ireo namako taloha ?

221. dadabe ( 19/09/2009 12:05)
ka zah anie ry malala matahotsa baomba any liban d te ho any beljika e... :roll: :roll: nefa aleo ihany hirisika satria BANKIMOON efa nanao desarmement kle :-@
222. ni81 ( 19/09/2009 13:24)
tsy aritr'i dadabe mintsy fa mangalapijery an tess fona izy hihiihiihhihih
=)) =)) tandremo fa mitady hanao boloky i dadabe ka sady tazonina i bebe yonika dia i tess koa :-w :-D :-D
223. tess ( 19/09/2009 15:55)
221. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 19-09-2009 15:24:03
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
Voalaza teo :
tsy aritr'i dadabe mintsy fa mangalapijery an tess fona izy hihiihiihhihih
tandremo fa mitady hanao boloky i dadabe ka sady tazonina i bebe yonika dia i tess koa

ni81, yonika:
kanefa anie izaho tsy ao anatin'ilay lisitra bebe-ny maro akory e!:-p:^)

dadabe: fa nakaiza tokou mou zao lay bebe titan niaraka naka sary be nifampiepofo be taminao tatsy am sary taloha iny:roll: :-D
224. dadabe ( 20/09/2009 01:33)
iza izany le ??? i bebeh fasaly ve ? :wink: :@ ho avy eo ihany izy ka :-$ :*
225. tess ( 20/09/2009 07:36)
mody fanina njay an!:^) lay sipa titan avy any chine mandra be nanaitra ny pokony iny e! lol:-p :wink: :-D
226. yonikafopl ( 20/09/2009 13:23)
eny tokotrany wa ry tess, odian bedada fann njay :-D :-D
227. tess ( 20/09/2009 18:03)
yonika: tena wain an'i bebe number one ny andry de mody fanina tsy nandalo tsony :-D :-D :-D o^o

dadabe o: naheno vavao avy am fasaly aho fa tsy lany match tsony hono izy e! veloma hono :-w
228. dadabe ( 21/09/2009 07:33)
kiiiiiii :roll: oe veloma hono fa ny fony tsy any tsony.......fa raha izy no antenaina dia ny kintana isana ve le ??? :-w :-w :-w

lazao azy oe efa nomen'i bedada sary oe toi ao mabadika ao :-$ :@

bebeh aa a kamisa toi hoaaa

tess: averiko apetaka eo njay ve le sary e ?? :@ :cry:
229. tess ( 21/09/2009 11:43)
BEDADA/ AVERENO APETAKA FA HO HITANAO EO TSARA FA COM TSY COMS FOTSINY :^) :-D
lasa majisikil fa ereto eo alou e! :-P
230. dadabe ( 21/09/2009 13:50)
aza mikikika mo ee apetako ao tokoa anie e, manisa 3 aho aa


1


2


3

.....1 andro ihany io no apetako ao d zay mahita ok fa zay tsy mahita ...tant pis hihihi =)) =))
231. yonikafopl ( 21/09/2009 13:56)
raikitra njay ny familafilana sary , izy wa de tssssss :-D :-D
232. tess ( 21/09/2009 14:15)
:-D :-D :-D :-D fa ita oà ry yonika!
fa lay sarinao sy tita no tiko hoe e! :-D
233. tess ( 21/09/2009 14:16)
titan!!!!
234. dadabe ( 21/09/2009 16:15)
tess a le sipa 5vavy manao bikini ve ? :roll: :roll: :roll: sa le anakiroa afotsiny ?? hahahha :-D :-D
235. tess ( 21/09/2009 18:13)
NON ILAY IRAY nifampisakambina tamnao iny ka :^) :wink: :-D
236. Mifenty ( 22/09/2009 09:37)
tena izy ve le poinsa point komima eh
237. dadabe ( 22/09/2009 14:45)
efa niova lesy le size bainn a .. :-D efa ho zakako v less tess dia mblola mitady hanambotra ihany elah leuleu hahahah :-D
238. Mifenty ( 23/09/2009 08:50)
leuleu inn azty le
239. dadabe ( 23/09/2009 13:10)
hesoriko amizay le sary ry fasaly a...oupss hay tsy ao fasaly le :roll: :-D
240. Mifenty ( 23/09/2009 13:13)
le sary nalefan lah taty amiko iny veu zany mdr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.27