Vehivavy 4000 te hanambady vazaha

161. Papoose ( 25/11/2008 03:12)
mamenatsa zany!!!
lasa michellin dadany sy michellin zanany :-P :-D
162. myaina ( 25/11/2008 10:11)
Mpandefa : ni81 [ Valio ] 18-11-2008 08:36:43
Lohateny : Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
Mahafinaritra ahy ny mitsidika ireo blogy isan-karazany. Maro amintsika angamba no efa nahita ity resaka ity tao @ newsdago, ary misy maro ihany koa tsy mbola nahita azy ka dia nentiko eto mba hitafatafana e!
Tonga eto Madagasikara ireo mpanera vazaha ka nampiantso ireo malagasy te hanambady vazaha. Gaga fotsiny aho nahita ity tantitra an-gazety fa mahery ny 4.000 izy ireo no milingilingy te hanambady vazaha. Ary voalaza fa arahan-dranomaso mihitsy oe ireo izay tsy lany. Indrisy tokoa fa dia hitomanina ankehitriny ny hanambady vazaha.

lasa nivadika resaka zavatra hafa moa le izy teo fa mba tiako iverenana kely, io koa miankina amin ny fomba fitaizana, ka raha amin ny faritra 1 hitako eto dago izao an, d ny idéaly indrindra amindry zareo d manambady vazaha, ka na dia vao kely taona monja ny zazavavy d efa izay no fahitany ny fitiavana,. Tsy voatery izy hoe voadona na bandy gasy, na sendra gasy macho fa le culture nle faritra mihitsy no mahatonga izany!!Ary mino aho fa amin izany faritra izany no tena be mpandray anjara kokoa t@ izany famaliana antso izany!! raha vao nisy sambo frantsay tonga tao indray taona izay, mihaohao ny vehivavy eran ny tanàna...
163. haritianah ( 26/11/2008 08:55)
myaina; Laviko tanteraka ny lazainao owé miankina @ fomba fitaizana zany; ny owé voadona @ bandy gasy,na sendra bandy gasy macho dia anisany facteur iray manosika ny olona kou ifindra fitia @ vahiny,ts ireo no tena antony fa anisany ireo.Ary ts misy culture owé raha vao teraka ny zaza dia ts maints ho vahiny ny ho vadiny.
Refa tonga @ taona hitadiavanao vady ianao dia miankina @ safidimponao sy ny hitondranao ny safidinao io.Refa toerana iantsonan'ny sambo dia misy foana ny vhv gasy izay misafidy té hanambady vazaha mi tenté vitana eny.Ohatran'izany koa na ny toerana ampovoantany ts misy sambo dia any amina hotel fandrianan'ny vahiny indray no mi tenté vitana ny mipetraka ao.
Safidin'ny tsirairay io,
Nanana namana 2 ao, ny 1 niaranianatra tamiko, dé mbola samy mpianatra kilasy ambany zahay dia zay ny azy no tiny zà oy izy ts anambady raha ts vazaha ny vadiko.Dé tena zay tokoa ankizy vavy nianatra notezaina arapinoana,fa de vazaha zao ny vadiny.
Ny iray indray namako efa taty aoriana, dé efa tafavoaka nanambady dolo ny namany dé ny azy de tena faniriny ny hanambady vahiny, de vao aingana izy vao nanambady vazaha.Nefa vhv nanana ny maha izy azy izy.
Ka amiko alou ts misy zany culture lazainao owé, cultivé na hanambady vazaha.
Ireo retra manambady vazaha dia samy manana ny antony isafidianany ny antony anokanany ny safidiny avy.
Ao ny ireo voalaza ireo owé vokatry ny fadisoampanantenana azo tamina bandy gasy, ao ny safidy tsotra zao safidy madio, ao ny vokatry ny fahasahiranana ka mihevitra fa raha mba manambady vazaha dia sitrany hahay mba misy oainina, ao ny fahitana fa ranona nahazo vazaha ka ahoana ao no ts ahazo.Ao ny owé mba té hipetraka @ zany andafy zany ao de ny fomba tsotra ahafahako manatanteraka izany safidiko te hipetraka any andafy zany dia ny fanambadiana vazaha.
Safidy io, zé anopananao ny safidinao ihany.
164. fijo ( 26/11/2008 20:55)
ka gasy maro ireo ko vazaha ary atao inona?
165. kotobekibo ( 26/11/2008 21:48)
myaina > za koa aloha miobokevitra @ haritianah e!
safidy ilay izy ary tsy contre @ izany safidin\'izy ireo izany za , satria izy no hiaraka hiaina @ ilay ol fa tsy tsika hafa , manaja ny fanapahakeviny aho .
Fa amiko ( samirery io an! ) raha atao sipasipa ny vazaha d tena milay . ;-)
166. Papoose ( 26/11/2008 22:50)
fa misy kosa ny ray amandreniny no mampirisika dia lasa roboka koa le zanany!
167. kotobekibo ( 27/11/2008 20:33)
Papoose:

fa misy kosa ny ray amandreniny no mampirisika dia lasa roboka koa le zanany!


Tsy jamba ny RAD fa raha izay no hitany fa ahatafita ny zanany d atosiny mihitsy .
Tsy misy RAD mihevitra fa hanolo-bato mafana ny zanany anie e!
168. ni81 ( 27/11/2008 20:38)
Fa amiko ( samirery io an! ) raha atao sipasipa ny vazaha d tena milay .
:-D :-D
169. heidi ( 27/11/2008 20:48)
163. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-11-2008 21:55:37
Lohateny : Re : Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
ka gasy maro ireo ko vazaha ary atao inona?


F a nahoana tsotra izao e!???? :-D :-D :-D :-D K efa nahita gasy maro ka tsy nety ary kou! ho forcéna ve? :-D :-D

IO KOA otran'ny hoe anjara ihany koa e! :°)

Fa amiko ( samirery io an! ) raha atao sipasipa ny vazaha d tena milay .

botabekibo: izaho ndray milaza ny contraire n'io lazainao io :-D :-D :-D :^)
170. ni81 ( 27/11/2008 20:50)
botabekibo: izaho ndray milaza ny contraire n'io lazainao io
hein :lol: :lol:
171. heidi ( 27/11/2008 20:57)
=)) =)) =)) ka marina zany kou milay! aleo tondé tsroina ny marina =)) =)) =))
172. kotobekibo ( 27/11/2008 20:58)
ni81:

botabekibo: izaho ndray milaza ny contraire n'io lazainao io
hein :lol: :lol:


Amin'i heidi izany d ny gasy no tsara atao sipasipa fa tsy ny vazaha . :-D :-D :-D
173. heidi ( 27/11/2008 21:09)
:wink: :-D Ka rehefa nandinika lalina aho de izay no mety :-D
174. Papoose ( 28/11/2008 21:15)
ary manin ndray raha atao metisy dia sady vazaha no gasy eee!!!!

ny ahy zao mantsy mba tiko zany hoe manambady gasy dia vozah kely no mivoaka she miteraka! na manambady vozah dia gasy kely no mipotsaka avy eo :-D
175. kotobekibo ( 28/11/2008 23:49)
Papoose:

ary manin ndray raha atao metisy dia sady vazaha no gasy eee!!!!

ny ahy zao mantsy mba tiko zany hoe manambady gasy dia vozah kely no mivoaka she miteraka! na manambady vozah dia gasy kely no mipotsaka avy eo :-D


Misy sipagasy eto aminay izay miteraka kambana t@ vazaha fa ilay iray vazaha b ny endriny , ary ny iray gasigasy izany raha vao jerena . (l)
176. Papoose ( 29/11/2008 19:36)
zany v de mampa- (l) :?: :-P
177. kotobekibo ( 30/11/2008 10:30)
Papoose:

zany v de mampa- (l) :?: :-P


tena mahafatifaty mihitsy anie izany sipa kely anakiroa izany e! sady mahay miteny gasy rahateo ( 5ans ) (l)
178. Papoose ( 03/12/2008 21:52)
iza zany?? :?:
179. kotobekibo ( 17/12/2008 16:56)
lé zazakely kambana metisy ry kala a! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0003