Vehivavy 4000 te hanambady vazaha

121. ni81 ( 20/11/2008 07:31)
ni81 :mahagaga akia fa i kotobekibo olona vaovao raha ny fahitako ny momba azy ao fa sahala amin'ny olona efa fantatsika efa elabe ery ,mahafinaritra ny manadala azy fa tsa mety tezitra mihintsy an...
ie, raha tsy hoe efa taloha fa nanova PS :lol: :lol: fa izy aloha mahatanty vazivazy e! i kibobe =)) =))
122. fahamarinana ( 20/11/2008 07:39)
:arrow: i bebide,aleo araraotiny fa mbola tsy eo ... (l)
123. ni81 ( 20/11/2008 07:43)
i bebide,aleo araraotiny fa mbola tsy eo ...
tonga eo izy rahariva, raha tsy taraiky any @ i faramalemy any :-D :-D
124. fahamarinana ( 20/11/2008 07:46)
:arrow: =)) =)) izay tokoa no marina... (l)
125. heidi ( 20/11/2008 12:31)
ka izaho aza ataon'i kotobekibo elah sy baina foana anefa aho tsy baina izany fa sipa =)) =))
126. ni81 ( 20/11/2008 12:52)
ka sao dia mety ho lasa baina kely sy bofy kely ao kosa nareo :D
127. heidi ( 20/11/2008 12:54)
ka sao bofy kely koa aza nedala fa mody manao bekibohihihih izaho aloha tsy baina e!:-D
128. ni81 ( 20/11/2008 12:56)
:-D :-D
129. heidi ( 20/11/2008 13:30)
mbola lasa nihinan'oul ny andry tsy hita hita nandalo :°) lasa nameno kibo any aloha dia eto no mandrezatra kely:-D
130. sakaizakely ( 20/11/2008 13:54)
=)) =)) =)) =)) =))

ary bebide ito ahatsiarovako an le mpiantso anah oe devoly :-D :-D :-D

Ref miloko ny tavany otran'ny hoe manja , nefa ref vao mifoha tena looooza

na enao koa aza ngamba vo mifoha de 8O 8O 8O

Izy + vadiny + zanany ihany no izy aminy , ny RAD-ny ateriny any @ be antitra rapida ary zarany ho faty haingana handovana .

izao kosa de azo atao hoe karikatiora
zany maniry RAD ho faty haingana izany

za mahita oul antitra efa manomboka sahirankirana fa be dohika vel tsy mety karakaraina, tena efa toetsaina mitr le tsy te ho charges-n'ny ankizy fa aleony miaraka amindry be antitra any na manao ahoana na manao ahoana ny conditions any

misy koa mahatsinjo havambady, manangana associations anaovana asa soa any sns...
nareo zany mal tombés aby de be kritika négatives
za mahita fa milay ihany tony vazatarasambo tony, raha mahita ah zao an :°) :°) :°)
131. ni81 ( 20/11/2008 14:46)
mbola lasa nihinan'oul ny andry tsy hita hita nandalo lasa nameno kibo any aloha dia eto no mandrezatra kely
alinalina izy vao tonga eo ka! efa tadidy daholo ny fidiran'ny mpiasa serasera eto mantsy. Ilay marain-draina iny dia indry, dia i faha no matetika mifoha masil eto, hahahaha (d zà koa fa aleo bitsibitsihana
za mahita oul antitra efa manomboka sahirankirana fa be dohika vel tsy mety karakaraina, tena efa toetsaina mitr le tsy te ho charges-n'ny ankizy fa aleony miaraka amindry be antitra any na manao ahoana na manao ahoana ny conditions any
efa foto-kevitra mihitsy io matetika @ ry zareo aloha e!
za mahita fa milay ihany tony vazatarasambo tony, raha mahita ah zao an
teo ireny efa nanana an'i Brad (iny aza tsy tara sambo akory) natakalo an'i Roselmack koa oay a oay :-D :-D
132. heidi ( 20/11/2008 14:48)
129. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 20-11-2008 14:54:48
Lohateny : Re : Vehivavy 4000 te hanambady vazaha

ary bebide ito ahatsiarovako an le mpiantso anah oe devoly

iéééééééééééééé! tonde izy no tao antsaiko fa i lery tsy mpanao hoe bainnn ah! am sipa otr'ahy :-D :-D :-D :-D
133. kotobekibo ( 20/11/2008 18:53)
sakaizakely:

=)) =)) =)) =)) =))

ary bebide ito ahatsiarovako an le mpiantso anah oe devoly :-D :-D :-D

Ref miloko ny tavany otran'ny hoe manja , nefa ref vao mifoha tena looooza

na enao koa aza ngamba vo mifoha de 8O 8O 8O
Marina izany fa ry zareo PIIIIRE :-D :-D

Izy + vadiny + zanany ihany no izy aminy , ny RAD-ny ateriny any @ be antitra rapida ary zarany ho faty haingana handovana .

izao kosa de azo atao hoe karikatiora
zany maniry RAD ho faty haingana izany

Efa tena fomba-dry zalahy io fa nareo tsy mino ahy .
Ilay patako taloha ohatra , maty ny rainy omaly ohatra d mseho ho malahelo lery , ny ampitso henony fa nandova 500.000 FF izy ankoatry ny trano... io an , d nisiotsioka eran'ny tanàna tontolo andro .
134. kotobekibo ( 20/11/2008 19:03)
fahamarinana:

:arrow: i bebide,aleo araraotiny fa mbola tsy eo ... (l)

ni81:

i bebide,aleo araraotiny fa mbola tsy eo ...
tonga eo izy rahariva, raha tsy taraiky any @ i faramalemy any :-D :-D

hitako no maneno b ny sofiko tany ampiasana :-D :-D :-D
heidi:

ka izaho aza ataon'i kotobekibo elah sy baina foana anefa aho tsy baina izany fa sipa =)) =))

Aza omena tsiny fa vahiny e! :-D :-D :-D
Ehhh! bdb ny bandy miteny @ sipa hoe ELAH sy ny sipa miteny @ bandy hoe NJY .
135. kotobekibo ( 20/11/2008 19:07)
sakaizakely > zà kosa mbola tsy niatso anjy hoe DEVOLY izany an! :-*
136. ni81 ( 20/11/2008 19:17)
Efa tena fomba-dry zalahy io fa nareo tsy mino ahy .
Ilay patako taloha ohatra , maty ny rainy omaly ohatra d mseho ho malahelo lery , ny ampitso henony fa nandova 500.000 FF izy ankoatry ny trano... io an , d nisiotsioka eran'ny tanàna tontolo andro .
bekibo a! amiko kosa ny fisiahana tsy midika hafaliana; fa misy olona sasany rehefa tojo pb dia misioka tsy hita izay fotrotr'ilay hira.
137. kotobekibo ( 20/11/2008 20:00)

Miaraka @ tsikitsiky sy bon humeur mihitsy ry kala a!
:-D :-D
138. heidi ( 20/11/2008 20:02)
Aza omena tsiny fa vahiny e!
Ehhh! bdb ny bandy miteny @ sipa hoe ELAH sy ny sipa miteny @ bandy hoe NJY .
KA TSY MAMPAninona ahy ny atao hoe elah! fa lay hoe les bainn ah! no otran'ny hoe bainina kely reny ery aho :-D
139. ni81 ( 20/11/2008 20:03)
Miaraka @ tsikitsiky sy bon humeur mihitsy ry kala a!
hay va re
140. sakaizakely ( 20/11/2008 21:01)
ni81:
teo ireny efa nanana an'i Brad (iny aza tsy tara sambo akory) natakalo an'i Roselmack koa oay a oay

ka inn akia fa nosongonan'i kala angelina tsy zolia akoriny za de votsitra teo le tarasambo keliko a

de mba niova filamatra kely @ rozelmak njay klou

fa i botabebide kou ne oun tsy ratsy e, fa izy mamilafila sary amintsika fotsiny

asio sary kely ané ry botabebide hijerevanay zany bebide zany a :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0946