ireo namako taloha ?
162. dadabe
(
09/09/2009 14:01)
sarotra lety le fandindina a
bebeh number one = :* :*
tess nefa eo :-w
arimalala tsy azo arina :-w
ni81 ko ity tonga :-w :-w
rey razako oo :miam: :{
bebeh number one = :* :*
tess nefa eo :-w
arimalala tsy azo arina :-w
ni81 ko ity tonga :-w :-w
rey razako oo :miam: :{
163. ni81
(
09/09/2009 15:53)
sarotra lety le fandindina a=)) =))
bebeh number one =
tess nefa eo
arimalala tsy azo arina
ni81 ko ity tonga
rey razako oo
165. dadabe
(
10/09/2009 00:33)
:* :* sao kosa dia mba oe antitra ry cherie ? fa tsy oe entitra...teny malagasy 2 samy manana ny heviny akia ireo ry cherie a :* :* :*
166. ari.malala
(
10/09/2009 12:11)
dadabe:
sarotra lety le fandindina a
bebeh number one = :* :*
tess nefa eo :-w
arimalala tsy azo arina :-w
ni81 ko ity tonga :-w :-w
rey razako oo :miam: :{
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
170. yonikafopl
(
10/09/2009 15:59)
tonga soa veloo, tady tsy hahatandamba sahady bedada mahita anjy akia hihihihih
171. Veloo
(
10/09/2009 16:15)
bebe No.1 :-* :-* :-*
faly mahita antsika rehetra irina ny hafa mba ho eto ko retsy o?
bedada :-* :-* :-*
faly mahita antsika rehetra irina ny hafa mba ho eto ko retsy o?
bedada :-* :-* :-*
173. dadabe
(
11/09/2009 01:13)
yonika : haindry ve ilay hiran'i MAGE4 hoe "
niverina indray ny fahiny...
....ilay toetranao nahafinaritr'ahy....
....izay nitory fita...
....niezaka foana teny aho f'ianao no tsy nety...
....ianao tsy niteny nefa tia ....
...tsy sahinao naseho izany satria...
....sao poitika sy levon'ny tany ilay FONAO MADIO :miam: o^o o^o :@
yonika :* :*
niverina indray ny fahiny...
....ilay toetranao nahafinaritr'ahy....
....izay nitory fita...
....niezaka foana teny aho f'ianao no tsy nety...
....ianao tsy niteny nefa tia ....
...tsy sahinao naseho izany satria...
....sao poitika sy levon'ny tany ilay FONAO MADIO :miam: o^o o^o :@
yonika :* :*
174. yonikafopl
(
11/09/2009 08:53)
dadabe hihi tsara kosa le hira kou, saingy indrisy fa tsy haiko io hira io :?
178. tess
(
11/09/2009 18:19)
mifnety o! ka hande fety serasera miaraka amin'ny ambondrona ihany ve ianao sa mbola saropiaro ahy iany :?
179. dadabe
(
12/09/2009 14:01)
rey razako oo :{ :{ horaikitsa total ny an'i tess sy mifenty le :evil: sady mifanentana be :-D aleo ihany yonika ouahhh sa ahoana akia malala ? ^^ :* :* :* ho any liban less zah hikarakara andry a :*
180. yonikafopl
(
12/09/2009 18:02)
diso fanantenana tam tess njay dadabe de mitodidoha aty amiko an, teo nefa tess fona no atao ambetindresaka tsssssssssssssssssss :twisted: he he he