ireo namako taloha ?

141. dadabe ( 05/09/2009 04:58)
io f amnomboka manambotra bainn le :roll: :roll:

jereo tsara zao le fomba famalin'i tess fa famaly manaiky :roll: :roll: zay vao tena very aho le :cry:
142. yonikafopl ( 05/09/2009 12:01)
o ry dadabe a, tsy omeko lamba eo am all fa ataovy tsara, eo de tady hisintona mangina an tess efa antanan'olonkafa eo njay aaaaa,:-w

lozana ni dekosy tany am ari tany fona atramzay bedada an :evil:
143. dadabe ( 06/09/2009 14:29)
yonika :D enfin tu est arrivee :D :* :* :* :* eo klou asina bizzz mon bebeh number one a :* :* zah tsy nidekosy zany ka fa i arimalala no nikoty ahy :^)
144. dadabe ( 06/09/2009 14:34)
bebeh aa :* marina ve fa efa any IRAN nareo e ?? :-w nalaza be manko izany tato ato
145. ari.malala ( 07/09/2009 06:44)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D nikoty? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) tena tapaka ny tsinaiko! tena tratran retordazy enao radadabe!!! zany mitns lay famalin'ny ankizy kely refa tratra am nataony d ts zà fa ian =)) =)) =))

yonika, efa roasiko sy sorohiko am lapel fa tsmety miala fa mamikotra amle bodofotry fa milaza mangatrika :-P =)) =)) =)) io rohito am tady any amizay fa tsssssss =)) =)) =))
146. ni81 ( 07/09/2009 07:28)
nikoty? tena tapaka ny tsinaiko! tena tratran retordazy enao radadabe!!! zany mitns lay famalin'ny ankizy kely refa tratra am nataony d ts zà fa ian
:-D :-D
147. tess ( 07/09/2009 12:44)
Mifenty:

tess > ka aseoseon jy am oul le izy kou

an han! hay ve toi saropiaro be otrzany !

:^) :^) hihihihi
ao fa ataoko maso be tsy mahita lay olona mijery ao hahaha :wink:
148. tess ( 07/09/2009 12:46)
dadabe:

io f amnomboka manambotra bainn le :roll: :roll:

jereo tsara zao le fomba famalin'i tess fa famaly manaiky :roll: :roll: zay vao tena very aho le :cry:



:-D :-D :-D :-D :-D :-D ty dadabe ity de tena mampmé mitsy ka! mafnaritra e!!!! hafa ihany ny namana talou :-D :-D :-D :-D
149. tess ( 07/09/2009 12:48)
zah tsy nidekosy zany ka fa i arimalala no nikoty ahy:^)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aon zany ry ari. ah!
150. ari.malala ( 07/09/2009 14:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D zany hono akia ko! nokotiko hono izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
151. dadabe ( 07/09/2009 14:28)
:-w arimalala :-w tsy omeko karama 1 volana toi fa mamadika kle :@
152. ari.malala ( 07/09/2009 14:41)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
153. yonikafopl ( 08/09/2009 09:16)
ahannn, hay de efa misy aferafera njay any am ari sy ddb any annn :-w
154. ari.malala ( 08/09/2009 11:14)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
155. dadabe ( 08/09/2009 14:43)
yonikafopl :* :* :* :* toi ihany oaa toi hatrany :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
156. tess ( 08/09/2009 20:18)
:evil:
157. yonikafopl ( 08/09/2009 20:25)
ountssssss,lozanareo sy ari manao vazaha mody miady eo njay annn, :cry: :cry: :cry:
158. ni81 ( 08/09/2009 20:49)
159. dadabe ( 09/09/2009 03:11)
156. Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 08-09-2009 22:25:25
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
ountssssss,lozanareo sy ari manao ........ eo njay annn,
:-D :-D

155. Mpandefa : tess [ Valio ] 08-09-2009 22:18:21
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?


mbola ho avy ny anjaran'i toi fa aleo klou vitaina ny an'i bebeh number one :* :wink:
160. ari.malala ( 09/09/2009 07:16)
=) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ty dadabe ty tena tssssssssssss =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0975