Izay tina mitombo-tarehy
102. vale
(
20/10/2008 16:37)
Sady tsy vitan'izany fa tsy ny dinika mipetraka no hadihadiana de mba aposaka koa izay hevitrao mikasika amin'izany fa izay soratako rehetra no tsongolohana h@ point sy ny virgule! maaaandreraka tsss, tsy mamaly dinika akory ianao amin'izany ataonao izany fa faly hitsikera an'izay mamaly sy mba maneho ny heviny fotsiny. ^:^
103. ni81
(
20/10/2008 17:10)
Lasa niady hevitra lalina mihitsy ity isika mianakavy momba hoe: izay tiana mitombo tarehy, fa i endrika01 aloha hatramin'izao dia tsy nipoitra. :-D :-D
105. xxx
(
20/10/2008 17:31)
xxx: tsy misendoatra am tsy antony aho fa io ahoan??? mba misy fomba famaly sy am-panajàna angamba fa tsy tonga de vava miakatra be sahala am'zao kosa eee!
FA TAIZA AHO no namaly anao tsy ampanajàna teo izao fa mamorondainga fotsiny tsy ianao ve ni nasiaka amin'ny tsy antony, vao nahita ny fanaovana xxx dia efa nila vanona :-D
106. xxx
(
20/10/2008 17:33)
xxx: tsy misendoatra am tsy antony aho fa io ahoan??? mba misy fomba famaly sy am-panajàna angamba fa tsy tonga de vava miakatra be sahala am'zao kosa eee!
nu jerin'i vale izany no mandoto saina an'i vale fa tsy hitako izay vava amin'izao....MORA MISAINA RATSY NO MAHAVOA ;
107. xxx
(
20/10/2008 17:36)
Ianao no mitsigoloika izay rehetra teneniko eo ko za indray no lazainao oe manin????lazao ndray fa nisy nitongoloka teo :-D :-D :-D nitsongoloka nankaiza, tsy mety resy lahatra angamba de lazaina fa manao ratsy azy ny olona :-D
102. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 20-10-2008 19:10:20
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
Lasa niady hevitra lalina mihitsy ity isika mianakavy momba hoe: izay tiana mitombo tarehy, fa i endrika01 aloha hatramin'izao dia tsy nipoitra.
ka izaho mba gaga :-D navadika ho zavatra ratsy indray ilay dinika dia ianao indray no lazaina fa mi provok mitsongoloka mi vava sns :-D
mba avereno vakina daholo ny voasoratro dia aiza daholp izany sa hitsongoloka aho vao ahita izany :-D
108. xxx
(
20/10/2008 17:40)
101. Mpandefa : vale [ Valio ] 20-10-2008 18:37:22
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
Sady tsy vitan'izany fa tsy ny dinika mipetraka no hadihadiana de mba aposaka koa izay hevitrao mikasika amin'izany fa izay soratako rehetra no tsongolohana h@ point sy ny virgule! maaaandreraka tsss, tsy mamaly dinika akory ianao amin'izany ataonao izany fa faly hitsikera an'izay mamaly sy mba maneho ny heviny fotsiny.
mbola averiko indray, ny forum dia pour ou contre ny hevitra iray noho izany dinika mifamaly fa tsy ny mpidinika no hifamaliana rehefa tsy mahantanty midinika....aza siahina ny mpidinika rehefa tsy zàka ny midinika :-D
fa inona fotsiny no nataoko hatry eny amboalohany raha tsy mba naneho ny dinika sy ny hevitro.....TSY NISY tsikera mihintsy teo fa ilay hoe rehefa ratsy dia izao rehefa tsara dia izao no tsy nekeko ary nomeko fanazvàna araka izay azo nazavaina..... SY NY hoe matoa tiana ny olona iray na ra tsy aza dia izao fa ny an'i vale raisina zavatra hafa mihintsy ilay izy koa aiza no tsy hiteny hoe mi provok :-D
109. caprio
(
20/10/2008 17:45)
xxx: za anie efa tsy manabokona zany tsony,fa aza ampitahorinao @zany i Endrika01 fa sao dia matahotra eo izy raha mahita io teninao io,ary aleo fa andrasantsika eto foana izy de ajanony @izay ny resaka hafa fa mba toroy hevitra ny akama e; fa isika tsy misy afaka manda ny we izay tiana mitombo-tarehy,ary betsaka ny porofo azotsika amarinana an'io :-D :lol: de atolotro an'i Endrika01 ito na dia mbola tsy eto aza izy :* (l)
110. xxx
(
20/10/2008 17:53)
54. Mpandefa : vale [ Valio ] 20-10-2008 08:41:05
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
Hoy i xxx:
Voalaza teo :
izy lo tena tsy tsara fa sarotra mandainga e fa le bandy tia anazy sady manaja anazy mintsy kah, fa
ka tsy ny hatsaràna na haratsiana ihany no mety hitiavana olona
mety amin'ny maha ratsy azy ihany koa no hitiavan'ilay vazaha azy satria hafa kely mihoatra amin'ny vazaha efa fahitany anadavan'andro....
mety ho ratsy amin'ny olona ety ivelany fa tena tsara amin'ilay bandy
ny gout sy ny couleur hoy ilay namana eo ambony tsy hifampiresahana....
Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be tssssssss
mba diniho kely anie ny voasoratro nalain'i vale qoute de jereo ny fomba famalin'ny vale azy e!
- tsy niteny mintsy aho hoe rehefa vazaha dia tsara daholo (mamorona be tsss)
- dia lazaina fa mentalité lomorona be ny ahy
tsy hitako no tokony hi traiténa olona hoe mentalité lomorona amin'ilay hevitro nalaina quote :-D izay anie no nataoko hoe misendaotra am tsy antony e! ny fanazavana nomeko anefa eo dia tena mazava tsara mitsy :-D
111. xxx
(
20/10/2008 17:55)
tena mba naveriko novakina imbetsaka ihany izay voasoratro (xxx) io fa dia mahgaga no mampiakatra an'i vale amin'ny tsy antony anefa samy maneho ny heviny eo :-D izaho indray no lazaina mitsongoloka mi provok may vava :-D
izay no ataoko hoe sao mba misy fahavoazana...MANAO krizin'antitra mbola tanora :-D
izay no ataoko hoe sao mba misy fahavoazana...MANAO krizin'antitra mbola tanora :-D
112. xxx
(
20/10/2008 17:59)
caprio:fa hita fa mampitahotra be ilay hozatra be anao iny
xxx: za anie efa tsy manabokona zany tsony,fa aza ampitahorinao @zany i Endrika01 fa sao dia matahotra eo izy raha mahita io teninao io,ary aleo fa andrasantsika eto foana izy de ajanony @izay ny resaka hafa fa mba toroy hevitra ny akama e; fa isika tsy misy afaka manda ny we izay tiana mitombo-tarehy,ary betsaka ny porofo azotsika amarinana an'io :-D :lol: de atolotro an'i Endrika01 ito na dia mbola tsy eto aza izy :* (l)
:-D :-D :-D tsy matahotra amzany i endrika e! vao mahita ny sandrinao fotsiny izy dia mahatsiaro hoe protegée avy hatrany :^)
ny ohatra manamarina fa hoe ny tiana mitombo tarehy dia io ohatra nolazain'i vale io ihany hoe ilay sipa afrikanina ratsy tarehy be anefa nahazàka bandy vazaha bogosy be :-D
tiany iny dia tsy hitany ny ahratsiny fa mitombo hatrany ny hatsaràny indrindra fa ampiany ilay mihetsiketsika manao fitafiana isankarazany an! vao maika mitombo hatrany ilay tarehy sy bika :-D
114. xxx
(
20/10/2008 18:05)
108. Mpandefa : caprio [ Valio ] 20-10-2008 19:45:11
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
ary aleo fa andrasantsika eto foana izy de ajanony @izay ny resaka hafa fa mba toroy hevitra ny akama e;
ny ahy aloha dia marina io hoe izay tiana mitobo tarehy...
RAHA TENA misy ny fitiavana , tia be an'ilay olona ianao
tsy hitanao izay kilemany rehetra fa dia tsara aminy rehetra
no hitanao, ka na ataoko aza hoe ratsy be izy ka iny no tinao dia
tsara aminao izy izay....RAHA RATSY NY FIJERIN'I OLONA ety ivelany
dia azy ny azy....
Ka ny hevitra atolotra an'i caprio dia mahandrasa fa handalo eo izy hamaly ny declaration be manadàla nao :-D
115. xxx
(
20/10/2008 18:07)
kelly13:
eshyyy aho oeeeee
eshyyyy aho eeeee marina mitsy aloha e!
:-D :-D i endrika tsy hita i caprio efa nanajanona ny fanabokonana hozatra
116. ni81
(
20/10/2008 18:19)
hoy caprio
za anie efa tsy manabokona zany tsony,fa aza ampitahorinao @zany i Endrika01 fa sao dia matahotra eo izy raha mahita io teninao io,ary aleo fa andrasantsika eto foana izy de ajanony @izay ny resaka hafa fa mba toroy hevitra ny akama e; fa isika tsy misy afaka manda ny we izay tiana mitombo-tarehy,ary betsaka ny porofo azotsika amarinana an'io de atolotro an'i Endrika01 ito na dia mbola tsy eto aza izyeo indrindra no ahitana ilay hoe "izay tiana mitombo tarehy e". Rehefa tena raiki-pitia aminao izy dia vao maika aza hanao hoe: dray, tena bandy toy izao mihitsy lesy no tena nandrasako... :-D :-D :-D dia tonga izy dia miatsampy eny aminao! :lol:
117. xxx
(
20/10/2008 18:33)
ni81: eo koa no ahitàna izay fihetsiky i endrika01 raha tena mitombo tarehy aminy i caprio na tsia :-D :-D :-D
mba ho reciproque ihany ve izy ity e! :-w :-D
mba ho reciproque ihany ve izy ity e! :-w :-D
118. ni81
(
20/10/2008 18:40)
ni81: eo koa no ahitàna izay fihetsiky i endrika01 raha tena mitombo tarehy aminy i caprio na tsiaeo indrindra isika zao ry havana a! ary eto dia tonga indray ny fitenenana hoe: miandry fa gasy angamba :lol:
mba ho reciproque ihany ve izy ity e!
119. xxx
(
20/10/2008 18:44)
ka nakaiza kosa ary ra kalakely isan'andro nefa dia efa teo ihany....
DIA tsy manakivy an'i caprio izaho fa ....... :-w
:arrow:
DIA tsy manakivy an'i caprio izaho fa ....... :-w
:arrow:
46. Mpandefa : MMS [ Valio ] 20-10-2008 07:47:10:^)
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
Fa oul resahanareo ve tsy efa misy tompony e!
Asa tsy fantatra sao de za !
120. ni81
(
20/10/2008 18:48)
ka nakaiza kosa ary ra kalakely isan'andro nefa dia efa teo ihany....miandry daholo ny fokonolona @ zao kah! ny sasany eny andavarangana, ny sasany eny am-baravarankely, ny sasany miandry eo an-tokotany be. :lol: :lol:
DIA tsy manakivy an'i caprio izaho fa .......
