Vehivavy 4000 te hanambady vazaha

21. kelly13 ( 18/11/2008 19:54)
misy oa oul d nateraka hila vanina e! kely atao nefa milaza ny sasany ho kely saina, mahonena
22. kotobekibo ( 18/11/2008 20:35)
Tena tsy manome tsiny ny sipa gasy za aloha raha te hanambady vazaha izy e!
Ny fihainana efa sarotra , ny vazaha @ resaka euro ny ankamaroany d matanjaka noho ny ankamaroan'ny bandy gasy .
Ny fanatsarana taranaka ( zaza metisy ) eo ihany koa .
Ao koa moa ny mirevy ireo vazaha tsotra izao , tsy misy hoe ahoana .
Ny fitiavana soranjadiana ka tsy iadiana hevitra , samy manana izay tiany .
Za aloha tsy tia e! Aleoko nareo sipa gasy ihany . :-P (l)
23. xxx ( 18/11/2008 20:43)
Tsy izany ihany, ny lehilahy vazaha mahazàka ny toetra tsara ny vehivavy gasy,
comprehensif, tsy saroit-piaina sy be kizitina :-D

Ary ilay hoe rehefa vazaha dia resaja vola sy euro foa,a ve ny ao an-tsaina, maro ny bandy gasy manana euro fa rehefa vazaha ny tiany dia izay no safidiny....
24. sakaizakely ( 18/11/2008 20:44)
kelly13> f'hita wa
lany nitsonika lelo nivoaka tam orony aby ny atidohany ambiny sisa tao :-D :-D :-D :-D

kotobekibo> ka za kizitimbel mety tsy tinao, nefa raha mitovitovy @ le ao @ sary io ianao mety afaka mampiady piesy ihany isika ;-)

ankoatrizay fihatsarambelatsihy fotsiny amiko ny fanaratsiana ireo tovovavy ireo. Efa fantatra fa gidraka ny fiainana, ny lhl gasy surtout malaza ratsy macho te hotompoina sady mampirafy. Ka efa hi trefle ihany, aleo ry zareo hisafidy an le teramena be saosy :-P :-P :-P

Avelao alaindry menasofina any rehefa tsy hainareo ny mampiadana azy :-D :-D :-D :-D :-D

l'arzan ne fépa le bonEr, mé z il y contribue
25. heidi ( 18/11/2008 20:49)
ankoatrizay fihatsarambelatsihy fotsiny amiko ny fanaratsiana ireo tovovavy ireo. Efa fantatra fa gidraka ny fiainana, ny lhl gasy surtout malaza ratsy macho te hotompoina sady mampirafy. Ka efa hi trefle ihany, aleo ry zareo hisafidy an le teramena be saosy

Avelao alaindry menasofina any rehefa tsy hainareo ny mampiadana azy

l'arzan ne fépa le bonEr, mé z il y contribue
:-D :-D :-D :-D
26. heidi ( 18/11/2008 20:53)
Mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony e

heloka angaha odoyé! :-D :-D :-D :-D
27. kotobekibo ( 18/11/2008 20:58)
sakaizakely:

kelly13> f'hita wa
lany nitsonika lelo nivoaka tam orony aby ny atidohany ambiny sisa tao :-D :-D :-D :-D

kotobekibo> ka za kizitimbel mety tsy tinao, nefa raha mitovitovy @ le ao @ sary io ianao mety afaka mampiady piesy ihany isika ;-)

Avelao alaindry menasofina any rehefa tsy hainareo ny mampiadana azy :-D :-D :-D :-D :-D

l'arzan ne fépa le bonEr, mé z il y contribue



sakaizakely > :-D :-D anasery kely le kizitimbel , ohatra hoe esorina ilay kizitim , d vel fotsiny no tazomin-njy d ho lasa PPDA mihitsy aza za :-D :-D
28. sitlo ( 18/11/2008 21:00)
Azo ekena ihany aloha ilay teninareo hoe izay no tiany. Fa na izany kosa aza, manaoainina be an'ilay kofa ilay koa.
Ahoana mihitsy ny hoe raha vao vazaha dia milay aminy, nefa tsy fantany akory ny tena momba an'ilay olona any?
Izaho tsy manaratsy raha miteny fa miplonge anaty rano ireo sipa ireo. Tazanina eny ambony dia ohatra ny milay be, nefa tsy hay akory hoe feno vato ve ao anatiny ao.

Manaraka izay, mety hoe efa nahita kofa gasy macho ianareo, fa izaho mahalala kofa gasy, bobaka be tsy macho izany. Sady manana ny maha-izy azy tsara mihitsy.

Tokony asiana boky faharoa ny "mikatsaka ny fiadanana", fa toa ilay vazaha nahilika tamin'ny 1975 indray ity no isesehana ilaharana.
29. kotobekibo ( 18/11/2008 21:01)
heidi:

Mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony e

heloka angaha odoyé! :-D :-D :-D :-D



:-D :-D
30. heidi ( 18/11/2008 21:05)
kotobekibo:

heidi:

Mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony e

heloka angaha odoyé! :-D :-D :-D :-D



:-D :-D


fa hita ko!

:-D :-D :-D :-D ountsssss!!!!
31. ni81 ( 18/11/2008 21:07)
any nitsonika lelo nivoaka tam orony aby ny atidohany ambiny sisa tao
:-D :-D
kotobekibo> ka za kizitimbel mety tsy tinao, nefa raha mitovitovy @ le ao @ sary io ianao mety afaka mampiady piesy ihany isika
misy roa ny bekibo ao klou a! ny iray misy "i" ny fiantombohan'ny anarana :lol: :lol:
ankoatrizay fihatsarambelatsihy fotsiny amiko ny fanaratsiana ireo tovovavy ireo. Efa fantatra fa gidraka ny fiainana, ny lhl gasy surtout malaza ratsy macho te hotompoina sady mampirafy. Ka efa hi trefle ihany, aleo ry zareo hisafidy an le teramena be saosy
teramena @ ahoana ary? f'angaha tsy hoe " IZAY MENA VALALA"
:-D :-D
heloka angaha odoyé!
:-D :-D
32. kotobekibo ( 18/11/2008 21:08)
sitlo > ka ilay izy anie tahaka ny miova president ihany e! leo ny eo d te hiova fotsiny , na ho any na tsy ho any .
Za nefa tena mahita fa ny bandy vazaha d mitovy tsy misy hafa @ bandy gasy ihany . 8)
33. heidi ( 18/11/2008 21:09)
teramena @ ahoana ary? f'angaha tsy hoe " IZAY MENA VALALA"

zé mena valala zé" tina malala be :-D :-D :-D (l)
34. heidi ( 18/11/2008 21:11)
Za nefa tena mahita fa ny bandy vazaha d mitovy tsy misy hafa @ bandy gasy ihany .

no no no no hoy i Amy izay :^) tsy mitovy ka!
35. sakaizakely ( 18/11/2008 21:18)
sitlo:
toa ilay vazaha nahilika tamin'ny 1975 indray ity no isesehana ilaharana.


ouz dadabenay mpivarotra voankazo teo antsena Sabotsy n'Ambositra izay hoe NY HELOKY NY RAY ANAKA, TSY HELOKY NY ZANAKA

ka inn mou no idiran'ny zafiafy sy ny zafimpaladia @ tantara fahiny. Amin'iza no anaovana valifaty ? mitondra soa ho an'iza marina ny Fankahalana tsy ankitsahatra ?

Ny lasa tsarovana, ny ho avy itodihana, fa tsy hitana alahelo sy lolomp @ tantaran'ny dadan'ny dadabe fahiny. Dia aoka samy hikatsaka izay mahasoa azy hatrany
36. kotobekibo ( 18/11/2008 21:26)
heidi:

Za nefa tena mahita fa ny bandy vazaha d mitovy tsy misy hafa @ bandy gasy ihany .

no no no no hoy i Amy izay :^) tsy mitovy ka!



Tena mifanerasera @ bandy vazaha maro za na ao ampiasana ana ety ivelany fa ny revin-dry lerony sy ny fisainany less bainn mitovy @ ny kofa gasy retra ihany a! :D
37. sitlo ( 18/11/2008 21:26)
yep, tsy mandà aho fa tena mino ve fa tena ahasoa ilay izy, sa ohatra an'io lazain'i kotobekibo io.
Vao ka manitra hoy isika izay. Fa aleo mahantra an-tanin'ny tena toy izay hahantra an-tanin'olona.

Tsy lolom-po izany (za koa mantsy mba eo ihany), fa raha olona tsy fantatra kosa ve. Misy fitenintsika izay hoe: miantsampy amin'ny hazo tsy fantatra.
38. heidi ( 18/11/2008 21:30)
Tena mifanerasera @ bandy vazaha maro za na ao ampiasana ana ety ivelany fa ny revin-dry lerony sy ny fisainany less bainn mitovy @ ny kofa gasy retra ihany a!

tsy mitpovy wa less bainnn ah! =))
39. kotobekibo ( 18/11/2008 21:33)
[quote=ni81]

kotobekibo> ka za kizitimbel mety tsy tinao, nefa raha mitovitovy @ le ao @ sary io ianao mety afaka mampiady piesy ihany isika
misy roa ny bekibo ao klou a! ny iray misy "i" ny fiantombohan'ny anarana :lol: :lol: [quote]


Lelikééé ! iza koa izany misandoka ao izany e! :evil:
:-D :-D
40. sakaizakely ( 18/11/2008 21:34)
sitlo:
tena mino ve fa tena ahasoa ilay izy,


arakaraky ny famaritan'ny tsirairay izay ny hoe soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.3264