ireo namako taloha ?

61. tess ( 27/08/2009 18:43)
Dia ahoana? efa hitan'ny mifentouhhhh ve lay izy e??? :-P :D
62. booboo ( 27/08/2009 21:42)
:-D :-D :-D
63. ikaretsaka ( 27/08/2009 21:53)
:-D :-D :-D :-D
64. dadabe ( 28/08/2009 03:05)
aiza lety r'ikaretsaka :-D iny koa elah fa tonga a...ahona ny fokonolona any BIRA e ?

ary misy mifampikoty ato le :evil: (mifenty + tess) :evil: :evil: possible ho rakitsa kle.....aleo ihany zah hiverina @ i ari.malala kle :^) :*
65. tess ( 28/08/2009 05:43)
:-D :-D :-D kaoe mba te hanao fiaonana i mifenty kou tsy omena sopapa ve e! ôkaz io kou :-D aza manapatsianay
66. Mifenty ( 28/08/2009 06:55)
dadabeu:
possible ho rakitsa kle.....


aza mialll an ....


Valiny

tess:
ôkaz io kou


67. ari.malala ( 28/08/2009 11:06)
bedada =)) =)) iverina amko ian v :} :} :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
68. ni81 ( 28/08/2009 11:19)
bedada iverina amko ian v
hafa ihany ilay voalohany hoy ny hiran'ny ainga ry ari o! :-D :-D :-D
69. tess ( 28/08/2009 11:39)
Mifenty:

dadabeu:
possible ho rakitsa kle.....


aza mialll an ....


Valiny

tess:
ôkaz io kou






:-D :-D :-D :-D


ari. avelao aky izy iverina fa mitady bebe ndray ah! =))
70. ari.malala ( 28/08/2009 12:38)
:-D :-D :-D :-D tsmaitns hoany sina iany ah zany ko =)) =)) =)) =))
71. ni81 ( 28/08/2009 13:30)
tsmaitns hoany sina iany ah zany ko
hum! tena hanainga i ari an! :)
72. dadabe ( 28/08/2009 15:21)
mifenty : o lety bainn a lindinakika be le resaka kle hahahahaha

avia ari.malala :wink: ..humm kanefa i ni81 :-w :-w mahalasa saina ihany kle
73. ni81 ( 28/08/2009 15:32)
avia ari.malala ..humm kanefa i ni81 mahalasa saina ihany kle
ka ny saina ange efa nipirina t@ 26 juin e? Sa saina inona ndray no lazain'i dadabe fa lasa eo? :D
74. tess ( 28/08/2009 18:47)
71. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 28-08-2009 17:21:30
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
mifenty : o lety bainn a lindinakika be le resaka kle hahahahaha


manin an'toi ndray minfetouhhh???? alikalika ah alikalika :-D :-D

mailo indry ry ni81 fa misalasala ndray izy aminareo sy ari.MALALA :-D :-D
75. ni81 ( 28/08/2009 19:10)
mailo indry ry ni81 fa misalasala ndray izy aminareo sy ari.MALALA
:{ e!
76. dadabe ( 29/08/2009 08:07)
manin an'toi ndray minfetouhhh???? alikalika ah alikalika

mailo indry ry ni81 fa misalasala ndray izy aminareo sy ari.MALALA


o ry tess a angaha io resak alika :-D resaka lindinakika io ka hahaha

74. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 28-08-2009 21:10:19
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
Voalaza teo :
mailo indry ry ni81 fa misalasala ndray izy aminareo sy ari.MALALA
e!


aza taitra ianao rahavako fa tadavin'i tess bloker-na njay angamba le filinina vao miantomboka :�) :�) :@ :@
77. Mifenty ( 29/08/2009 09:41)
dadabe sy tess mifamaly:
o ry tess a angaha io resak alika resaka lindinakika io ka hahaha


Valiny :

ieu
78. tess ( 29/08/2009 10:14)
ieu :-D
79. Mifenty ( 29/08/2009 10:49)
bedada ah, tady ou tara am le "ieu" an'i tess za fa tongava aingana lah kle
80. ni81 ( 29/08/2009 11:44)
aza taitra ianao rahavako fa tadavin'i tess bloker-na njay angamba le filinina vao miantomboka :�) :�)
=)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8154