Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
1. ni81
(
18/11/2008 07:36)
Mahafinaritra ahy ny mitsidika ireo blogy isan-karazany. Maro amintsika angamba no efa nahita ity resaka ity tao @ newsdago, ary misy maro ihany koa tsy mbola nahita azy ka dia nentiko eto mba hitafatafana e!
Tonga eto Madagasikara ireo mpanera vazaha ka nampiantso ireo malagasy te hanambady vazaha. Gaga fotsiny aho nahita ity tantitra an-gazety fa mahery ny 4.000 izy ireo no milingilingy te hanambady vazaha. Ary voalaza fa arahan-dranomaso mihitsy oe ireo izay tsy lany. Indrisy tokoa fa dia hitomanina ankehitriny ny hanambady vazaha.

répondu par kotobekibo le 17/12/2008 16:56
2. ikaretsaka
(
18/11/2008 07:39)
sinoa alaina na karana na komorianina rehefa tsy tia gasy intsony nefa tsipahim-bazaha kle
3. lemenakely
(
18/11/2008 10:35)
ni81:
Mahafinaritra ahy ny mitsidika ireo blogy isan-karazany. Maro amintsika angamba no efa nahita ity resaka ity tao @ newsdago, ary misy maro ihany koa tsy mbola nahita azy ka dia nentiko eto mba hitafatafana e!
Tonga eto Madagasikara ireo mpanera vazaha ka nampiantso ireo malagasy te hanambady vazaha. Gaga fotsiny aho nahita ity tantitra an-gazety fa mahery ny 4.000 izy ireo no milingilingy te hanambady vazaha. Ary voalaza fa arahan-dranomaso mihitsy oe ireo izay tsy lany. Indrisy tokoa fa dia hitomanina ankehitriny ny hanambady vazaha.
Mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony e
4. mangamaso
(
18/11/2008 10:40)
Manontany aho hoe: inona mihintsy ny anton'ny hitadiavan'ny tanora malagasy te hanambady vazaha? Io sisa ny fomba ahafahana mandeha any ivelany, fantatra fa sarotra ny fahazoana visa amin'izao fotoana izao...
5. fahamarinana
(
18/11/2008 10:54)
:arrow: Amiko manokana tsy fahotana na fahakelezan-doha na fahaditrana fa vatatenany iny ,safidiny iny dia izay hanaovany ny tenany sy hitany fa mahasoa azy sy ny fiainany ihany koa...Choix tanteraky ny tsi11 na fitiavana vola na paps na tena fitiavana (satria misy koa io ),lahy gasy ao dago ao no efa vizana sy miavona ary be criteres be miompampana ka aleon'ny vehivavy maka any ho any ... :°) :-D ,jereo amin'ny saina tsy miangatra aloha....(l)
6. orona
(
18/11/2008 11:11)
tsy magaga zany -- somary kely ny lohany =)) =)) =))
na le mitarika dinika io koa aza -- mody gaga eo --nefa n° 4001 ra Brad Pitt no teo :-@ :-@ :-@
na le mitarika dinika io koa aza -- mody gaga eo --nefa n° 4001 ra Brad Pitt no teo :-@ :-@ :-@
7. ni81
(
18/11/2008 12:58)
hoy i orona
tsy magaga zany -- somary kely ny lohany:roll:
na le mitarika dinika io koa aza -- mody gaga eo --nefa n° 4001 ra Brad Pitt no teony anao kosa dia fankahalana hatrany @ tsinay maintinao iny oul iny (satria olona hafa izy fa tsy izaho). Fantatro tsara io olona lazainao nanana avatar Brad Pitt io. Fa izaho tsy mbola nanova avatar hatrizay hatrizay nisian'ny avatar teto @ serasera.
Manontany aho hoe: inona mihintsy ny anton'ny hitadiavan'ny tanora malagasy te hanambady vazaha? Io sisa ny fomba ahafahana mandeha any ivelany, fantatra fa sarotra ny fahazoana visa amin'izao fotoana izao...io dia samy manana ny tiany angamba! toy ny hoe maninona no mividy pataloha tergal velon-drirana fa tsy mividy jean ohatra :lol: :lol:
Mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony efa inona kosa no maha heloka ny safidy ataony? Mba azavao hoe
8. ni81
(
18/11/2008 13:02)
lahy gasy ao dago ao no efa vizana sy miavona ary be criteres be miompampana ka aleon'ny vehivavy maka any ho any ... ,jereo amin'ny saina tsy miangatra aloha....:-D :-D
9. mangamaso
(
18/11/2008 13:04)
Ny ahy raha nahafaka misafidy dia i Leonardo de Caprio no nalaiko ho vady, hi hi hi !!!
10. ni81
(
18/11/2008 13:21)
Ny ahy raha nahafaka misafidy dia i Leonardo de Caprio no nalaiko ho vady, hi hi hi !!!hitanao zay! toy izany koa no mba safidin'ireo olona ireo zany! :lol:
11. sakaizakely
(
18/11/2008 14:46)
ni> iza ndray oun zany mitady hanaraka an'i brad pitt zany :-D :-D :-D :-D :-D
tsy mahagaga fa frustré tsy mahatanty vhv manana karakter io
indrisy
fa raha mahita an'i brad tokou akia de ilazao za a ;-) ;-) ;-) ;-)
tsy mahagaga fa frustré tsy mahatanty vhv manana karakter io
indrisy
fa raha mahita an'i brad tokou akia de ilazao za a ;-) ;-) ;-) ;-)
14. vale
(
18/11/2008 16:13)
lahy gasy ao dago ao no efa vizana sy miavona ary be criteres be miompampana ka aleon'ny vehivavy maka any ho any ... ,jereo amin'ny saina tsy miangatra aloha....
Miombon-kevitra tanteraka amin'i fahamarinana aho! Sady tsy hitako izay maharatsy an'izany, mba te hiova izy izay koa! na mety leo nampijalian'ny bandy gasy, tsy voatery ny bandy gasy rehetra fa mety hoà ann! ka io fitiavana tahaka ny fitiavana rehetra ihany ka na enao miteny io aza we gasy ihany ny anah ny tiko de efa naman'ny mpanavakavaka enao izay, fitiavana izany tsy ankijery frontière amiko. ^:^
15. vale
(
18/11/2008 16:17)
na le mitarika dinika io koa aza -- mody gaga eo --nefa n° 4001 ra Brad Pitt no teo:-D :-D :-D mahita hotenenina koh ry orona an! :-D :-D :-D :-D
16. Noue
(
18/11/2008 16:53)
tsy hitako oe inona no olana @ zany eeeee ! choix ny tsirairay io eeee ! fa nga moa ny gasy iany no manao an 'io ????? ka raha sinoa zao no tonga mitady vady gasy dia misy olana ve eeee ????
17. Noue
(
18/11/2008 17:25)
tsy aleo kosa aza io oe te hanambady vazaha io ry zareo toy izay oatra ity eee ????
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m491c1af7b61bc#m4922f9f04a1ce
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m491c1af7b61bc#m4922f9f04a1ce
18. tslem
(
18/11/2008 17:46)
ni >>> tena nampiomehy anah ndray lé oe" katmil un" :-D :-D :-D mba ilazao koa zah raha sendra tafahaona @ Tom cruise na Bratt pit zany ni :wink:
19. tslem
(
18/11/2008 17:52)
Lasa nivadika Bratt hatram lé Brad marina mafy, tena fanina sahady zah zany vao manoratra ny anarany fotsiny :-D Brad Pitt moa kay no fanoratra azy?
20. ni81
(
18/11/2008 18:33)
hoy sakaiza
hoy tslem
fa raha mahita an'i brad tokou akia de ilazao za a
hoy tslem
ni >>> tena nampiomehy anah ndray lé oe" katmil un" mba ilazao koa zah raha sendra tafahaona @ Tom cruise na Bratt pit zany nitsy hitako izy fa manaova anonsa koa nareo roa e :-D :-D :-D