Vehivavy 4000 te hanambady vazaha

61. sitlo ( 18/11/2008 22:29)
misy ny bandy miseo masay anefa tena milay :-D :°)
62. vale ( 18/11/2008 22:32)
Ka ilay foto-pisainana sy ny toetra @ ankapobeny mihitsy anie less no mitovy e!

tsss, ny kofa gasy macho, mapampirafy matetika knoooooo.. ny an'ny vazah rehefa tiany le vhv de iny iray iny ihany rehefa oe tsy tiany intsony (oh) de tsoriny ny marina fa tsy mba mahay mampirafirafy izany ny vozah, ny lhl gasy rangah vao mba misy sosy kely fotsiny mizity maka 2è bureau, tssss, aiza ary zany, aiza ny vhv gasy tsy hifandrombaka te hiaraka @ vazah, sady hiadana izy resaka materiel no hiadana izy fa voahaja tsara! sa tsy marina indray? :-D :^) :^) :^)
63. kotobekibo ( 18/11/2008 22:35)
sakaizakely:

bon, aleo borke-ko fa efa resy garazy za zany

za mitady joba bogosy tsy lany ranomainty, za tsy sarotiny fa na be saosy aza tsy mampaninn ahy, raha kely saosy de alefaso ihany ny cv ho dinihako lalindalina ;-) ;-) ;-)



:-D :-D :-D
64. sitlo ( 18/11/2008 22:38)
levaly:
tsss, ny kofa gasy macho, mapampirafy matetika knoooooo.. ny an'ny vazah rehefa tiany le vhv de iny iray iny ihany rehefa oe tsy tiany intsony (oh) de tsoriny ny marina fa tsy mba mahay mampirafirafy izany ny vozah, ny lhl gasy rangah vao mba misy sosy kely fotsiny mizity maka 2è bureau, tssss, aiza ary zany, aiza ny vhv gasy tsy hifandrombaka te hiaraka @ vazah, sady hiadana izy resaka materiel no hiadana izy fa voahaja tsara! sa tsy marina indray?

Izaho koa angamba no tsy mahalala ilay bandy gasy knou. Sao dia ilay bandy gasy malaza ratsy ao parisy ao indray no ataonao ref amin'ny hoe bandy gasy?
saka:
za mitady joba bogosy tsy lany ranomainty,

wa wa wa, izaho indray mitady kofa manja be sy tia tatoo
65. sakaizakely ( 18/11/2008 22:45)
wa wa wa, izaho indray mitady kofa manja be sy tia tatoo


wa wa wa

nde za hanao kandidatira

za tsy manja fa seksy, otran'le ary ambadika ary ;-)

alefako ary @ hafatra ary ny sarin'le tatoo ve

de mbo tenenno raha validé ny poste ;-)
66. vale ( 18/11/2008 22:50)
Izaho koa angamba no tsy mahalala ilay bandy gasy knou. Sao dia ilay bandy gasy malaza ratsy ao parisy ao indray no ataonao ref amin'ny hoe bandy gasy?

sitlo: ka enao izany anisan'y anatin'ilay tsara e, fa ny ankamaroany, an,an, tsy bandy gasy ny parisy koh! ny any m/kara mihintsy no betsaka ee, 2è bureau aho eee, tsy miaraka raha tsy taille mannequin eee, miseo ho be critera erikatra, ka rehefa lasan'ny vazah ny sipa zay vao we wa wa wa :-D
67. vale ( 18/11/2008 22:52)
ny bandy gasin'ny parisy tsary misy mpampirafirafy izany knooo , ny any aankafa agamba :°) :°) :°)
68. kotobekibo ( 18/11/2008 22:55)
vale:

Ka ilay foto-pisainana sy ny toetra @ ankapobeny mihitsy anie less no mitovy e!

tsss, ny kofa gasy macho, mapampirafy matetika knoooooo.. ny an'ny vazah rehefa tiany le vhv de iny iray iny ihany rehefa oe tsy tiany intsony (oh) de tsoriny ny marina fa tsy mba mahay mampirafirafy izany ny vozah, ny lhl gasy rangah vao mba misy sosy kely fotsiny mizity maka 2è bureau, tssss, aiza ary zany, aiza ny vhv gasy tsy hifandrombaka te hiaraka @ vazah, sady hiadana izy resaka materiel no hiadana izy fa voahaja tsara! sa tsy marina indray? :-D :^) :^) :^)


Sur @ izany v njy ?
macho ? gasy= vazaha
mampirafy ? gasy = vazaha
fitiavana ? gasy = vazaha
fanajana ? gasy=vazaha
materiel ? resy be ny gasy .
69. sitlo ( 18/11/2008 23:01)
levaly:
sitlo: ka enao izany anisan'y anatin'ilay tsara e, fa ny ankamaroany, an,an, tsy bandy gasy ny parisy koh! ny any m/kara mihintsy no betsaka ee, 2è bureau aho eee, tsy miaraka raha tsy taille mannequin eee, miseo ho be critera erikatra, ka rehefa lasan'ny vazah ny sipa zay vao we wa wa wa
:-D

Izaho ilay masay fa miseho milay ireny ka. Fa ny akamako no migany.
Fa tena serieux, fa tena tsy mitovy ilay gasy an. Miresaha amin'ireny tete carrée ireny fa ho hitanao hoe izany ka kofa. Fa raha any amin'ilay misavily vol ireny ianao no mitontona, dia tsy mahita atao izy dia manala ny hamohamony any amin'ny sipa. Na ny sipa koa aza moa manao an'izay ihany.
70. vale ( 18/11/2008 23:02)
koto: marina eeee, bedebeee ny namako vhv mitaraina foana fa oe ampirafesin'ny vadiny koooo.. :^)
71. vale ( 18/11/2008 23:04)
Fa raha any amin'ilay misavily vol ireny ianao no mitontona, dia tsy mahita atao izy dia manala ny hamohamony any amin'ny sipa.
:-D :-D :-D :-D ireny mihintsy le mampa :twisted: :twisted: :{ :-D :-D :-D
72. sitlo ( 18/11/2008 23:05)
vale:

ny bandy gasin'ny parisy tsary misy mpampirafirafy izany knooo , ny any aankafa agamba :°) :°) :°)

tsy izaho no namorona fa ny razambe taloha (ni81) http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m491c1af7b61bc


73. sitlo ( 18/11/2008 23:08)
sakaizakely:
wa wa wa

nde za hanao kandidatira

za tsy manja fa seksy, otran'le ary ambadika ary

alefako ary @ hafatra ary ny sarin'le tatoo ve

de mbo tenenno raha validé ny poste

tsy maintsy manja ka, farafaharatsiny ohatra anao :-D
74. kotobekibo ( 18/11/2008 23:17)
Tsy hitanareo marina ny habetsahan'ny sipa vazaha ( surtout ) voadarokin'ny vadiny vazaha an!
Olona akaiky ahy maro no hitako , ary tsy latsak'izay ny sipa gasy manambady vazaha , :{
75. patrick2002 ( 19/11/2008 00:15)
Tsy azo ferana lesy izany vehivavy gasy te hanambady vazaha izany ah!
ary n
76. lemenakely ( 19/11/2008 03:51)
heidi:

Mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony e

heloka angaha odoyé! :-D :-D :-D :-D


ié heloka ...Ny tiako ho lazaina dia fa angaha rehefa vazaha koa dia milay be sy OK daholo ,firifiry no touristes sac au dos ,RMIstes ,pédophiles,drogués,salauds..Sahala @ vilàny misarona ihany io ka tsy hainao izay ao anatiny ao


77. fahamarinana ( 19/11/2008 05:48)
:arrow: misy fahamarinany ny voalazan'ny lemena fa ampiako kely fontsiny hoe ny gasy koa sahala izay.Misy ratsy sy tsara daholo e na iza no alaina ary rehefa tsy mananm-bitana koa.Fa kosa marina fa ireny par correspondance ireny (entre vozah sy gasy na lahy mitady io na vavy mitady ) somary misy risques kely satria surprise surprise ihany ndraindray fa dia offre sy demande io dia rehefa tsy zaka mieritreritra avy akeo !!! (l)
78. ni81 ( 19/11/2008 06:17)
hoy i sitlo
tsy izaho no namorona fa ny razambe taloha (ni81) Jereo eto
ka zava-misy io nolazaiko io e! manambady aman-janaka izy nefa mbola maka hafa koa...
Tsy hitanareo marina ny habetsahan'ny sipa vazaha ( surtout ) voadarokin'ny vadiny vazaha an!
Olona akaiky ahy maro no hitako , ary tsy latsak'izay ny sipa gasy manambady vazaha ,
ny hadalany no tsy te hitory raha tratran'izany izy, ny tany ange misy lalàna e!
ié heloka ...Ny tiako ho lazaina dia fa angaha rehefa vazaha koa dia milay be sy OK daholo ,firifiry no touristes sac au dos ,RMIstes ,pédophiles,drogués,salauds..Sahala @ vilàny misarona ihany io ka tsy hainao izay ao anatiny ao
fa ny gasy ve ry zalà dia tena tsy misy pédophiles a! tsy drogués sns... (fa tsisy RMistes aloha e :lol: :lol:). Tsy misy fantatrao ny ao anaty vilany, na vilany nongo io na kôkôty minita, fa rehefa masaka vao fantatra ny sakafo nokarakaraina.
79. heidi ( 19/11/2008 06:30)
ka ilay gasy sa ilay vazaha no hitan'elah tena miseho milay nefa tena masay ?
ka efa hoe gasy no itako masay aloha hatramini'zay :-D :-D :-D :-D macho masay :-D miso be saina anefa kely atidoha, indrindra ireny mpilaza ny vehivavy kely loha ireny :-D
80. heidi ( 19/11/2008 06:33)
tsss, ny kofa gasy macho, mapampirafy matetika knoooooo.. ny an'ny vazah rehefa tiany le vhv de iny iray iny ihany rehefa oe tsy tiany intsony (oh) de tsoriny ny marina fa tsy mba mahay mampirafirafy izany ny vozah, ny lhl gasy rangah vao mba misy sosy kely fotsiny mizity maka 2è bureau, tssss, aiza ary zany, aiza ny vhv gasy tsy hifandrombaka te hiaraka @ vazah, sady hiadana izy resaka materiel no hiadana izy fa voahaja tsara! sa tsy marina indray?

izany anie ho à! ry vale e! kopy ndry an! na be saosy na kely saosy dia masay anefa miseo milay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0407