ireo namako taloha ?

281. lovelyri ( 02/10/2009 11:51)
ddb za ko niverina.... iza ary za ôôô zay mahay mangina ts miteniteny :-$ :-$ :-D
282. yonikafopl ( 02/10/2009 12:14)
miverina tsikelikely doly ny akama na de efa mitoko aza ny sasany an hihihihhih
283. dadabe ( 03/10/2009 01:00)
hahaha
Mpandefa : lovelyri [ Valio ] 02-10-2009 13:51:03
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
ddb za ko niverina.... iza ary za ôôô zay mahay mangina ts miteniteny Miverina

hahahhaa sonwin ve niverina tsy hiverina kounkou toi :wink: :wink: kopy 100% ny tenanay
284. tess ( 03/10/2009 15:27)
dadabeuh! he he he! hitako tany am ambondrona ihany i mifenty iiiii!
raikitsa ihany ny ambondrona nay fa toi lozana miletika any chine any foana :wink: :-P
285. Mifenty ( 04/10/2009 11:14)
Tess > tokony ho zao no notenenina

>< nifankahita tany am ambondrona ihany i mifenty sy izaho

fa namizana be ilay niakatra an lé totohatra a
286. tess ( 04/10/2009 13:04)
mifenty misaotra tam fanitsiana :? :wink: :-P :-D tena vizana beuh marina ktou
287. tess ( 04/10/2009 13:37)
ki leu leu ndray zao no avoakan'i vavan'i dadabe vao miditra eo iny :^)
288. dadabe ( 05/10/2009 00:51)
:roll: :roll: :roll: :cry: :cry: :cry: tena vitan'i mifenty tess leuleu :-D
289. Mifenty ( 05/10/2009 09:37)
wajay leu, kounga nisy nininn vita ltya, bobaka loatra lé kandidà efa ni réserver tao lty a,
za am nio zany tsy ao anaty lisitra datanty koriny le

Sady ny pseudo an zalah afa afa mapome dolou mdr
290. dadabe ( 05/10/2009 15:17)
koozzz ve leuleu :-w :-w ary lindimakika be tesszany leuleu :@ :-@ :-D
291. tess ( 05/10/2009 15:19)
288. Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 05-10-2009 11:37:45
Lohateny : Re : ireo namako taloha ?
wajay leu, kounga nisy nininn vita ltya, bobaka loatra lé kandidà efa ni réserver tao lty a,
za am nio zany tsy ao anaty lisitra datanty koriny le
:-D :-D :-D kandida iza kou e!???? namana dool reny kou kandida ah dandida :-D :-D
292. tess ( 05/10/2009 15:20)
Sady ny pseudo an zalah afa afa mapome dolou mdr
=)) =)) =)) tpaka be ny tsinaiko marina mampome be mifenty :-D
293. tess ( 05/10/2009 15:22)
dadabe:

koozzz ve leuleu :-w :-w ary lindimakika be tesszany leuleu :@ :-@ :-D

aza masosotra eo fa tsssss


:-D :-D tantarain'i mifenty angano eo de mino tkou
mifenty aza mbola namonjy rankara tany hony nody alou beuh kou :?
nefa zà mba nanantena hoe hiandry atram dimy maraina kou izy :?
294. Mifenty ( 06/10/2009 15:38)
lé izy lty ry baina mody oe namana namana d noyé ao elah a.
295. tess ( 06/10/2009 19:43)
noyé angaha ??? tondraka be ngah izy tao no noyé :-D
tsy mahay manavaka ny stroka sy ny ranomaso :-P
296. Mifenty ( 07/10/2009 08:19)
le jiro tao kou maty dia mipika otran le sarikelin'i bedada d tsy kobo tsoun na ranomaso na setroka le izy kou
297. tess ( 07/10/2009 10:07)
:-D :-D :-D mahita lazaina mitsy tapaka ny tsinaikeliko

tahaka izay nateriko teny ambaravarana i mifenty :?
ntsoooooo hay ditsoka lay masony kay....
298. Mifenty ( 07/10/2009 11:44)
tess:
tahaka izay nateriko teny ambaravarana i mifenty


dia hanjary ho lapa ilay bongo kely, na dia mpanjaka aza ny hetahetany ho ao.
299. tess ( 07/10/2009 16:39)
ka inona no olana e! ho lanjalanjaina izany ny mpanjaka toy ilay tao am soirée tao ankilanjalanja hihih
300. dadabe ( 08/10/2009 16:44)
koboko mihitsy le ankilanjalanja ladouce tao kle

mifenty:mahereza less bainn a :cry: :(

t..@ A...mm be oaa less tess zany leuleu :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0779