Izay tina mitombo-tarehy
61. xxx
(
20/10/2008 12:15)
Ka le izy anie ry reto tsy miteny mihintsy aho hoe Ratsy ilay ataony eee, fa zaho manokana hoà tsy tiko raha zaho ny teo @ toerany, zay! fa tsy hoe mitsikera azy aho sanatria fa za ftsn no tsy te ho eo @ toerany fa aza raisina zvt'hafa be le izy e!
ka ny fomba firesakao sy ny zavatra tantarainao anie no valiako araka ny hevitro e! fa angaha misy maninona eo!
62. xxx
(
20/10/2008 12:18)
fa le vhv somary tsy de misy endrika no mahatonga azy hietsiketsika mafy eee, ssao kosa voasarikin'ny hafa izy raha tsy mihetsiketsika eo izy kooh! normal e, rehefa tsy de mifandanja io, na any @ toetra ny iray no miezaka mafy mba hitiavan'ilay oul azy na miezaka mba ho tsara eee. Ka averiko indray fa oul fantatro akaiky kely amiko io vhv io, fa tsy hiteniteny foana eto aho akory na handainga sy hitsara2 zvt tsy sur ankory e! ^
ka na mietsikketsika izy na tsia ....tsy hoe jerena amin'ny haratsiny izy dia hoe tsy mifandanja amin'ilay bandy bogosy zandriny vazaha moa izy teo!?
fa tsy adala ilay vazaha na ilay bandy bogosy hikoty sy niaraka taminy ka hitany hoe tsy mifandanja aminy, io ilay olona mijery aty ivelany no mahita hoe tsy mifandanja ry zareo fa izy mahoita an'izany hoe mifandanja noho izany tsy hanana soucis ilay sipa hoe ratsy aho ka hietsika, fa elle fait ça pour elle je trouve dia elle fait ça pour son amoureux, ny vady jerijery, ary toy ny vonikazo ka raha tsara kolokolo maha-te-ho tia foana...
63. xxx
(
20/10/2008 12:20)
Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be tssssssss
oandray ahoana indray ary ity mi attaque be lomorona sy mitsara ny hevitry ny hafa ity????
izaho angaha miteny hoe rehefa vazaha dia tsara daholo 8O
ny ohatra nentinao ihany no jereko sy valiako eto fa aza mora sendaotra....
64. xxx
(
20/10/2008 12:25)
be lotra ko le oul manao xxx eto mahasosotra na ny hamaly azy aza, ntssss, osez discuter e, de asehoy ny maha enao anao fa aza miafina maneho hvt, aiza ary izany! ....Tena marina io voalazanao io, fa ny resaka eto de oe tsy mifanentana le couple izany. Ary zà tsy mitsikera mihntsy an, fa tsy maintsy mba manome exemple kosa aho mba tsy hanaovana ahy oe miteniteny foana fa zvt tsy misy porofo akory, fa tsy hoe manaratsy!
olona iray ihany ny xxx nalainao qoute sy nifampiresaka dinika taminao tato fa tsy samy hafa ka!
efa hoe safidiko ny manao xxx tsy misy maharatsy izany, ka hajao ny fadin'ny hafa....osé ou pas ny hevitra omena no mitondra azy.... :)
mbola averiko indray ilay hoe ny fijerin'ny olona ety ivelany no mety hilaza hoe tsy mifanentana izy roa fa izy roa miaraka mahita hoe mifanentana, tsy tsara kosa ve ny mijery ireny olona contraste be ireny..... :)
65. xxx
(
20/10/2008 12:29)
ilay miaraka aminy akia izany mahita azy hoe tsara a (na dia hoe ratsy aza izy sady manana complexe )! io izany ilay hoe zay tiana mitombo tarehy Na @ ireny fifidianana MISS ireny aza ange ka sarotra be e! misy ny milaza fa i ranona no tsara, nefa ny sasany milaza fa i ranona no tsara; dia eto indray izany dia ilay hoe fitia sora-jandiana no mipetraka
ka izay ilay tiako resahina fa tsy mety azon'ny vale mihintsy e!
matoa nikoty sy niaraka taminy ilay bandy bogosy dia fantany fa tsara aminy ilay sipa tiany mafy ka raha mbola mietsiketsika dia tsy hoe mitombo tarehy ihany fa mitombo zavatra hafa....
66. sakaizakely
(
20/10/2008 12:42)
vale:
complexée mihintsy izy am le haratsiny kah! ratsy anie zany eeee, asa raha mahita ny sarin'izy2 miaraka angamba ianareo vao tsy hitsikera ahy intsony, tsssss de lazaivo indray ko fa oe mitsikera aho, averiko ndray wa fa raha zà ftsn ny teo am toeran'ilay sipa naleoko ihany oul mitovy amiko, tena ratsy be izany eee, tssss
fa raha toa ka mihevitra izy fa ny endrika ivelany fotsiny no tokony atsarainy itazomana an le kofa de tena mahantra be izy ary ho frustrée lava am fiainana. matoa izy no nofidin' le kofa de misy antony hafa ankoatry ny tarehiny itiavany azy de tokony ampy azy zay; dia io lafiny iray io no atao ze hikolokoloana azy mba haharetany
ny fihetsiketsehina am maha vhv tsy manao laisser aller manao jogging de normal iny ary tokony atao mits,
tsy misy caractère loatra zany sipa zany ny fahitako azy, nefa tsy ny haingo sy ny hajejoana ivelany no ahazoany confiance en elle fa tokony manao travail sur soi mits izy
ary le oe aleoko ihany oul mitovy amiko de misy itovizanareo koa, manque de confiance en soi. Mihevitra ve vale fa ratsy ohatra, de manantena vale fa raha hiaraka am n'oul ratstaré de ho azo antoka kokoa ny fiarahanareo ? Tsy mety zany fisainana zany fa tokony ovaina. manana fahatokisantena bebe kokoa :P
67. xxx
(
20/10/2008 12:44)
He izany izy oe raha tena tiny enao, izy ve bogany beee de zà tsy de awona de oe raha tena tiny anefa firfiry ny sipa manja beee mitsiriritra azy! (ohatra io e!)
ka voalohany indrindra raha hiaraka hoy aho ny olona dia eo ny fitiavana, mifankatia izy izany....TSARA AMINY ianao matoa niarahany amin'ny lafin'ny rehetra...
ka nahoana no tonga dia hieritreritra zavatra negatif be hoe hisy mpitsiriritra ity bogosiko ity satria izaho tsy manao ahoana , ao ny sipa maro manja....
raha mahatoky ny valeranao averiko ihany na efa nosoratako aza dia tsy hanana io doute io akory amin'ny fiarahana amin'ilay olona...
Raha ohatra ndray ka miaraka aminao izy anefa tsy misy fitiavana dia efa interet izany...ka hialao ...
Tsy ny hatsaràna ihany no hiatiavana olona...
68. xxx
(
20/10/2008 12:49)
ary le oe aleoko ihany oul mitovy amiko de misy itovizanareo koa, manque de confiance en soi. Mihevitra ve vale fa ratsy ohatra, de manantena vale fa raha hiaraka am n'oul ratstaré de ho azo antoka kokoa ny fiarahanareo ? Tsy mety zany fisainana zany fa tokony ovaina. manana fahatokisantena bebe kokoa
Io voalazan'ny sakaizakely io angamba manampy fanazavàna kokoa ny hevitra nomeko an'i vale etsy ambony...
69. vale
(
20/10/2008 12:57)
xxx:
be lotra ko le oul manao xxx eto mahasosotra na ny hamaly azy aza, ntssss, osez discuter e, de asehoy ny maha enao anao fa aza miafina maneho hvt, aiza ary izany! ....Tena marina io voalazanao io, fa ny resaka eto de oe tsy mifanentana le couple izany. Ary zà tsy mitsikera mihntsy an, fa tsy maintsy mba manome exemple kosa aho mba tsy hanaovana ahy oe miteniteny foana fa zvt tsy misy porofo akory, fa tsy hoe manaratsy!
olona iray ihany ny xxx nalainao qoute sy nifampiresaka dinika taminao tato fa tsy samy hafa ka!
efa hoe safidiko ny manao xxx tsy misy maharatsy izany, ka hajao ny fadin'ny hafa....osé ou pas ny hevitra omena no mitondra azy.... :)
mbola averiko indray ilay hoe ny fijerin'ny olona ety ivelany no mety hilaza hoe tsy mifanentana izy roa fa izy roa miaraka mahita hoe mifanentana, tsy tsara kosa ve ny mijery ireny olona contraste be ireny..... :)
tsss, raha mba miaraka ampiadanana ve moa haninona e, fa hita oe manenjika be mintsy le iray, tssss, tsy tiko alou eee, ary le izy izany an, de izao, le sipa mihintsy no nitady vazà fa tsy hoe le bandy no nikôty azy, fa nony tafiaraka t@ ilay bandy vazà de nahita ny fivoarany am fihetsiketsehana, sy ny toetrany de tamàna dia nangataka azy ho vady! fa sarotra alou ny mandainga fa tsy beau couple ry zareo eeee :lol: mais, bon..
Hay ve enao ihany ireo xxx bedebeee ireo e, hihihi,izay fa mazotoa fa hiova dinika kely indray ary aloha fa toa isika sy enao no irery no niady hevitra teto kay, lollllllll
70. vale
(
20/10/2008 12:59)
xxx:
ary le oe aleoko ihany oul mitovy amiko de misy itovizanareo koa, manque de confiance en soi. Mihevitra ve vale fa ratsy ohatra, de manantena vale fa raha hiaraka am n'oul ratstaré de ho azo antoka kokoa ny fiarahanareo ? Tsy mety zany fisainana zany fa tokony ovaina. manana fahatokisantena bebe kokoa
Io voalazan'ny sakaizakely io angamba manampy fanazavàna kokoa ny hevitra nomeko an'i vale etsy ambony...
Matoa ilay izy tsy novaliko de azoko kah! :lol:
71. vale
(
20/10/2008 13:02)
xxx:
He izany izy oe raha tena tiny enao, izy ve bogany beee de zà tsy de awona de oe raha tena tiny anefa firfiry ny sipa manja beee mitsiriritra azy! (ohatra io e!)
ka voalohany indrindra raha hiaraka hoy aho ny olona dia eo ny fitiavana, mifankatia izy izany....TSARA AMINY ianao matoa niarahany amin'ny lafin'ny rehetra...
ka nahoana no tonga dia hieritreritra zavatra negatif be hoe hisy mpitsiriritra ity bogosiko ity satria izaho tsy manao ahoana , ao ny sipa maro manja....
raha mahatoky ny valeranao averiko ihany na efa nosoratako aza dia tsy hanana io doute io akory amin'ny fiarahana amin'ilay olona...
Raha ohatra ndray ka miaraka aminao izy anefa tsy misy fitiavana dia efa interet izany...ka hialao ...
Tsy ny hatsaràna ihany no hiatiavana olona...
:-D :-D :-D :-D j'ai compriiiiiiiiiiiiiiis, fa zà teo no niala ka aleo hindrana kely ny hiran'ny Rebika oe "Aleoko na ratsy aza fa tsara toetra ry Lanto ôoo..." :-D :-D :-D :-D :)
72. vale
(
20/10/2008 13:06)
xxx:
Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be tssssssss
oandray ahoana indray ary ity mi attaque be lomorona sy mitsara ny hevitry ny hafa ity????
izaho angaha miteny hoe rehefa vazaha dia tsara daholo 8O
ny ohatra nentinao ihany no jereko sy valiako eto fa aza mora sendaotra....
:^) :^) :^) fa tsy enao ve izao no sendaotra eo, dinika ko de atao mahasendotra??? samy manana ny heviny fa tsy voatery hitovy hevitra aminao dolo ny olona. :lol:
73. vale
(
20/10/2008 13:09)
ça devient du racèlement ny hiafaran'ity! :x aza manarakaraka be eo tsony fa efa nazavaiko ny Tiko de zay, tsy misy afaka manery ahy ny @ izay zavatra Tiko. :o
75. xxx
(
20/10/2008 13:12)
tsss, raha mba miaraka ampiadanana ve moa haninona e, fa hita oe manenjika be mintsy le iray, tssss, tsy tiko alou eee, ary le izy izany an, de izao, le sipa mihintsy no nitady vazà fa tsy hoe le bandy no nikôty azy, fa nony tafiaraka t@ ilay bandy vazà de nahita ny fivoarany am fihetsiketsehana, sy ny toetrany de tamàna dia nangataka azy ho vady! fa sarotra alou ny mandainga fa tsy beau couple ry zareo eeee mais, bon..
Hay ve enao ihany ireo xxx bedebeee ireo e, hihihi,izay fa mazotoa fa hiova dinika kely indray ary aloha fa toa isika sy enao no irery no niady hevitra teto kay, lollllllll
fa raha jejo izany ilay vehivavy dia tsy miaraka amin'ny vadiny ampiadanana ilay sipa :-D:-d mampiomé koa izany, izaho aloha raha amoureuse dia mahazo doka en plus dia iny no vao maika maha jejo mampihetsiketsika ahy e! tiako ilay mahazo compliment....
ny fivoarana tsy misy maharatsy izany ka! na amin'ny toetra na fomba fitafy....
ianao hoy aho no mahita tsy beau couple fa zareo mahita hoe mifameno dia izay no tsara :)
j'ai compriiiiiiiiiiiiiiis, fa zà teo no niala ka aleo hindrana kely ny hiran'ny Rebika oe "Aleoko na ratsy aza fa tsara toetra ry Lanto ôoo..."
dia havaliko ilay voasoratr'i sakaizakely hoe
Mihevitra ve vale fa ratsy ohatra, de manantena vale fa raha hiaraka am n'oul ratstaré de ho azo antoka kokoa ny fiarahanareo ? Tsy mety zany fisainana zany fa tokony ovaina. manana fahatokisantena bebe kokoa
76. vale
(
20/10/2008 13:13)
Miandry an'i Endrika01 izao no mahafinaritra fa lasa voatsipona tsirairay mihintsy ny zavatra mba lazaiko!!!! :^) :^)
77. xxx
(
20/10/2008 13:14)
Fehiny.... izay tiana mitombo tarehy na ratsy be otran'ny inona aza izy :lol:
78. xxx
(
20/10/2008 13:17)
ça devient du racèlement ny hiafaran'ity! aza manarakaraka be eo tsony fa efa nazavaiko ny Tiko de zay, tsy misy afaka manery ahy ny @ izay zavatra Tiko:-D
fa tsy enao ve izao no sendaotra eo, dinika ko de atao mahasendotra??? samy manana ny heviny fa tsy voatery hitovy hevitra aminao dolo ny olona.
non! tsy sendaotra aho ka! vakio tsara daholo ny voasoratra
oadrayyy hevitra no haroso koa mivadika harcèlement amin'ny ahoana
79. vale
(
20/10/2008 13:25)
xxx:
tsss, raha mba miaraka ampiadanana ve moa haninona e, fa hita oe manenjika be mintsy le iray, tssss, tsy tiko alou eee, ary le izy izany an, de izao, le sipa mihintsy no nitady vazà fa tsy hoe le bandy no nikôty azy, fa nony tafiaraka t@ ilay bandy vazà de nahita ny fivoarany am fihetsiketsehana, sy ny toetrany de tamàna dia nangataka azy ho vady! fa sarotra alou ny mandainga fa tsy beau couple ry zareo eeee mais, bon..
Hay ve enao ihany ireo xxx bedebeee ireo e, hihihi,izay fa mazotoa fa hiova dinika kely indray ary aloha fa toa isika sy enao no irery no niady hevitra teto kay, lollllllll
fa raha jejo izany ilay vehivavy dia tsy miaraka amin'ny vadiny ampiadanana ilay sipa :-D:-d mampiomé koa izany, izaho aloha raha amoureuse dia mahazo doka en plus dia iny no vao maika maha jejo mampihetsiketsika ahy e! tiako ilay mahazo compliment....
ny fivoarana tsy misy maharatsy izany ka! na amin'ny toetra na fomba fitafy....
ianao hoy aho no mahita tsy beau couple fa zareo mahita hoe mifameno dia izay no tsara :)
j'ai compriiiiiiiiiiiiiiis, fa zà teo no niala ka aleo hindrana kely ny hiran'ny Rebika oe "Aleoko na ratsy aza fa tsara toetra ry Lanto ôoo..."
dia havaliko ilay voasoratr'i sakaizakely hoeMihevitra ve vale fa ratsy ohatra, de manantena vale fa raha hiaraka am n'oul ratstaré de ho azo antoka kokoa ny fiarahanareo ? Tsy mety zany fisainana zany fa tokony ovaina. manana fahatokisantena bebe kokoa
de tsy haiko alou ry xxx ny ataonao hoe fivoarana sy ny hoe séduction.za koa tsy mahavoavaky firy intsony fa ny eo ihany no toa miverimberina, ka toa lasa hivadika harcèlement ilay ataonao. Aleo mba omena ny hafa indray ny sehatra.:-D
Raha io farany io indray de azoko tsara ny tinareo ahatongavana waaaaaaa! pour une TROISIEME FOIS!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!mmmhhhh
80. vale
(
20/10/2008 13:26)
xxx:
Fehiny.... izay tiana mitombo tarehy na ratsy be otran'ny inona aza izy :lol:
Voilàaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
:lol:
