ireo namako taloha ?

321. tess ( 15/10/2009 16:37)
fa oe nataonao aiza hoà i ari.malala??? :? :-P

izy ve no endrasanao am lay terasse ary am sary ary sa iza???? TSY HITA TSONY MANTSY IZY zao sao nidinao antrano tao :-D
322. Veloo ( 16/10/2009 13:17)
ari aiza tokoa i ari e tsitahita tatoato?

bedada a.. lasa radama ndray ity ela.. tsy ratsy ka :wink:
323. dadabe ( 18/10/2009 03:31)
Veloo a hita mihitsy toi oe tsy gasy hihihihi :wink: tsy radama io fa " PM Rainilaiarivony" tiko be izy io fony aho mbola skoto .."fileovana Rainilaiarivony" hihihihi

arimalala mbola mifana :roll: tena resaka serieu io a, nahazo 3 eme enfant izy fa tsy zah no Rainy a 8O
324. tess ( 18/10/2009 07:47)
8O :roll: :-w
325. dadabe ( 18/10/2009 15:47)
kozy anie izany e :roll: inona no mahagaga an'i toi ?? :(
326. Veloo ( 18/10/2009 21:16)
322. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 18-10-2009 05:31:21
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
Veloo a hita mihitsy toi oe tsy gasy hihihihi tsy radama io fa " PM Rainilaiarivony" tiko be izy io fony aho mbola skoto .."fileovana Rainilaiarivony" hihihihi


za lety gasy petaka a, ka mitovy tsinona ny akanjo hanaovany ko,

arimalala mbola mifana tena resaka serieu io a, nahazo 3 eme enfant izy fa tsy zah no Rainy a

arabaina ndray aky ari zany a... raha tsy lainga be an'i bedada ndray!
o le dada a :roll:
327. ni81 ( 19/10/2009 06:11)
arabaina ndray aky ari zany a... raha tsy lainga be an'i bedada ndray!
o le dada a
:-D :-D mamorona mihitsy i dadabe fa be asa hono i ari dia tsisy connexion toy ny taloha intsony ao am-piasany kou! :-@
328. tess ( 19/10/2009 06:34)
:-D :-D :-D
329. dadabe ( 19/10/2009 14:48)
:roll: :roll: kuuu leuleu tratra ndray ny laingako leuleu :-D :-D efa siaka voako zao tess a :wink:
330. Mifenty ( 19/10/2009 16:08)
mila manao fanenenana im-pito ialahy d rainay zay any andanitra valo dia arahaba ry maria enina
331. tess ( 19/10/2009 17:03)
:-D :-D :-D

dafabe mpandainga...... foana kou :-P
332. dadabe ( 20/10/2009 05:44)
hay dafabe fa tsy i dadabe efa saika taitrra aho kle
333. tess ( 20/10/2009 12:17)
HIHIHIHI dadabeuh
334. dadabe ( 20/10/2009 13:30)
332. Mpandefa : tess [ Valio ] 20-10-2009 14:17:45
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
HIHIHIHI dadabeuh


hay ve mbola dadabeuh fa tsy dadabe e efa saika safotra aho le :roll: :roll:
335. tess ( 20/10/2009 20:27)
zany kou ve de hahasafotra anao sahady???? hihihihi mba asina misaram kely hoe beuhhhhhh
336. kotobekibo ( 20/10/2009 21:34)
mba anatsipazo zafikely any lesy zay sy ry mifenty ry dadabe a!
efa lasan'elah doly ireto ry bebeuh isany !:-P
:-D :-D :-D
337. tess ( 21/10/2009 18:30)
fa taiza kou aza ny ahitanao anzany sary zany ry dadabeuh leuleu :^)
338. Veloo ( 21/10/2009 20:16)
326. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 19-10-2009 08:11:23
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
Voalaza teo :
arabaina ndray aky ari zany a... raha tsy lainga be an'i bedada ndray!
o le dada a
mamorona mihitsy i dadabe fa be asa hono i ari dia tsisy connexion toy ny taloha intsony ao am-piasany kou!


tsssss ty dadabe ty tena padainga beuuu mihitsy...

329. Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 19-10-2009 18:08:41
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
mila manao fanenenana im-pito ialahy d rainay zay any andanitra valo dia arahaba ry maria enina


andana aingana mifona :-D :-D :-D

miciiiiiii aki ni81 a :-* :-*
339. tess ( 22/10/2009 14:22)
:-D :-D :-D mahitahita ange sdadabeuh zany e! lol, ary kay mety taifiditra F.etsy B.e ihany de mody hoe anay avy aty chine tsy mety tafa an! 8O :^) mbo tsy angano otran'ny filazany an'i ari. cherie njay iny klu fa tena marina
fa toi kousa aloha possibl tafita t@ Ambondrona tamin'iny kleuleu :/
ka zà tsin amourézy an'i lery =))
340. dadabe ( 23/10/2009 06:05)
ouayy leuleu sahala @ ity ve lery ?
http://www.koreus.com/video/ane-plage.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8284