ireo namako taloha ?

201. Mifenty ( 17/09/2009 11:38)
raikitra ty kle

aleo oa pevahana fa tss
202. tess ( 17/09/2009 12:11)
100. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 31-08-2009 16:21:51
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
tafiditra faha 100 ihany lesy zah le > >

zay mahay mamaly oo

tena i dadabe no nanatratra ny isa zato izao indray i mifenty no nahatratra ny isa ronjato :-w
nisy calcul ve tao sa???? ;-) :lol:

MIFENTY ALEFASO NY PV ARY KOU! aza atao enjana loatra na izany aza ny coup :-D
203. tess ( 17/09/2009 12:12)
ny aty aminay mantsy raha vao mi passer ny 10km/h ny km normale dia efa 125euro ny coup zay :-P
204. booboo ( 17/09/2009 12:30)
mitady hipevaka takona² any indray Mifenty nefa zà vonona be ato @ pop corn sy ny sezakely.

Mr pôlisy ô, misy mitady hanao arrangement maizina² @ fandoavana lamandy io !

:-D :-D
205. tess ( 17/09/2009 13:21)
:-D :-D
206. dadabe ( 17/09/2009 16:05)
100 % raikitsa le :@ :wink: :cry: :cry: :cry: :cry:
207. tess ( 17/09/2009 16:07)
:-D :-D :-D :-D ka ianao mbola varina am bebe number one kou
208. dadabe ( 18/09/2009 04:00)
206. Mpandefa : tess [ Valio ] 17-09-2009 18:07:19
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
ka ianao mbola varina am bebe number one kou


mihasarotra hatrany ny fandidina kle :-w tess ity votsotra fa lasan'i mifenty :@

ari.malala efa tsy mahatoky ahy fa zah mamporafy :miam:

bebeh number one :* :*

ni81 ity tonga :-@

tazako ao ambadika ao kounkou i kelly13 :-w :-w mihasarotra ny fandidina


oayy le saika adinoko i beloha keliko :-$ =)) ( = booboo io a ) =)) =))
209. ni81 ( 18/09/2009 06:25)
oayy le saika adinoko i beloha keliko = booboo io a =))
booboo =)) =)) =))
210. tess ( 18/09/2009 08:48)
:-D :-D :-D
211. Mifenty ( 18/09/2009 10:13)
booboo humm velll an !

Tess > za né miandry e

ieu za no napa roanjato teo a
212. tess ( 18/09/2009 10:28)
mifenty kaiza enao e! ho tratra'ni bedada to ihany de ho sabotény eo ndray tsika :-P :-D :-D :-D :-D
ity ny mail hitchatévana: miandryanao@poinsa.com :/ :/
213. yonikafopl ( 18/09/2009 13:37)
ooaayy eeeee, izy doly ve reo ry dadabe?????

aleo hanambotra nem njay fa hande ny bizna kleee :-w :-w
214. dadabe ( 18/09/2009 17:09)
yonika :* :* :* :*
215. tess ( 18/09/2009 17:41)
fou amouré (l) an!
216. dadabe ( 18/09/2009 22:23)
io fa tamana miditsa ato antrano ato tess le :roll: :roll: d io kounkou lery fa efa mandondona matetika tena zay zah vao mino fa raikitsa 100% reto le, bainn kounkou ane efa otran'izay e :wink: tess kounkou posssibll ny amorezz :-D

sambatsa noho ny sambatsa less elah bainn nahazo an'i tess a, kozz e, :-$ :@
217. tess ( 19/09/2009 00:31)
=)) =)) =))
rehefa mahatratra 1000 ny dinika vao tsy hidtra tsony ao e! :-D
218. tess ( 19/09/2009 00:33)
i mifenty anie ry bedada na tsy hiditra ato aza hitako any am fb sady mijery ny sariny ihany aho e :^) enao no tsy mety mamoha varavarana foana any :-P
219. dadabe ( 19/09/2009 06:06)
:roll: :roll: zay le olana eto @ le vita sinoa kle :roll: tsy misy fb misokatra sy youtube misokatra eto :evil:

d tt facon raikitsa oa nenareo :cry: :cry:
220. yonikafopl ( 19/09/2009 07:48)
tsy aritr'i dadabe mintsy fa mangalapijery an tess fona izy hihiihiihhihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3489