenty iza njay no vitan'iza tao leuleu? :-w

tess tara @ Ambodrona be hoa tess zany :-$ :@ :@
304. dadabe ( 10/10/2009 00:53)
aiza aza tess leuleu :-*
305. tess ( 10/10/2009 19:09)
ieuh! vao avy nijery ny faradoboka mitsy zà omaly zao nilay beuh! mitry ndray he he he :wink: :-D

mifenty tsy hitako izany la totale izany lol :^)
306. dadabe ( 11/10/2009 18:01)
ka izy kosa anie namporafesin'i toi totale d tsy te hijery fahorina lery e :roll: :roll: fa koboko aloha le toi nanoroka be an'i Ambondrona e, zany ve tsy ho lanonana be ny harivan'iny leuleu :-w :-w :-$ :@


kuuu =(( =(( =(( vita tess leuleu =((
307. tess ( 11/10/2009 20:13)
=)) =)) =)) tena lanonana mitsy kou enao ngah ahoana ah! :-D
just fan reh ry toi ah! :-D
308. Mifenty ( 12/10/2009 08:56)
tai b ry baina ah, mbola nasian ry lerony fameriny mitsy aza tam zomà kou mdr

inona tokoa moa lesy izay izah ah, na dia ny lalitra farak'izay fadiranovana ery aza lesy ety ambon lohako no manao vetaveta leuleu
309. tess ( 12/10/2009 11:41)
307. Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 12-10-2009 10:56:05
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
tai b ry baina ah, mbola nasian ry lerony fameriny mitsy aza tam zomà kou mdr
:-D :-D :-D :-D tsy hainao ngah zany hoe mpiondana ambondrona zany kosa sady efa faradoboka kosa ny tam zoma kou :-D :-D
inona tokoa moa lesy izay izah ah, na dia ny lalitra farak'izay fadiranovana ery aza lesy ety ambon lohako no manao vetaveta leuleu
:x :?
310. Mifenty ( 12/10/2009 13:20)
zay !
311. dadabe ( 13/10/2009 11:51)
Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 30-09-2009 12:30:44
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
kefa oe aleo tsika sy enao rery no mi ambondrona kou inn aza

mifenty-sy-tess@ambondrona.ok

taib ko less zany resaka lindinakika b zany leuleu :-D
312. tess ( 13/10/2009 15:09)
zay ndray be dada sy ny resaka aliakany hihihih

fa nataonao azy alou i ari.malala e? :?
313. Veloo ( 13/10/2009 15:38)
311. Mpandefa : tess [ Valio ] 13-10-2009 17:09:07
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
zay ndray be dada sy ny resaka aliakany hihihih

fa nataonao azy alou i ari.malala e?


io retsy tsy hiova mihitsy a.. hihihihi, asa angaha mba ataony ahona ireo sinoa betsaka manodidina azy ireo :-D :-D :-D :-D
314. tess ( 13/10/2009 17:31)
velo: :-D :-D :-D sady kôleksiô manadala be mitsy an! :-D :-D :-D nefa ato manadala bebe noumber one zato arivo :-D :^)
315. dadabe ( 13/10/2009 18:55)
io aloha toi manamboara raha mahay an'io e :wink:
http://www.koreus.com/video/stop-motion-comment-faire-bebe.html
316. Veloo ( 13/10/2009 19:44)
tess a :-D :-D :-D efa zatra isika a efa blinde mihitsy....@ ny resak'ibadada


=)) =)) =)) tsy ratsy ndray iny ry ledada, ilay zaza kosa wa jonla e io ve ny an'la? =)) =)) =))
317. dadabe ( 14/10/2009 14:23)
aza mihetsika amizao pozisioo miorira zao kou he he
318. tess ( 14/10/2009 17:37)
injay ny an'i veloo :-D :-D :-D
319. Veloo ( 15/10/2009 02:11)
tess,
io wa tena mbola tsy hiova mihitsy
=)) =)) =)) =))
320. dadabe ( 15/10/2009 16:15)
:roll: :evil: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2092