Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
141. fijo
(
20/11/2008 22:37)
tsy te hiady amin'ny fiainana de vazaha no haingana ka;nefa mety hitontona amin'ny vazaha vizaka vao hoe aiza ary gasy kely teo?
142. kotobekibo
(
20/11/2008 22:53)
fijo:
tsy te hiady amin'ny fiainana de vazaha no haingana ka;nefa mety hitontona amin'ny vazaha vizaka vao hoe aiza ary gasy kely teo?
Fa ry zareo tsy hitady an'ilay gasy kely intsony avy eo fa hoe ouainn narian'ny vozongo hono :-D :-D :-D
143. kotobekibo
(
20/11/2008 23:03)
sakaizakely:
fa i botabebide kou ne oun tsy ratsy e, fa izy mamilafila sary amintsika fotsiny
asio sary kely ané ry botabebide hijerevanay zany bebide zany a :-D :-D :-D :-D
Orera b mamptnaotsa anie e! ka sao d manofy ratsy eo nareo retra . Tsy hoe mampifila akory e!
145. lovelyri
(
21/11/2008 06:39)
ny ratsy anie relatif ee samy manana ny ratsiny io hihihih :-D :-D
147. kotobekibo
(
21/11/2008 19:18)
[URL=http://img507.imageshack.us/my.php?image=hommeleplusgrosdumondeka8.jpg][IMG]http://img507.imageshack.us/img507/7200/hommeleplusgrosdumondeka8.th.jpg[/IMG][/URL][URL=http://g.imageshack.us/thpix.php][IMG]http://img507.imageshack.us/images/thpix.gif[/IMG][/URL]
148. Papoose
(
21/11/2008 19:35)
tafiiditra @ io 4000 io koa ve ny vhv te hanambady vozongo eto @ serasera? :-D :-D :-D za mantsy anisany de mety hihoatra :-P
149. kotobekibo
(
21/11/2008 19:58)
sakaizakely:
fa i botabebide kou ne oun tsy ratsy e, fa izy mamilafila sary amintsika fotsiny
asio sary kely ané ry botabebide hijerevanay zany bebide zany a :-D :-D :-D :-D
Efa io ambony io ry kala a!
Bb kibo fotsiny sinon mety ahavita mandihy rock ihany an! :-D :-D
150. fijo
(
21/11/2008 21:10)
kia papoose an,nendry tsy vozongo no tadiavina fa tsongo.
kotobekibo an,noheveriko fa nabontsina anie lery io e?de mijery inona hono lery eo izao?
kotobekibo an,noheveriko fa nabontsina anie lery io e?de mijery inona hono lery eo izao?
151. kotobekibo
(
21/11/2008 21:53)
fijo:
kia papoose an,nendry tsy vozongo no tadiavina fa tsongo.
kotobekibo an,noheveriko fa nabontsina anie lery io e?de mijery inona hono lery eo izao?
mijery forum serasera less bainn a! :-D :-D :-D
152. fahamarinana
(
22/11/2008 05:55)
:arrow: i emmanel kosa io ra-bebide a sady vao nampiakatra vady teo...P (l) :-
153. kotobekibo
(
22/11/2008 10:42)
fahamarinana:
:arrow: i emmanel kosa io ra-bebide a sady vao nampiakatra vady teo...P (l) :-
Iza injay aloha ity emmanel ity fa tsy koboko ? :? :roll:
Za omaly en LIVE io fa njy v ahoana e! nalaiko t@ webcam
Anaovy mis a jour kely ry kala fa tena tara a!
( Mbola medalinn noho ny tgv sinoan'i sakaizakely injay ny ahy raha izany ) :-D :-D
154. vale
(
22/11/2008 19:45)
kotobekibo:
[URL=http://img507.imageshack.us/my.php?image=hommeleplusgrosdumondeka8.jpg][IMG]http://img507.imageshack.us/img507/7200/hommeleplusgrosdumondeka8.th.jpg[/IMG][/URL][URL=http://g.imageshack.us/thpix.php][IMG]http://img507.imageshack.us/images/thpix.gif[/IMG][/URL]
:-D :-D :-D :-D :-D mbo mahita sary koa anie ry bebide izany eee! :-D :-D
155. ni81
(
22/11/2008 20:06)
mbo mahita sary koa anie ry bebide izany eee!he! mimemeza tsara eo raha tsy bedain'io eo ndry :lol:
156. Papoose
(
23/11/2008 05:04)
fijo:
kia papoose an,nendry tsy vozongo no tadiavina fa tsongo.
tsongo ahoana kosa lee!! aaaaa
aleo mba mitenter ohatran'ny manao lotto fa sao de mba tsara vintana mahazo ny jakpoty de lamoro (l) :-D :-D :-D
157. kotobekibo
(
23/11/2008 21:01)
Papoose:
fijo:
kia papoose an,nendry tsy vozongo no tadiavina fa tsongo.
tsongo ahoana kosa lee!! aaaaa
aleo mba mitenter ohatran'ny manao lotto fa sao de mba tsara vintana mahazo ny jakpoty de lamoro (l) :-D :-D :-D
Raha tahaka ahy aloha ny azonjy d tsy GROS LOTS fa gros-kibo e! :-D :-D :-D
158. kotobekibo
(
23/11/2008 21:06)
vale:
:-D :-D :-D :-D :-D mbo mahita sary koa anie ry bebide izany eee! :-D :-D
K'ahoana no fahitanjy ilay kiboko , misy ho tazomina sy hifikarana tsara an!
:-D :-D :-D :-D
159. Papoose
(
24/11/2008 18:00)
kotobekibo:
Raha tahaka ahy aloha ny azonjy d tsy GROS LOTS fa gros-kibo e! :-D :-D :-D
raha hifindra any inde tsika ka hifanambady dia tsy kwa raha mahazo kibo za!! fa raha mbola samy otsizao dia aleo ihany hilam fa ny kibontsika mety tsy de minfankaiza =)) =)) =))
160. kotobekibo
(
24/11/2008 18:28)
bibendum anakiroa v ?
raha vao miaraka maka taxi izany d tonga d tapaka avy hatrany ny sispensiô-n'ilay desevô
:-D :-D :-D :-D
raha vao miaraka maka taxi izany d tonga d tapaka avy hatrany ny sispensiô-n'ilay desevô
:-D :-D :-D :-D
