Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
81. heidi
(
19/11/2008 06:36)
vale:
ny bandy gasin'ny parisy tsary misy mpampirafirafy izany knooo , ny any aankafa agamba :°) :°) :°)
hahahaha! hoy indry, misy bandy fatako mpiray tanana taminay ny vadiny fa isaky ny week end lery mande mikoty sipa ao montana na lay boite vaovao gasy vao nisokatra, tsy ferana moa ny mikoty sipa ato ain'ny serasera hiarahana
:-D ao parisy izany ah! :-D
82. heidi
(
19/11/2008 06:37)
izy mikoty sipa tsy ahoako fa mba te hiova loko izy ngamba, fa ilay vadiny ferany tsy hivoaka ny trano sy tsy hifanerasera amin'i gasy sao misy mitantara any aminy , macho masay :-D odoyé
83. heidi
(
19/11/2008 06:41)
kotobekibo:
Tsy hitanareo marina ny habetsahan'ny sipa vazaha ( surtout ) voadarokin'ny vadiny vazaha an!
Olona akaiky ahy maro no hitako , ary tsy latsak'izay ny sipa gasy manambady vazaha , :{
ka mazava ho azy izy samy vazaha no samy be loha fa vao mahazo vady sipa gasy ny vazaha dia malefaka tsara saina tsara fanahy hendry mandefitra, sns
:-D ;-)
84. ni81
(
19/11/2008 06:42)
tsy ferana moa ny mikoty sipa ato ain'ny serasera hiarahanaary ilay mandefa mail manontany hoe: ianao ve aloha sipa milay e! =)) =)) dia ny ahy novaliako hoe: zà tsy milay fa efa soara
Ny mampalahelo fotsiny dia ilay voalaza tery ambony hoe misy mitomany rehefa tsy lany selection ,mampalahelo ohatry ny hoe fin du monde ilay manambady gasy.ka mety tsy nisy gasy nikôty azy kosa ange dia mba nanantena vôzà izy e! rehefa tsy pile ve tsy ho fasy :-D :-D
85. heidi
(
19/11/2008 06:44)
Misy ratsy sy tsara daholo e na iza no alaina ary rehefa tsy mananm-bitana koa.Fa kosa marina fa ireny par correspondance ireny (entre vozah sy gasy na lahy mitady io na vavy mitady ) somary misy risques kely satria surprise surprise ihany ndraindray fa dia offre sy demande io dia rehefa tsy zaka mieritreritra avy akeo !!!
ka amini'zao anie na samy entra gasy aza toa mi fampi corres daholo koa ny mitady fitia ary mitady vady e! :-D ka aiza no hahalalanao hoe hitotona am olona mahihitra velona macho masay tia tena na tsia :-D
86. fahamarinana
(
19/11/2008 07:02)
:arrow: heidi : izay no hilazako hoe mitovy daholo io na vazaha na gasy,rehefa ratsy dia ratsy ,rehefa sendra tsara dia tsara...Tsy miaro lehilahy aho fa andao ekena koa fa misy sipa koa anie manala azy fontsiny e fa zany hoe tsy dia misy mpiresaka loatra angaha !
:arrow:Amiko manokana aloha raha mbola samy par correspondance (na gasy na vazaha na inona )dia misy manahirana foana :na sary tsy izy na resa-be manaraka ny arabe ,sns...ny hitako maso aza ohatra efa tsy ahitako mahasoa ahy avy hatrany mainka fa ny tsy hita.Na izany aza tsy ny par correspondance rehetra no sahala izay fa efa nahita aho fa ok be,na za aza mba talanjona..comme quoi!
Fa misy andraikitry ny tsi11 foana fa tsy terena tsy vozononana hiaraka fa rehefa tsy tafa dia samy barakay fa tsy hoe ry zalahy no izao fa na ny tena aza tokony hametra-panontainana izay vita sy nampitsoaka ilay iray koa..Amiko izay fa mety tsy hitovizako amin'ny hafa.
ni : hay ndry efa nahazo ilay fanontaniana hoe "ianao ngaha milay ? ary ny olona sasany tsy mamaky ny "momba anao" fa voatery hitady vady na sipa na tsy haiko foana ve ato amin'ny sera na mety hisy betsaka aza izay... (l)
heidi:
ka aiza no hahalalanao hoe hitotona am olona mahihitra velona macho masay tia tena na tsia
:arrow:Amiko manokana aloha raha mbola samy par correspondance (na gasy na vazaha na inona )dia misy manahirana foana :na sary tsy izy na resa-be manaraka ny arabe ,sns...ny hitako maso aza ohatra efa tsy ahitako mahasoa ahy avy hatrany mainka fa ny tsy hita.Na izany aza tsy ny par correspondance rehetra no sahala izay fa efa nahita aho fa ok be,na za aza mba talanjona..comme quoi!
Fa misy andraikitry ny tsi11 foana fa tsy terena tsy vozononana hiaraka fa rehefa tsy tafa dia samy barakay fa tsy hoe ry zalahy no izao fa na ny tena aza tokony hametra-panontainana izay vita sy nampitsoaka ilay iray koa..Amiko izay fa mety tsy hitovizako amin'ny hafa.
ni : hay ndry efa nahazo ilay fanontaniana hoe "ianao ngaha milay ? ary ny olona sasany tsy mamaky ny "momba anao" fa voatery hitady vady na sipa na tsy haiko foana ve ato amin'ny sera na mety hisy betsaka aza izay... (l)
87. ni81
(
19/11/2008 07:10)
ni : hay ndry efa nahazo ilay fanontaniana hoe "ianao ngaha milay ? ary ny olona sasany tsy mamaky ny "momba anao" fa voatery hitady vady na sipa na tsy haiko foana ve ato amin'ny sera na mety hisy betsaka aza izay...:-D :-D ie zà ve hono sipa milay :lol:
88. haritianah
(
19/11/2008 07:38)
Mahagaga anah mits ny maita ny ssany eto @ ity resaka vehivavy gasy mitady izay vazaha anambady azy.
SAFIDY sahala anao nanambady ny vadinao ihany io, ity no tiako satria eritreretiko fa mety izao aho refa manambady azy.
Moavé isika rehetra nanambady dia tena sur fa ilay noeritreretintsika t@ départ anambady an'iny olona iny dolo no mitranga sy iainana?
Firifiry ny vehivavy nieritreritra fa andeha tsara ny tokatranony raha ity no vadiko nefa ranomaso, famoizam-po, nenina, latsa sns .... no mahazo na gasy na vazaha io ts ankanavaka.
Ka amiko dia miaeritreritra sahala anao nanambady io koa izy owé ity no mety lalana tsara ho anah, betsaka ny nahazo tombotsoa rehefa nanambady vazaha chance tsara ho azy izay fa sendra ny tsara izy , ary ts latsa danjan'izany kosa anefa ireo nanambady vazaha dia iharan'ny zavatra maro ts rariny ary diso fanantenana izay fahadisoamanatenana itovizan'ny mijaly ampanambadiana rehetra .
Fa io ts misy owé gasy na vazaha izany, firifiry ny gasy lahy mampitondra faisana ny vadiny gasy sahala azy.Noho izany mitovy refa olombelona ts misy faha mapijaly vady fa ts refa vazaha kosa alou dia owé ratsy dolo fa tsy owé manambady gasy dé iadana dolo.
Tsy eloka mits amiko ny vehivavy gasy mieritreritra ny hitady vady vazaha, possible maro @ ireo no TOFOKA sy LEO tratrany fampirafesana sy famonoambady sy nitondra takaitra tamina BADY GASY ka aleony raha samy ijaly ihany dia ts miaraka amina gasy fa vahiny indray.
Sendrany tsara eano dé tsara sendrany ratsy enao dé ratsy na mitady vady gasy io na mitady vady vazaha, na @ alalan'inona no itadiavanao azy.

89. ni81
(
19/11/2008 07:56)
Tena mahafehy azy rehetra mihitsy ny hevitrao ry haritianah, ka dia aleo samy hanao ny safidiny, na hitia ny gasy, na hitia ny vahiny! =D> =D>
90. heidi
(
19/11/2008 11:00)
TOFOKA sy LEO tratrany fampirafesana sy famonoambady sy nitondra takaitra tamina BADY GASY ka aleony raha samy ijaly ihany dia ts miaraka amina gasy fa vahiny indray.io mihitsy no experiansa hitako hatramin'izay no antony haneoako ny hevitro :-D :-D :-D
91. kotobekibo
(
19/11/2008 15:14)
heidi:
ka ilay gasy sa ilay vazaha no hitan'elah tena miseho milay nefa tena masay ?ka efa hoe gasy no itako masay aloha hatramini'zay :-D :-D :-D :-D macho masay :-D miso be saina anefa kely atidoha, indrindra ireny mpilaza ny vehivavy kely loha ireny :-D
izay aloha d tsy azo lavina e! :-D :-D :-D
92. kotobekibo
(
19/11/2008 15:30)
heidi:
TOFOKA sy LEO tratrany fampirafesana sy famonoambady sy nitondra takaitra tamina BADY GASY ka aleony raha samy ijaly ihany dia ts miaraka amina gasy fa vahiny indray.io mihitsy no experiansa hitako hatramin'izay no antony haneoako ny hevitro :-D :-D :-D
Ka izay no efa nolazaiko h@ 1° . TSY CONTRE ny sipa gasy mitady vazaha za fa kosa mahita fa presque mitovy ihany ilay gasy sy vazaha ,
Averiko indray fa toy ny fifidianana filoham-pirenenna ihany io , hoe leo ny teo aloha d aleo miova na ho any na tsy ho any .
Resaka sôsy sy securite ( fitsaboana aty ivelany ) no ahavoazan'ny vazaha ny bandy gasy .
Ny super-macho tsy misy saina midaroka vhv sy mampirafy dia mitovy ihany .
93. heidi
(
19/11/2008 16:08)
kotobekibo: ka efa hoe misy bandy gasy be saosy sy mipetraka adafiniriana ihany koa fa ilay toetran'ny sasany tsy ao e! :wink: :-D
misy sipa gasy maro aloha fatako manambady vazaha fa tsy tratran'ny hoe daroka na super macho mampirafy sns, ka raha tsy izany ve izaho sahy hilaza eto :-D ireo rehefa matotra dia matotra hatramin'ny farany :}

94. sakaizakely
(
19/11/2008 16:42)
siksé fou be ito dinika ito zany
mba anipatsipazo ze ambina menasofina tsy laninareo any mba ataoko vodintsobiky e :°)

95. vale
(
19/11/2008 18:21)
heidi:
vale:
ny bandy gasin'ny parisy tsary misy mpampirafirafy izany knooo , ny any aankafa agamba :°) :°) :°)
hahahaha! hoy indry, misy bandy fatako mpiray tanana taminay ny vadiny fa isaky ny week end lery mande mikoty sipa ao montana na lay boite vaovao gasy vao nisokatra, tsy ferana moa ny mikoty sipa ato ain'ny serasera hiarahana
:-D ao parisy izany ah! :-D
:-D :-D :-D :-D marina oe akia? :lol: averiko ny teniko raha izany! hihihihihihi! :°) :-D :-D :-D
96. vale
(
19/11/2008 18:23)
tsy izaho no namorona fa ny razambe taloha (ni81) Jereo eto:-D :-D :-D :-D :-D tsy hitako iny knooo! :°) :-D :-D
98. vale
(
19/11/2008 18:34)
firifiry ny gasy lahy mampitondra faisana ny vadinyf'hita oà ee? ary lasa ohatry ny fifaninanana ilay mampirafy vady a, saika manao an'io aby ny lahy gasy amzao hafa ny taloha, fa amzao tena betsaka mihintsy a, raha mba manambady lhl manaja sy tsy manitsaka izany amzao tena sambatra ao anatin'ny maro mihintsy aloha eee! :°) :-D :-D
100. vale
(
19/11/2008 18:41)
heidi:marina mihintsy io, sady machooo waaa annn,( hisy haneno indray eo zao!hihihihihihihihih :^) :^)