Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
41. kotobekibo
(
18/11/2008 21:35)
heidi:
Tena mifanerasera @ bandy vazaha maro za na ao ampiasana ana ety ivelany fa ny revin-dry lerony sy ny fisainany less bainn mitovy @ ny kofa gasy retra ihany a!
tsy mitpovy wa less bainnn ah! =))
izay aloha e! ny iray miteny gasy ny iray miteny vôzah :-D :-D
42. ni81
(
18/11/2008 21:37)
Azo ekena ihany aloha ilay teninareo hoe izay no tiany. Fa na izany kosa aza, manaoainina be an'ilay kofa ilay koa.misy kritera asehon'io olona mikarakara io fa tsy mandeha ho azy toy ny bal kabôsy ange e! Dia raha toa nifanaraka, dia izay vao OK. Azo anontaniana tsara ilay olona mikarakara an'izy io ka adihadio raha liana. Dia inona no maha oainina ilay kofa? Rehefa eny anjaridainan'olona ny raozy vao hoe aiza aty ho amboleko? :lol:
Ahoana mihitsy ny hoe raha vao vazaha dia milay aminy, nefa tsy fantany akory ny tena momba an'ilay olona any?
43. heidi
(
18/11/2008 21:39)
izay aloha e! ny iray miteny gasy ny iray miteny vôzah:-D Odoyé! samy hafa wa less bainna ah :-D :-D :-D
44. heidi
(
18/11/2008 21:41)
misy kritera asehon'io olona mikarakara io fa tsy mandeha ho azy toy ny bal kabôsy ange e! Dia raha toa nifanaraka, dia izay vao OK. Azo anontaniana tsara ilay olona mikarakara an'izy io ka adihadio raha liana. Dia inona no maha oainina ilay kofa? Rehefa eny anjaridainan'olona ny raozy vao hoe aiza aty ho amboleko?:-D :-D :-D mazava be kosa ny voalaza n'i ni an! :-D =D>
45. ni81
(
18/11/2008 21:47)
yep, tsy mandà aho fa tena mino ve fa tena ahasoa ilay izy, sa ohatra an'io lazain'i kotobekibo io.rehefa tsy mety ny atao hoy ny fiteny, dia na ny patsa iray aza tsy omby vava, ary raha mety kosa dia kapsily aza mahafeno siny! Toy izany ny fiainana @ lafiny maro, ao ny mety (soa) ary ao ny tsy mety (ratsy)
Vao ka manitra hoy isika izay. Fa aleo mahantra an-tanin'ny tena toy izay hahantra an-tanin'olona.
Tsy lolom-po izany (za koa mantsy mba eo ihany), fa raha olona tsy fantatra kosa ve. Misy fitenintsika izay hoe: miantsampy amin'ny hazo tsy fantatra.na dia fantatra aza ny hazo dia misy fanday miafina ihany any ambany ravina any indraindray:-D :-D
46. kotobekibo
(
18/11/2008 21:48)
ni81 > marina izany ,
fa saingy misy ny mampiesona sy manafitoetra @ voalohany , ref tafarotsaka vao mivoaka dôly ny toetra ratsy izay mety ho betsaka noho ny an'ny kofa gasy .
Izay ilay hoe nokaikerin'ny alika tiany e!
heidi > ao ary fa ataoko hoe mainty ny iray ary ny iray fotsy e! :-D :-D

47. sitlo
(
18/11/2008 21:50)
ni81, sakaizakely> samy manana ny famaritana ny soa aminy, fa misy kosa angamba ny hoe soa iraisana. Ianao ihany teo no niteny hoe ny bandy gasy malaza macho. Tsy soa izao izany. Dia mino tokoa ve ireo sipa ireo fa tsy macho ireo olona mitady vady ireo. Afaka atao tsara ny manoratra ao amin'ny mombamomba azy hoe "tsotra", fa dia mino fa tsotra tokoa ve izy ireo? Ny arriere pensee-n'ilay olona tsy hay tsy hay any mihitsy. Fa tonga fotsiny dia heo: nisy olona nanambady vazaha dia miadana, dia iny koa fa tsy tana ny lamba.
oay oay oay
Mbola misy million ambiny eo ka.
4000 manao mbay lalana, 4 M manao be fiavy. :-D
ni81:
Dia inona no maha oainina ilay kofa? Rehefa eny anjaridainan'olona ny raozy vao hoe aiza aty ho amboleko? :lol:
oay oay oay
Mbola misy million ambiny eo ka.
4000 manao mbay lalana, 4 M manao be fiavy. :-D
48. ni81
(
18/11/2008 21:52)
ni81 > marina izany ,satria ianao gasy dia izay no hevitrao, fa raha miresaka amin'ny iray @ izy ireny koa ianao (ka mba tsara saina izy) dia ho toy io lazainao io koa no ambarany anao.
fa saingy misy ny mampiesona sy manafitoetra @ voalohany , ref tafarotsaka vao mivoaka dôly ny toetra ratsy izay mety ho betsaka noho ny an'ny kofa gasy .
Izay ilay hoe nokaikerin'ny alika tiany e!
49. kotobekibo
(
18/11/2008 21:54)

Possible an! :D
50. heidi
(
18/11/2008 21:56)
hoy bekibokoto
heidi > ao ary fa ataoko hoe mainty ny iray ary ny iray fotsy e!
mbola tsy resy lahatra aho e! :-D misy anie vazaha mainty eè :^)
ref tafarotsaka vao mivoaka dôly ny toetra ratsy izay mety ho betsaka noho ny an'ny kofa gasy .
Izay ilay hoe nokaikerin'ny alika tiany e!
ny teotra samy manana ny haratsiny daholo, tsy misy anjely na ny kely aza fa ny foto pisainana sy ny toetra amin'ny ankapôbeny no maha samy hafa azy :-D :^)
51. ni81
(
18/11/2008 21:57)
aleo hazavaiko tsara: hiteny koa izy fa mahay mampiesona ny lehilahy gasy sasany :lol:
53. sitlo
(
18/11/2008 21:58)
ni81:
satria ianao gasy dia izay no hevitrao, fa raha miresaka amin'ny iray @ izy ireny koa ianao (ka mba tsara saina izy) dia ho toy io lazainao io koa no ambarany anao.
Ka izay indrindra, tsy hoe mazaha dia milay, dia hoe gasy dia voatany. Fa arakaraky ny toetran'ny tsirairay io.
54. heidi
(
18/11/2008 22:01)
fa saingy misy ny mampiesona sy manafitoetra @ voalohany , ref tafarotsaka vao mivoaka dôly ny toetra ratsy izay mety ho betsaka noho ny an'ny kofa gasy .
Izay ilay hoe nokaikerin'ny alika tiany e!
teo no niala rotany ah! :-P coçntraire n'io voalaza nao io aloha no itako hatramin'izao :-D
55. kotobekibo
(
18/11/2008 22:15)
heidi:
ref tafarotsaka vao mivoaka dôly ny toetra ratsy izay mety ho betsaka noho ny an'ny kofa gasy .
Izay ilay hoe nokaikerin'ny alika tiany e!
ny teotra samy manana ny haratsiny daholo, tsy misy anjely na ny kely aza fa ny foto pisainana sy ny toetra amin'ny ankapôbeny no maha samy hafa azy :-D :^)
Ka ilay foto-pisainana sy ny toetra @ ankapobeny mihitsy anie less no mitovy e!
Ao fa ataoko hoe samy " GRIS " less d tsy misy resy a! :-D :-D
56. heidi
(
18/11/2008 22:18)
Ka ilay foto-pisainana sy ny toetra @ ankapobeny mihitsy anie less no mitovy e!
Ao fa ataoko hoe samy " GRIS " less d tsy misy resy a!
tsy mitovy wa leitsy e! elah ity ko! :-D :-D :-D :-D
misy ny bandy miseo milay anefa tena masay :-D :-D
tsy te hilaza ny tsikera fotsiny aho sao misuy mivonto orona eo! :-D
57. sakaizakely
(
18/11/2008 22:20)
bon, aleo borke-ko fa efa resy garazy za zany
za mitady joba bogosy tsy lany ranomainty, za tsy sarotiny fa na be saosy aza tsy mampaninn ahy, raha kely saosy de alefaso ihany ny cv ho dinihako lalindalina ;-) ;-) ;-)
za mitady joba bogosy tsy lany ranomainty, za tsy sarotiny fa na be saosy aza tsy mampaninn ahy, raha kely saosy de alefaso ihany ny cv ho dinihako lalindalina ;-) ;-) ;-)
58. vale
(
18/11/2008 22:20)
xxx:
Tsy izany ihany, ny lehilahy vazaha mahazàka ny toetra tsara ny vehivavy gasy,
comprehensif, tsy saroit-piaina sy be kizitina :-D
Ary ilay hoe rehefa vazaha dia resaja vola sy euro foa,a ve ny ao an-tsaina, maro ny bandy gasy manana euro fa rehefa vazaha ny tiany dia izay no safidiny....
marina tanteraka!!!!
:^) :^) :^)
59. kotobekibo
(
18/11/2008 22:22)
heidi:
Ka ilay foto-pisainana sy ny toetra @ ankapobeny mihitsy anie less no mitovy e!
Ao fa ataoko hoe samy " GRIS " less d tsy misy resy a!
tsy mitovy wa leitsy e! elah ity ko! :-D :-D :-D :-D
misy ny bandy miseo milay anefa tena masay :-D :-D
tsy te hilaza ny tsikera fotsiny aho sao misuy mivonto orona eo! :-D
Hay v e! OK ary e!
ka ilay gasy sa ilay vazaha no hitan'elah tena miseho milay nefa tena masay ?
:-D :-D
60. vale
(
18/11/2008 22:27)
Dia inona no maha oainina ilay kofa? Rehefa eny anjaridainan'olona ny raozy vao hoe aiza aty ho amboleko?
hita wa eeee! anefa tsy manao afatsy ny mifandrombaka sipa fotsy sy lava orona, odoyéeeeuuuuuu, rehefa mahafatifaty ny vozah ny petakorona vao we zao, na izao!! :^) :^) :^)