Vehivavy 4000 te hanambady vazaha

101. ikaretsaka ( 19/11/2008 19:11)
vale:

firifiry ny gasy lahy mampitondra faisana ny vadiny
f'hita oà ee? ary lasa ohatry ny fifaninanana ilay mampirafy vady a, saika manao an'io aby ny lahy gasy amzao hafa ny taloha, fa amzao tena betsaka mihintsy a, raha mba manambady lhl manaja sy tsy manitsaka izany amzao tena sambatra ao anatin'ny maro mihintsy aloha eee! :°) :-D :-D

ny vy tsy mikotrana irery e...
102. kotobekibo ( 19/11/2008 19:15)
heidi:

kotobekibo: ka efa hoe misy bandy gasy be saosy sy mipetraka adafiniriana ihany koa fa ilay toetran'ny sasany tsy ao e! :wink: :-D
misy sipa gasy maro aloha fatako manambady vazaha fa tsy tratran'ny hoe daroka na super macho mampirafy sns, ka raha tsy izany ve izaho sahy hilaza eto :-D ireo rehefa matotra dia matotra hatramin'ny farany :}

Samy manana ny hitany marina an!
Fa ny ahy avec 20ans niaraniaina t@ ireto fotsy hoditra ireto , sady misy vhv gasy tena akaiky ahy less bainn a! Ref ratsy fianjera marina d izay e!
Tsy mandà za fa misy koa ny tena milay ry lerony kah!
Fa betsaka koa aloha ny sipa vazaha voadarokin'ny bandy gasy an! :-D :-D
Tena tsy azoko mihitsy ry zalahy .
103. kelly13 ( 19/11/2008 19:24)
:-D :-D kotobebide tête de turc
104. patrick2002 ( 19/11/2008 19:33)
'hita oà ee? ary lasa ohatry ny fifaninanana ilay mampirafy vady a, saika manao an'io aby ny lahy gasy amzao hafa ny taloha

Vale: dia sur ve ianao fa tsy mampirafy ny vazaha ,raha fitondra-tena indray na comportement sexuel ,dia mahita izaho fa pervers 100 x ny vazaha , efa tsy ary intsony hono ny hasitrika fa lavaka ary indray , efa ,efa amour a 3 indray izao, jereo fa vazaha daholo no hiantombohan'ireny zavatra ireny zay vao maka-tahaka ny bandy gasy.
Ary ny tena manahirana rehefa vazaha ohatra no miteny hoe : ma petite cochonne mbola mitsiky ny sipa gasy milaza fa mafinaritra be calin calin ny vazaha ,fa rehefa ianao gasy no miteny hoe : amby aty anky ry kisoa keliko ,lazaina fa mpanambany ilay bandy gasy :-D :-D :-D
105. ni81 ( 19/11/2008 19:37)
Vale: dia sur ve ianao fa tsy mampirafy ny vazaha ,raha fitondra-tena indray na comportement sexuel ,dia mahita izaho fa pervers 100 x ny vazaha , efa tsy ary intsony hono ny hasitrika fa lavaka ary indray , efa ,efa amour a 3 indray izao, jereo fa vazaha daholo no hiantombohan'ireny zavatra ireny zay vao maka-tahaka ny bandy gasy.
Ary ny tena manahirana rehefa vazaha ohatra no miteny hoe : ma petite cochonne mbola mitsiky ny sipa gasy milaza fa mafinaritra be calin calin ny vazaha ,fa rehefa ianao gasy no miteny hoe : amby aty anky ry kisoa keliko ,lazaina fa mpanambany ilay bandy gasy =)) =))
106. heidi ( 19/11/2008 19:43)
Samy manana ny hitany marina an!
Fa ny ahy avec 20ans niaraniaina t@ ireto fotsy hoditra ireto , sady misy vhv gasy tena akaiky ahy less bainn a! Ref ratsy fianjera marina d izay e!
Tsy mandà za fa misy koa ny tena milay ry lerony kah!
Fa betsaka koa aloha ny sipa vazaha voadarokin'ny bandy gasy an!
Tena tsy azoko mihitsy ry zalahy

elah ko less bainn kay efa nahita tantara na 20 ans ah :-D :-D :-D
ny bandy gasy tsy dia tia sipa vaza fa be mokony loatra ireny no tsy manaiky lembenana, ny sipa gasy soumizy anaovan'ny bandy gasy azy dia aleony sipa gasy ihany, vao trerominy na ilàny vany anaovany santazy de eo somizy eo de mijanona eo :-D
kanefa ny vazaha vao manangambozona ny sipa gasy de mangina ry zalahy :-D
dia efa kopy elahy ry bekotobekibo fa any ny sipa retra no hifatratra ny hiafarany :-D
107. heidi ( 19/11/2008 19:47)
Vale: dia sur ve ianao fa tsy mampirafy ny vazaha ,raha fitondra-tena indray na comportement sexuel ,dia mahita izaho fa pervers 100 x ny vazaha , efa tsy ary intsony hono ny hasitrika fa lavaka ary indray , efa ,efa amour a 3 indray izao, jereo fa vazaha daholo no hiantombohan'ireny zavatra ireny zay vao maka-tahaka ny bandy gasy.
Ary ny tena manahirana rehefa vazaha ohatra no miteny hoe : ma petite cochonne mbola mitsiky ny sipa gasy milaza fa mafinaritra be calin calin ny vazaha ,fa rehefa ianao gasy no miteny hoe : amby aty anky ry kisoa keliko ,lazaina fa mpanambany ilay bandy gasy

ny iray aloha izao no hitako dia efa afapo izaho ry patrick ah! raha resaka vazaha io anjely no fetra :-D kanefa taloha izay hidirana bandy gasy toa mitovy daholo tsy ny rehetra fa ny hitako hatrizay io ah!
ny pervers sy ny pedofil dia tena misy koa ny gasy, fa tsy dia sarotiny loatra tamin'izany dia tsy pedofil no anarany, izaho izaho nahita olona akaiky pedofil mikitika zaza vao 12 taona tssssss :x
raha maka tahaka ny bandy gasy dia izay no maha kely loha azy raha izany :-D
108. kotobekibo ( 19/11/2008 19:52)
kelly13:

:-D :-D kotobebide tête de turc

LOOOOZA !!!! :-D :-D
defaut goavana io e! ref mbola azoko hamarinina ny ahy tsy manaiky za .
Fa manaiky resy koa an! (l)
109. sitlo ( 19/11/2008 20:00)
Tsy araka intsony fa lasa lava be.
110. kotobekibo ( 19/11/2008 20:12)
ny bandy gasy tsy dia tia sipa vaza fa be mokony loatra ireny no tsy manaiky lembenana, ny sipa gasy soumizy anaovan'ny bandy gasy azy dia aleony sipa gasy ihany, vao trerominy na ilàny vany anaovany santazy de eo somizy eo de mijanona eo message

Aleoko ihany sipa gasy klé , fa bdb koa aloha ny sipa gasy no mafy sofina an!
Ref miaraka @ sipa vazaha :
- voatery hiteny vazaha foana élah
- ny sakafo tsy d voany loatra ny kaly gasy ( @ 1° mody hoe oui fa avy eo eee! ) za raha tsy mihina-bary mihoatra ny 3 jours tsy lasako .
- ref miaraka @ namana gasy elah tsy maintsy handika teny foana .
- ref miteny gasy @ gasy hafa , matetika raisiny hoe mifosa na hoe tsy tiana ho kopy izy . D voatery hiteny vazaha injay v nefa zara aza mahita gasy ?
- Ry zareo fotsy loatra , tena mampitsoaka indrindra fa @ izao ririnina izao . Mivandibanditra daholo ny lalandrà-ny .tssss!
- Ref miloko ny tavany otran'ny hoe manja , nefa ref vao mifoha tena looooza .
- Ny resaka fianakaviana tsy mikopy mihitsy izy . Izy + vadiny + zanany ihany no izy aminy , ny RAD-ny ateriny any @ be antitra rapida ary zarany ho faty haingana handovana .
111. heidi ( 19/11/2008 21:03)
defaut goavana io e! ref mbola azoko hamarinina ny ahy tsy manaiky za .
Fa manaiky resy koa an!
ka izay ilay efa sombin'nny hoe macho masay zay toetra izay tsy maitsy tompon'ny teny farany na tsy mamely aza ny anao ohatra :-D :^)
112. heidi ( 19/11/2008 21:06)

aleo ihany sipa gasy leitsy ry bekibo ah :-D ny sipa vazaha tsy milay fa kizitimbelona :-D kou raha tsy izany ve haka vahiny ry zareo vazaha :^)
ilay resaka koltora indray dia efa fantatra mialoha iny matoa sahy miditra, fa izaho kosa aloha tsy dia mahavoa ihany koa ny miara-mipetraka am fianakaviana e!, havan-tiana tsy hiaraha-monina aleo samy manana ny fiainanany ihany fa ny fanampiana tsy mandà less bainnn ah! :-D
113. kotobekibo ( 19/11/2008 21:28)
heidi:

defaut goavana io e! ref mbola azoko hamarinina ny ahy tsy manaiky za .
Fa manaiky resy koa an!
ka izay ilay efa sombin'nny hoe macho masay zay toetra izay tsy maitsy tompon'ny teny farany na tsy mamely aza ny anao ohatra :-D :^)

Aiza kosa no mbola hanao macho ihany ref diso . @ inyn d mba manaiky resy .
:-P
Fa raha mitombina kosa v ilay argument tsy hiady havitra? sinon tsy misy ny ady hevitra fa tonga d AMEN d samy vita . :-D :-D
Amiko ilay ady hevitra , d mba ahazoana hevitra hafa sy anitsiana ny an'ny tena mba ho tafiditra anatin'ny hevitry ny ol @ ankapobeany .
114. vale ( 19/11/2008 23:49)
Tsy hitanareo marina ny habetsahan'ny sipa vazaha ( surtout ) voadarokin'ny vadiny vazaha an!
Olona akaiky ahy maro no hitako , ary tsy latsak'izay ny sipa gasy manambady vazaha ,
:lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D aiza koa de hidaroka dool ry koto aah, mba sendra cas ohatr'izay twa ngamba! :-D :-D :^)
115. vale ( 19/11/2008 23:53)
ikaretsaka:

vale:

firifiry ny gasy lahy mampitondra faisana ny vadiny
f'hita oà ee? ary lasa ohatry ny fifaninanana ilay mampirafy vady a, saika manao an'io aby ny lahy gasy amzao hafa ny taloha, fa amzao tena betsaka mihintsy a, raha mba manambady lhl manaja sy tsy manitsaka izany amzao tena sambatra ao anatin'ny maro mihintsy aloha eee! :°) :-D :-D

ny vy tsy mikotrana irery e...

:-D :-D :-D :-D :-D :-D k'efa we taloha toa ts de nisy nanao ilay izy firy koooo! =))
116. vale ( 20/11/2008 00:00)
Ary ny tena manahirana rehefa vazaha ohatra no miteny hoe : ma petite cochonne mbola mitsiky ny sipa gasy milaza fa mafinaritra be calin calin ny vazaha ,fa rehefa ianao gasy no miteny hoe : amby aty anky ry kisoa keliko ,lazaina fa mpanambany ilay bandy gasy
:-D :-D :-D :-D tsy miomehy loza a! :lol: .... :oops:
patrick: ireo cas ireo kosa saika célibats aby ny manao an'ireo ny ankamaroany, marina aloha fa betsaka ny pervers e, fa le maka vady kosa anie tsy misy manao ohatr'ireo ee, hafa indray le mandé any @ foza orana :lol: :lol: :lol: :oops:
117. heidi ( 20/11/2008 06:18)
Aiza kosa no mbola hanao macho ihany ref diso . @ inyn d mba manaiky resy .

Fa raha mitombina kosa v ilay argument tsy hiady havitra? sinon tsy misy ny ady hevitra fa tonga d AMEN d samy vita .
Amiko ilay ady hevitra , d mba ahazoana hevitra hafa sy anitsiana ny an'ny tena mba ho tafiditra anatin'ny hevitry ny ol @ ankapobeany

ka misy tsy te halala fa tsy maitsy ny azy ihany no ekena satria izy no lohany fianakaviana dia izy no tompon'ny teny farany raha manohitra ianao dia ady tsy vita izay dia anisan'ny atao hoe macho masay :-D
kotobekibo kosa tsy macho an! :-D :^)
118. fahamarinana ( 20/11/2008 06:36)
heidi:
kotobekibo kosa tsy macho an!

:arrow: tsy macho fa mety mpihinana olona io zao o,be kibo kouh...soa ihany fa misy ry faramalemy..:) (l)
119. ni81 ( 20/11/2008 06:52)
Ref miaraka @ sipa vazaha :
- voatery hiteny vazaha foana élah
- ny sakafo tsy d voany loatra ny kaly gasy ( @ 1° mody hoe oui fa avy eo eee! ) za raha tsy mihina-bary mihoatra ny 3 jours tsy lasako .
- ref miaraka @ namana gasy elah tsy maintsy handika teny foana .
- ref miteny gasy @ gasy hafa , matetika raisiny hoe mifosa na hoe tsy tiana ho kopy izy . D voatery hiteny vazaha injay v nefa zara aza mahita gasy ?
- Ry zareo fotsy loatra , tena mampitsoaka indrindra fa @ izao ririnina izao . Mivandibanditra daholo ny lalandrà-ny .tssss!
- Ref miloko ny tavany otran'ny hoe manja , nefa ref vao mifoha tena looooza .
ka zay kosa klou e! rehefa te hiditra ianao dia miezaka hahavita ireo.
hafa indray le mandé any @ foza orana
hain-dry koa ity fiteny ity an :lol: :lol:
kotobekibo kosa tsy macho an!
tsy macho fa mety mpihinana olona io zao o,be kibo kouh...soa ihany fa misy ry faramalemy.
:-D :-D :-D
120. fahamarinana ( 20/11/2008 07:16)
:arrow: ni81 :mahagaga akia fa i kotobekibo olona vaovao raha ny fahitako ny momba azy ao fa sahala amin'ny olona efa fantatsika efa elabe ery ,mahafinaritra ny manadala azy fa tsa mety tezitra mihintsy an... :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091