Izay tina mitombo-tarehy

1. caprio ( 18/10/2008 20:38)
Tsy haiko aloha izay hevitrareo,fa za tena mihaiky mintsy fa marina io fomba fitenitsika gasy io we:izay tiana mitombo tarehy,zany we misy tena sipa manja be kanefa ny bandy miaraka aminy raha ny fijerinao azy dia tsy mifanentana aminy akory,kanefa iny bandy miaraka aminy iny tsy foiny mintsy na misa bandy bogosy be aza manadala azy,dia toy izany koa ny bandy na misy sipa manja aza dia hafa hiany ilay tena tina.Hoatra fotsiny zao refa mijery ireo sary ato @ serasera aho dia tena hitako mintsy sady matifaty ahy ny mijery ilay sipa ato we ( endrika01) fa tsy ahiko aloha ny fijerin'ny sasany fa tena taraiky aminy mintsy ny tenako e (l) (l) (l) (l) (l)
novalian'i fijo ny 29/10/2008 21:36
2. vale ( 18/10/2008 23:10)
:-D :-D :-D ahona aky izany ry endrika01 an? lol
caprio, matetika koa anie ny fanahy sy nytoetran'ilay oul no mahatamàna miaraka aminy ee, tsy aleo ve oul tsotsotra de hitanao oe tena tia anao sy manaja, toy izay oul beau /belle be anefa tsy manaja anao, tonga de mandraiki-manavy mihintsy raha tratrany! tsy haiko aloha eee
3. ni81 ( 19/10/2008 06:50)
Hoatra fotsiny zao refa mijery ireo sary ato @ serasera aho dia tena hitako mintsy sady matifaty ahy ny mijery ilay sipa ato we ( endrika01) fa tsy ahiko aloha ny fijerin'ny sasany fa tena taraiky aminy mintsy ny tenako e
Ka velezo ary ny vy dia ny mafana e! Alefaso aminy ny vetsovetsom-ponao sao misy misongona eo, fa maika hifety ny serasera raha toa ka OK. :lol: :lol:
4. Ralay ( 19/10/2008 07:42)
Ka sao de deklarasiô damoro ary no ataon'i caprio ity :lol: fa ny gout sy ny couleur anie ka tsy azo hiadina hevitra fa samy manana ny bogôsy sy ny manja aminy ny tsirairay.
:lol:
5. caprio ( 19/10/2008 09:51)
vale: dia ahoana koa zany we mitia olona @ fanahy sy toetra zany kanefa ny vatany sy ny bikany tsy dia tinao? tsarovy koa anie fa ny toetra ratsy azo hialana e! Marina tokoa Ralay fa samy manana ny bogosy sy ny manja aminy ny tsirairay ka io maha-bogosy sy maha-manja io no hitiava oul voalohany, fa ilahy we toetra sy fanahy angamba tsy dia betsaka ny mijery anio.Ahoana moa no ahafantarako izay fanahy sy toetran'i Endrika01 fa hitako ao @sary fotsiny izy dia taraiky aminy ny tenanay hihihihih.Aleo fa hifety be tsika ry N81 fa aza matahotra toi hihihihi; ary hoatry ny lasa tsy mandeha wa reto ilay sary kely fanampiny androany fa tsy ahiko we maninona
6. kelly13 ( 19/10/2008 09:52)

hozizy caprio:

dia toy izany koa ny bandy na misy sipa manja aza dia hafa hiany ilay tena tina.

d aveo ndray hozizy caprio:

Hoatra fotsiny zao refa mijery ireo sary ato @ serasera aho dia tena hitako mintsy sady matifaty ahy ny mijery ilay sipa ato we ( endrika01) fa tsy ahiko aloha ny fijerin'ny sasany fa tena taraiky aminy mintsy ny tenako e

d hozizy kelly13, aiza no tinao hahatongavana fa tsy arako, :-D

7. caprio ( 19/10/2008 10:04)
kelly13:ary toi zany nie tsy maharaka film mintsy e! efa we mafatifaty ahy io sipa io ary azoko atao dinika mangina ilay izy,fa zany we mba mafinaritra ahy ny mitafa sy midika @ akama rehetra eto e! fa ilay sarikely fanampiny wa lasa tsy mandeha ilay izy @ ordiko kanefa toa afaka mandefa hiany nareo
8. ni81 ( 19/10/2008 10:13)

Dia tairo malaky fa sao dia hilaozan'ny omby miraoka eo ary e! :lol: :lol: (mandeha tsara ireo emaotikaonina ireo ka!, any @ hafatra manokana ny anay no tsy mandeha)
9. booboo ( 19/10/2008 10:20)
:miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
10. vale ( 19/10/2008 14:53)
caprio: an3 tsy hoe tsy tinao anie le oul fa tinao izy, fa tsy maka an'ilay beau beeee na belle beee ireny fa beau antonony e, zay ny tiko tenenina fa tsy hoe ratsy akory ny tiko tenenina, de awona ndray aza le lazain'twa oe zé tina mitombo tarehy?! otrany tsy azoko tsara ?!:-D
booboo: hihihihihihihi
11. vale ( 19/10/2008 15:00)
caprio:

vale: dia ahoana koa zany we mitia olona @ fanahy sy toetra zany kanefa ny vatany sy ny bikany tsy dia tinao? tsarovy koa anie fa ny toetra ratsy azo hialana e! Marina tokoa Ralay fa samy manana ny bogosy sy ny manja aminy ny tsirairay ka io maha-bogosy sy maha-manja io no hitiava oul voalohany, fa ilahy we toetra sy fanahy angamba tsy dia betsaka ny mijery anio.Ahoana moa no ahafantarako izay fanahy sy toetran'i Endrika01 fa hitako ao @sary fotsiny izy dia taraiky aminy ny tenanay hihihihih.Aleo fa hifety be tsika ry N81 fa aza matahotra toi hihihihi; ary hoatry ny lasa tsy mandeha wa reto ilay sary kely fanampiny androany fa tsy ahiko we maninona

de hanampiko azy izany an, le oul tinao amin'ny itiavanao azy na tsy bogoss be sy manja be, fa mety eo am antonony, fa ny toetrany anefa mahatamana be mety oe mikarakara be anao izy, manome kdo foana , etc eee..de zay le oe lasa mitombo ny tarehany, lasa tinao beee izy, na de efa tinao ihany aza tam voalohany, de teo ampahitàna nytoetrany enao de vao mainka tia beee, fa raha ohatra enao miaraka am le oul bogosss be type Brad Pitt, sns ireny anefa enao tsy de awona mety ho sahirana ihany, tsy vitan'izany fa raha ratsy toetra izy , mety oe égoiste, mety oe enao tena tyyy beee anazy fa izy eoeo ihany, de enao foana no manao effort am retraretra leo ihany ny farany na manja be tahaka ny inn aza, de mbola asabe koa anie le oe manova toetran'oul e!

:°)
12. caprio ( 19/10/2008 19:06)
Ary ilay oul fosaitsika eto aloha toa mbola tsy tafiditra fona saaa mbola varina any ho any? de ny tena marina koa aloha ny vola mety we mampitobo tarehy hiany saaaa? hoatra fotsiny zao raha bogosy enao nefa tsy ampy sosy dia mety sahirana hiany @ fitadiavana sipa ; de aleo fa hotairitsika malaky ra N81 fa sao miahaka eto marina :lol: :lol: :lol:
13. xxx ( 19/10/2008 19:14)
tsy aleo ve oul tsotsotra de hitanao oe tena tia anao sy manaja, toy izay oul beau /belle be anefa tsy manaja anao, tonga de mandraiki-manavy mihintsy raha tratrany! tsy haiko aloha eee

ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....
14. vale ( 19/10/2008 19:22)
caprio:

kelly13:ary toi zany nie tsy maharaka film mintsy e! efa we mafatifaty ahy io sipa io ary azoko atao dinika mangina ilay izy,fa zany we mba mafinaritra ahy ny mitafa sy midika @ akama rehetra eto e! fa ilay sarikely fanampiny wa lasa tsy mandeha ilay izy @ ordiko kanefa toa afaka mandefa hiany nareo

caprio> raiketo haingana fa zay efa mainka hijery sary mariazy! :-D:-D

15. ni81 ( 19/10/2008 19:23)
Ary ilay oul fosaitsika eto aloha toa mbola tsy tafiditra fona saaa mbola varina any ho any? de ny tena marina koa aloha ny vola mety we mampitobo tarehy hiany saaaa? hoatra fotsiny zao raha bogosy enao nefa tsy ampy sosy dia mety sahirana hiany @ fitadiavana sipa ; de aleo fa hotairitsika malaky ra N81 fa sao miahaka eto marina
asa fa tsy hita nandalo teto izy t@ ty w.e ity fa mbola niala voly kosa angamba e! Jereo fa ho tonga maraina eo izy rahampitso.
Ilay resa-bola aloha dia ilaina ihany koa e! Indrindra raha tia mihaingo tsara ilay ho tiavinao! Mihetsika ianao e :lol: :lol:
16. vale ( 19/10/2008 19:24)
xxx:

tsy aleo ve oul tsotsotra de hitanao oe tena tia anao sy manaja, toy izay oul beau /belle be anefa tsy manaja anao, tonga de mandraiki-manavy mihintsy raha tratrany! tsy haiko aloha eee

ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....

ka jerena dol ny mety ho lafy ratsiny sy lafy tsaran'ny raha hiaraka @ oul tsarabe izany enao koh!:lol: zà alou tsy mila lotra eeee:^)

17. xxx ( 19/10/2008 19:28)
ka eo indrindra ilay resaka lazain'i caprio, tsy voatery izay tsara dia hamitaka sy tsy manaja fa misy ny tena ratsy tsy misy raisina fa mbola mitovy amin'izay koa ny toetrany sy ny fitondran-tenany, sao votfitaka an!
18. ni81 ( 19/10/2008 19:33)
hoy xxx
ka eo indrindra ilay resaka lazain'i caprio, tsy voatery izay tsara dia hamitaka sy tsy manaja fa misy ny tena ratsy tsy misy raisina fa mbola mitovy amin'izay koa ny toetrany sy ny fitondran-tenany, sao votfitaka an!
saonjo iray lohasaha ny fitiavana ka tsy ilaozan'izay hamarara e!
19. vale ( 19/10/2008 19:34)
dinika aby izany, mety hitombina fa samy mamoaka ny heviny e, ary aza miafina mba halalana anao ô! :-P
20. vale ( 19/10/2008 19:35)
valiny ho an'i xxx io, fa voasongon'i Ni81 aho! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1202