ireo namako taloha ?

81. dadabe ( 29/08/2009 13:00)
78. Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 29-08-2009 12:49:21
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
bedada ah, tady ou tara am le "ieu" an'i tess za fa tongava aingana lah kle

tairo ao bainn a zah mbola miresaka amngina @ ini81 :-$ :@
82. ni81 ( 29/08/2009 13:51)
:^)
83. dadabe ( 29/08/2009 16:16)
aza gaga toi e :^) :wink: aza atao kobon'i arimalala a :-$
84. ni81 ( 29/08/2009 16:59)
81. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 29-08-2009 15:51:29
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?

:lol: :lol:
aza gaga toi e aza atao kobon'i arimalala a
ari a! jereo moa o!:{
85. dadabe ( 30/08/2009 04:34)
:roll: aleo ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy no aleo banjinina :�) :@
86. tess ( 30/08/2009 07:39)
:-D :-D :-D mi sakrifisy ndray an!
87. ni81 ( 30/08/2009 08:13)
aleo ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy no aleo banjinina :�)
mi sakrifisy ndray an!
fa angaha tena nisy raharaha goavana tany aloha tany ry tess no mibaboka i dadabe? :lol: :lol:
88. tess ( 30/08/2009 10:57)
ni81: ka efa oz efa nisy mariazy miara-mizotra tato am forum kou :wink: :-D
89. ni81 ( 30/08/2009 11:02)
ni81: ka efa oz efa nisy mariazy miara-mizotra tato am forum kou
taiza izay resaka izay? :lol: :lol:
90. tess ( 30/08/2009 12:12)
efa tam 2006 tany ho any aky zay resaka izay mety tsy hi hita trace tsotry an! :wink: :^)
91. ni81 ( 30/08/2009 12:49)
Ay!
92. yonikafopl ( 30/08/2009 15:33)
wadray marina, tara be mintsy ny tenanay, hay lozan dadabe manadala sipakely ato njay aaa, :evil:
93. dadabe ( 30/08/2009 16:50)
:* :* :D weeeeeeeeeeeee iny eny BEBEH number one =D> =D> :*

zay vao ho latsaka total ari.malala kle :-$
94. dadabe ( 30/08/2009 16:52)
87. Mpandefa : tess [ Valio ] 30-08-2009 12:57:32
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
ni81: ka efa oz efa nisy mariazy miara-mizotra tato am forum kou


toi moa nahazo kouple t@ iny sa tsia ?? :-w :-w

tokony averina njay le mariazy miara mizotra kle :-w
95. ni81 ( 30/08/2009 16:56)
wadray marina, tara be mintsy ny tenanay, hay lozan dadabe manadala sipakely ato njay aaa,
weeeeeeeeeeeee iny eny BEBEH number one > >

zay vao ho latsaka total ari.malala kle
:-D :-D :-D
96. tess ( 30/08/2009 19:00)
yonikafopl:

wadray marina, tara be mintsy ny tenanay, hay lozan dadabe manadala sipakely ato njay aaa, :evil:

mial any ex bebe 'i dadabe marina sa mbola bebe

:wink: :-D :-D :-D
97. tess ( 30/08/2009 19:02)
toi moa nahazo kouple t@ iny sa tsia ??

zà mbola sekretera mpitàntsoratra fotsiny tamin'iny ka :? :-D
98. ari.malala ( 31/08/2009 05:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tonga soa akia bebe a! zà tsary nikitika na d singam-bolony 1 aza an :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
99. dadabe ( 31/08/2009 09:49)
kii nibaradaka i arimalala le hahaha :-D
100. Mifenty ( 31/08/2009 11:40)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5282