ireo namako taloha ?

341. tess ( 23/10/2009 14:57)
mitantara angano njay dadabeuh! fa ande hatory ny kilonga :-D
342. dadabe ( 23/10/2009 16:48)
nalaza b manko oe 17cm de longera hono i Ambondrona marina v zany tess ?? :-w
343. tess ( 23/10/2009 18:01)
ny inona izany aloha ry dadabe! sao de efa tokony hatory kou aza dadabe hihihih
344. kotobekibo ( 23/10/2009 20:28)
dadabe > chuuut !!!!
inn ary 'ty ! tsy hain'élah angaha ilay fiteny hoe ref nahita ny masonao , d akombony ny vavanao , mba ahalava ny andro ihainanao ?
hahahaha :-D :-D :-D
345. dadabe ( 24/10/2009 09:33)
kuu leuleu zay kay ny fikan'i lery t@ fara malemy jkeukleu
346. dadabe ( 09/12/2009 18:03)
nifarana teo @ 347 ty leuleu
347. Mifenty ( 10/12/2009 09:22)
aleo ifarana am zay kleu, sa mbola mitady an'iza elah le
348. dadabe ( 14/12/2009 02:36)
hahahaha zah less te hanota @ i tess leuleu
349. Mifenty ( 14/12/2009 09:26)
aza atao tratry ny masoandro milentika fotsiny less baina fa mety io a
350. dadabe ( 15/12/2009 02:20)
eny leuleu
351. Mifenty ( 15/12/2009 09:51)
io leu leu
dimampolo sy telonjato
352. dadabe ( 16/12/2009 13:26)
iraika ambidimapolo sy telonjato less a
353. joharyjohary ( 23/12/2009 08:31)
Raha hitazona contact @ namana taloha :

www.sakakely.tk


mazotoa tompoko
354. dadabe ( 25/12/2009 17:02)
cite virus ve less io ry zama a ?
355. dadabe ( 14/01/2010 12:44)
lasa 356 ty leuleu
356. sasa ( 12/03/2010 12:41)
ity za fa tonga e!
:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676