ireo namako taloha ?

1. dadabe ( 21/08/2009 07:41)
diamondra27 ? sasa ? mamzelkely ? fasaly :wink: ? fanaina ? yonikafopl? :( :@ :snif: malahelo zah kle :@ sonwin ..mifenty aiza daholo less laisany a? hai i fijo mbola norma be ao kle
novalian'i sasa ny 12/03/2010 12:41
2. tess ( 21/08/2009 12:50)
dadabe:

diamondra27 ? sasa ? mamzelkely ? fasaly :wink: ? fanaina ? yonikafopl? :( :@ :snif: malahelo zah kle :@ sonwin ..mifenty aiza daholo less laisany a? hai i fijo mbola norma be ao kle

i diamondra27 any am fb any no ahitàna azy matetika raha tsy mbola nanao vacs foana hatramzao


:-D
i sasa: OQP am asa amandraharaha dia tsy miditra net intsony :-P
i mamzelkely: toy izay ihany koa sady vao nahazo vahiny kely naniry zaza ka nahazo zazalahy arabaina foana :wink:

i FASALY: nandondona tany aminao tao am fb de tsy vahanao trano mitsy hono izy odoyé! :-D

sonwin: TSY efa nanambady ve???? samy sahirana dool am maha sahirana azy hihih

fanaina: any am fb any koa izy fa enao mody fanina refa ao :^)

yonika: matetika mametaka sary ao ihany izy tsindraindray fa mba omeo signe sy mamelà carte ho azy refa mandalo izy :P

I mifenty izy tao lile no henoko farany sady tsy hita aty no tsy hita arokatra

zà kou malahelo snifffff! :snif:

hafa mitsy ny taloha dia ny ankitrio koa tsy mahasosotra :-D
3. booboo ( 21/08/2009 14:18)
zà kay tsy naman'i dadabe ? bouh hou hou

Mifenty koa ao @ fb, fa tsy io ny anarana ampiasainy ao :°) . Mbola mavitrika ao razoky

Zà koa mba nandondona tany @ fb tsy novohan'ilay dadabe akory ! efa marenindrenina angamba ? hihihihihihi
4. tess ( 21/08/2009 14:45)
boubou mba suggeréo ahy ary mifety e! je koné pas son nom, mifenty no nahafatarako azy tato :wink:
5. Samoana ( 21/08/2009 21:02)
Tsss! Very ny "tsiky de ampy" fa toa lasa mialokaloka any amin'izany fb izany daholo nareo kle!!! :cry:
6. tess ( 22/08/2009 00:14)
:wink: AZA MISOSoka alahelo tsony samoana an! :? :wink: :-D
ka nareo anie tsy mba mivahiny any e! nefa any dool ny namana taloha ny ankabeazany hummmmm kanjo zany fa samy manao zé tiny e! refa tsy te hande any tsy maninona fa ato mi tapô eny matetika.
7. Samoana ( 22/08/2009 07:52)
lasa amy 3 maraina any foana aho angamba vao tafatory raha mivahiny any kouh. Lasa face boka any ny tava hihihi. Aleo réservatiô ho amin'ny vôkansy manaraka de tsy maninona raha bongomaso e :wink: !
8. tess ( 22/08/2009 08:02)
:-D :-D :-D :-D fa nahoana moa no tsy maitsy am telo maraina... am 23h aza ao defa tsy de misy oul kou :-D :-D :-D
mampmé be kou lay hoe face boka :-D :-D :-D zà kalou tsy bongo fa 22h aho defa miakatra matory de hariva refa vita raharaha aho vao miditra ao :^)
juste manao salut ny pokona de mifanàla kely am sary ao :-D
zà alou mbola tsy boka tava e!
9. endrika01 ( 22/08/2009 13:03)
Ka ao amny fb zao no ahitana mivantana ny akama retra kou,hi hi
10. tess ( 22/08/2009 13:48)
ndry ngah ao?
11. ni81 ( 22/08/2009 14:15)
Ka ao amny fb zao no ahitana mivantana ny akama retra kou,hi hi

ndry ngah ao?
any tokoa ve ndriako e???? :D
12. dadabe ( 22/08/2009 16:18)
. Mpandefa : booboo [ Valio ] 21-08-2009 16:18:26
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
zà kay tsy naman'i dadabe ? bouh hou hou

sanatria rahavako hahah :wink: na dia ny kilaoty niaraka nosasana ihany aza ve sy ilay biriky natao tota-pandriana dia hifary ?? le ndry tsy ho namako tsy maninona fa le daroka "beloha" no henjana :?) :@ =))

tess : tsy hoe zah tsy mamoha anareo any @ face boook fa tsy misokatra ny fb aty chine :evil: efa ho 1 taoana hop tsy mba naharaka vaovao tao kle :evil: ....

vaovao farany henoko hoe : nanmabady hono i Diams :@ ary toi ry tess?? :@ :wink: je t'...tjs :*
13. tess ( 22/08/2009 16:35)
>beloha< Kopy aho :) :-D

dadabe: zany an! :-P ekena ndray ary alou e! :-P

tsy mba henoko ndray zany diams nanambady izany hihihihih
nefa zà mba anisan'ny namany kaiky lol :^)
14. tess ( 22/08/2009 16:38)
dadabe:

ary toi ry tess?? :@ :wink: je t'...tjs :*


mbola celibataire foana hatramzao


:? :? :-D :-D avy ndray i dadabe sy ny declaration-ny hihihih tapaka ny tsinaiko . DE ITO SAry kely ito :* il n'a pas changé :^)
15. dadabe ( 23/08/2009 00:49)
avy ndray i dadabe sy ny declaration-ny hihihih tapaka ny tsinaiko . DE ITO SAry kely ito il n'a pas changé

zay le tsy ahafoizako an'i tess kle hummmm ao klou mivadika atsy ambadika atsy d omeko information bebe koko e, efa vita anie ny fenarako e :-$
16. Mifenty ( 23/08/2009 07:48)
k'aiza ry bedadaaaaaaaa

awona tess ah

za lty ry bedada lazain tess fa ratsy taré ah, lazainy fa mitovy am tovo oun za le pffff mwwhahahaha
17. tess ( 23/08/2009 07:48)
arabaina zany dadabe! :-P :D
zà nefa nahazo an'i mifenty tao am fb merci booboo, de ny hafany hoe enao hono ry dadabe maninona notsy manoratra raha manina :-D
18. Mifenty ( 23/08/2009 07:49)
d sady efa namaly io ambony io iany kou izy
19. tess ( 23/08/2009 07:51)
yessss! iny eny mifenty fa naheno ny antsoantso :wink: :-D :-D
vao eo mitsy aho nanoratra soa fa tsy nifosa :^)
20. Mifenty ( 23/08/2009 07:53)
saika ifosa nga ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.242