ireo namako taloha ?

241. tess ( 23/09/2009 15:19)
Mifenty:

tena izy ve le poinsa point komima eh

raha mampiasaio adresse io toa otan'ny tsy poinsa ndray kou! aleo ihany any am fb no mitafasiry sa aona????


:-P :wink:
Dadabe: mci alou tam lay sarinareo sy titan e! ary tsy iny ilay itako fa hafa ndray iny an :-D
sady lava volo beuh no lava be mihoatra an'i toi :^)
iza ny anaran'iny :?: :-w
242. dadabe ( 23/09/2009 17:12)
tess hahaha 8) efa hafa ndray aza ny mipetaka ao kle he h ehe

:evil: fa possibl ho raikitsa ihany ny an'ireto kle :evil: :-D
243. Mifenty ( 24/09/2009 12:35)
aleo iany marina klounga vodim-boky e
244. dadabe ( 24/09/2009 14:20)
maska less bainn a fa saingy tsy azo tsy araka tsy hay ny soratr'elah kle :roll:
245. yonikafopl ( 24/09/2009 18:30)
tsy araka tsony marina ty resakareo kou :-@
246. tess ( 24/09/2009 19:35)
vodimboky = fesseboky= facebook hahahaha verezin"i mifenty am raim sy dimy de fanina dadabe :roll: :-D yonika kounkou :^)
247. dadabe ( 25/09/2009 03:36)
zany no maha pivady anay virtuel ry tess a .. :roll: :-D tsy maintsy mitovy zo-firehana-halavana-halalina-... :* :* :* sa ahoana akia cherie yonika :wink:
248. Mifenty ( 25/09/2009 11:55)
merci tesss a
249. dadabe ( 26/09/2009 11:39)
tafita ihany less elah bainn nahazo an'i tess le :roll: :roll: :cry: :cry: :-D
250. tess ( 27/09/2009 08:24)
:-D
251. Mifenty ( 27/09/2009 12:00)
mba mifalia lesy refa mba kofa akama no tafa faza be men men otran'io a
252. dadabe ( 27/09/2009 14:09)
kiii tokony efa mandamina an'le ambondrona amizay laisany le :-w :-w

fihirana faha firy tokoa moa lety le hira mariazy ireny ???tsy tsaroko le,

le 222 (Atra lehibe miasa tsy tapaka...) , 56 (E ! rankizy...)...fa ny mariazy moa i :-@ :-@ :-@
253. Mifenty ( 29/09/2009 14:55)
hira 123 lesy a
avia ry zazakely
rankizy mba avia...
254. Mifenty ( 29/09/2009 14:56)
ambondrona awona koa aza le

za lty tsy mijery chorale a
255. tess ( 29/09/2009 15:44)
:? fangah ambondrona mpihira chorale raha tsy rock!!!!
256. ni81 ( 29/09/2009 15:58)
:-D :-D :-D :-D
257. tess ( 29/09/2009 17:28)
:-D :-D
258. ni81 ( 29/09/2009 17:31)
atoroy azy ny chorale sy ny rockers e! :D
259. tess ( 29/09/2009 17:44)
mody fanina ndray aky i mifentouuu fa hainy tsara mitsy ambondrona zao an! :-P raha chorale gospel ireny kou alou somary rock rock ihany e! hihihih
260. Mifenty ( 30/09/2009 08:21)
sady vao ovina konokoa no nisy ambondrona kle

aleo manao ambondrona tsika mitsamy rery kah, sady atao aona reo lisitra bedabe reo kle (cf fb)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1277