Izay tina mitombo-tarehy

81. vale ( 20/10/2008 13:27)
vale:

Miandry an'i Endrika01 izao no mahafinaritra fa lasa voatsipona tsirairay mihintsy ny zavatra mba lazaiko!!!! :^) :^)

82. xxx ( 20/10/2008 14:40)
vale:

xxx:

Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be tssssssss

oandray ahoana indray ary ity mi attaque be lomorona sy mitsara ny hevitry ny hafa ity????
izaho angaha miteny hoe rehefa vazaha dia tsara daholo 8O
ny ohatra nentinao ihany no jereko sy valiako eto fa aza mora sendaotra....

:^) :^) :^) fa tsy enao ve izao no sendaotra eo, dinika ko de atao mahasendotra???
samy manana ny heviny fa tsy voatery hitovy hevitra aminao dolo ny olona. :lol:

ka justement! tsy mitovy hevitra isika fa tsy midika fa manao fisaina lomorina rehefa tsy mitovy hevitra amin'i vale.
Ary hevitra no ampiadiana ....tsy mbola nitsarana anao mihintsy aho anefa tamin'ny hevitra fa kosa manasongadina ny hevitro sy manome raison ny hevitro...ahoana reh izany e.?:-D:-D

tsy ito ve no ilazako hoe misendaotra i vale e!
vakio ny voasratry xxx sy voasoratry i vale rehetra...tsy mahatanty miady hevitra indraindray dia mamorona

83. xxx ( 20/10/2008 14:44)
79. Mpandefa : vale [ Valio ] 20-10-2008 15:26:40
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
Hoy i xxx:

Fehiny.... izay tiana mitombo tarehy na ratsy be otran'ny inona aza izy

Voilàaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa

ka azo amin'izany sa tsy azo????:-D
ny tiana no mitombo tarehy fa tsy ny fijerena ny olona hoe ratsy tarehy sy ny hoe tsy beau couple ary ny hoe tsy mifandanja no ilazàna fa tsy misy ny fitiavana..... :^)

ny ataonao hoe fivoarana sy ny hoe séduction

ary izy mamrona an!
izaho angaha miteny hoe mitovy ireo...
ianao no manafagaro ireo fa tsy izaho....
84. xxx ( 20/10/2008 14:46)
de tsy haiko alou ry xxx ny ataonao hoe fivoarana sy ny hoe séduction.za koa tsy mahavoavaky firy intsony fa ny eo ihany no toa miverimberina, ka toa lasa hivadika harcèlement ilay ataonao. Aleo mba omena ny hafa indray ny sehatra.
Raha io farany io indray de azoko tsara ny tinareo ahatongavana waaaaaaa! pour une TROISIEME FOIS!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!mmmhhhh

ka raha tsy naverimberina impiry agaha azon'i vale mihintsy ilay loha-hevitry ny dinika e??? :) :-D
ny tsy fanajàna izao ihany no mibahana antsain'i vale sy ny hoe tsy mifandanja et sns..... :^) dia tsara loatra raha nazava tamin'i vale ny fiafaràny....
85. vale ( 20/10/2008 15:08)
xxx:

vale:

xxx:

Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be tssssssss

oandray ahoana indray ary ity mi attaque be lomorona sy mitsara ny hevitry ny hafa ity????
izaho angaha miteny hoe rehefa vazaha dia tsara daholo 8O
ny ohatra nentinao ihany no jereko sy valiako eto fa aza mora sendaotra....

:^) :^) :^) fa tsy enao ve izao no sendaotra eo, dinika ko de atao mahasendotra???
samy manana ny heviny fa tsy voatery hitovy hevitra aminao dolo ny olona. :lol:

ka justement! tsy mitovy hevitra isika fa tsy midika fa manao fisaina lomorina rehefa tsy mitovy hevitra amin'i vale.
Ary hevitra no ampiadiana ....tsy mbola nitsarana anao mihintsy aho anefa tamin'ny hevitra fa kosa manasongadina ny hevitro sy manome raison ny hevitro...ahoana reh izany e.?:-D:-D

tsy ito ve no ilazako hoe misendaotra i vale e!
vakio ny voasratry xxx sy voasoratry i vale rehetra...tsy mahatanty miady hevitra indraindray dia mamorona
Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be tssssssss

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
86. vale ( 20/10/2008 15:12)
xxx:

de tsy haiko alou ry xxx ny ataonao hoe fivoarana sy ny hoe séduction.za koa tsy mahavoavaky firy intsony fa ny eo ihany no toa miverimberina, ka toa lasa hivadika harcèlement ilay ataonao. Aleo mba omena ny hafa indray ny sehatra.
Raha io farany io indray de azoko tsara ny tinareo ahatongavana waaaaaaa! pour une TROISIEME FOIS!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!mmmhhhh

ka raha tsy naverimberina impiry agaha azon'i vale mihintsy ilay loha-hevitry ny dinika e??? :) :-D
ny tsy fanajàna izao ihany no mibahana antsain'i vale sy ny hoe tsy mifandanja et sns..... :^) dia tsara loatra raha nazava tamin'i vale ny fiafaràny....

Ahoana no tsy ho azoko, izay indrindra no nilazàko hoe ENY ALEO TSARA ANTONONY SY SAHAZA Anefa MANAJA SY TSARA TOETRA toy izay TSARABEEE HANAHIRANA. ka inn ny tsy azoko amizany????

:^) :^) :^) Tsy mibahana ao antsaiko velively, fa manao fampitahana aho eto ka raha HISAFIDY ohatra de izay ny ahy O!
Enao ngamba mety tsy mahazoazo izay zavatra soratako no manarakaraka ahy eo sy mamerimberina inzato ze lazainao eo, dia hoy aho oe mahaiza mihady hevitra fa tsy voatery koa anie hanaraka ny tinao atao ny oul eee, samy manao izay tiany io. :twisted: et lache-moi pour une dernière fois. :evil:
87. xxx ( 20/10/2008 15:17)
Enao ngamba mety tsy mahazoazo izay zavatra soratako

ary izy mora misendaotra sy mora misaina ratsy toy izay foana ve rehefa mamaly dinika...
hitako tsy azonao ilay izy ko!
na ilay fihetsikao farany io aza ve tsy hanambara...????? :-D :-D :-D :-D :-D
88. vale ( 20/10/2008 15:20)
tsy mahita atao tssssss :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) de mbola ampiko :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: manimba dink'oul ftsn! tay mahazo ee, nanai eee, nananaaaa, mba menatr'oul! :evil:
89. xxx ( 20/10/2008 15:21)
84. Mpandefa : vale [ Valio ] 20-10-2008 17:08:22
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
Hoy i xxx:

[quote=vale]
[quote=xxx]

Voalaza teo :
Sanatria de sanatria hoe @ maha-mainty azy no ilazako oe ratsy izy!!! fa tena ratsy be izy e!! ko izay no marina koh! ary angaha rehefa vazaha d eoe TSARA DOLO??? tsss, enao ra hoà xxx mba te hitsikera ahy ery anefa ny mentalité lomorona be tssssssss

oandray ahoana indray ary ity mi attaque be lomorona sy mitsara ny hevitry ny hafa ity????
izaho angaha miteny hoe rehefa vazaha dia tsara daholo 8O
ny ohatra nentinao ihany no jereko sy valiako eto fa aza mora sendaotra....

fa tsy enao ve izao no sendaotra eo, dinika ko de atao mahasendotra???

io ve dia misendaotra??fahagagàna amin'ilay filazanao hoe manao fisainana lomorina sy ilay namorona hoe ny vazaha rehetra no tsara, tsy mahay midinika mitsy koa ry vale ....
i vale no itako misendaotra matetika mihintsy eto :-D
aleo hi meme alouha :-D
90. xxx ( 20/10/2008 15:23)
87. Mpandefa : vale [ Valio ] 20-10-2008 17:20:41
Lohateny : Re : Izay tina mitombo-tarehy
tsy mahita atao tssssss de mbola ampiko manimba dink'oul ftsn! tay mahazo ee, nanai eee, nananaaaa, mba menatr'oul!
8O 8O ka tys i vale ve izao no manimba dinika olona, navadika resaka fankahalàna harcèlemene sns ilay dinika, fa angaha rehefa mifamaly hevitra dia manimba dinika na manao harcèlement...TENA MBOLA HO ELA VAO HAHAY HIDINIKA :-D
91. vale ( 20/10/2008 15:23)
caprio:

Tsy haiko aloha izay hevitrareo,fa za tena mihaiky mintsy fa marina io fomba fitenitsika gasy io we:izay tiana mitombo tarehy,zany we misy tena sipa manja be kanefa ny bandy miaraka aminy raha ny fijerinao azy dia tsy mifanentana aminy akory,kanefa iny bandy miaraka aminy iny tsy foiny mintsy na misa bandy bogosy be aza manadala azy,dia toy izany koa ny bandy na misy sipa manja aza dia hafa hiany ilay tena tina.Hoatra fotsiny zao refa mijery ireo sary ato @ serasera aho dia tena hitako mintsy sady matifaty ahy ny mijery ilay sipa ato we ( endrika01) fa tsy ahiko aloha ny fijerin'ny sasany fa tena taraiky aminy mintsy ny tenako e (l) (l) (l) (l) (l)

Averiko eto ity caprio fa tsss ,misy oul tsy mba hiady hevitra ny alehany eto fa hi-prôkôk oul ftsn! 8-) 8-) 8-)
92. xxx ( 20/10/2008 15:25)
mba menatr'oul!

oadrayyyy! fa maninona no tokony ho menantr'oul e???
izaho mamaly dinika somantsara ve dia hoe mba menatr'oul
misy fahavoazana.....
93. xxx ( 20/10/2008 15:28)
8O :roll: :roll: tsy azoko mihintsy hoe maninona no mi reagir otran'io rehefa manao ady hevitra??????
mbola tsy mahazàka miady hevitra izany .....MANJARY MAMRONA FISAINANA RATSY.....
94. vale ( 20/10/2008 15:51)
xxx:

mba menatr'oul!

oadrayyyy! fa maninona no tokony ho menantr'oul e???
izaho mamaly dinika somantsara ve dia hoe mba menatr'oul
misy fahavoazana.....

mdrrr, tsimpony tsi11 fa mbola tsy ampy io e!

:-D :-D :-D :lol:
95. xxx ( 20/10/2008 15:57)
Averiko eto ity caprio fa tsss ,misy oul tsy mba hiady hevitra ny alehany eto fa hi-prôkôk oul ftsn!

ny hatao hoe mi forum an! dia pou na contre n'ny hevitra iray fa tsy atao hoe prôkôk oul :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mbola tsy mahay midinika oà i vale:-D:-D
96. xxx ( 20/10/2008 16:00)
Averiko eto ity caprio fa tsss ,misy oul tsy mba hiady hevitra ny alehany eto fa hi-prôkôk oul ftsn!

ny hatao hoe mi forum an! dia pouR na contre n'ny hevitra iray fa tsy atao hoe prôkôk oul :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mbola tsy mahay midinika oà i vale:-D:-D
Misy ny olona dia masiaka amin'ny tsy antony an!

provok angamba no tian'i vale ho tenenina fa sao mba diso fijery na fandraisan'ny hevitry ny sasany, tsy nisy provok teo na ny kely aza fa i vale aza no masika misendaotra amin'ny tsy antony....tsy mahazàka ny atao hoe mifORUM
97. vale ( 20/10/2008 16:06)
xxx:

Averiko eto ity caprio fa tsss ,misy oul tsy mba hiady hevitra ny alehany eto fa hi-prôkôk oul ftsn!

ny hatao hoe mi forum an! dia pou na contre n'ny hevitra iray fa tsy atao hoe prôkôk oul :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mbola tsy mahay midinika oà i vale:-D:-D

tsss, ka lay izy averimberina impiry!mandreraka be,tssss

98. vale ( 20/10/2008 16:08)
xxx:

tsy aleo ve oul tsotsotra de hitanao oe tena tia anao sy manaja, toy izay oul beau /belle be anefa tsy manaja anao, tonga de mandraiki-manavy mihintsy raha tratrany! tsy haiko aloha eee

ka tsy mbola nisy resaka hoe manaja sy tsy manaja ilay izy fa ilay fitiavana mitombo tarehy no resahina, misy fahamarinany io fa tsy hidiran' ny hoe fanajàna na tsia....

xxx: tsy misendoatra am tsy antony aho fa io ahoan??? mba misy fomba famaly sy am-panajàna angamba fa tsy tonga de vava miakatra be sahala am'zao kosa eee!
:miam: :miam: :miam:
99. xxx ( 20/10/2008 16:11)
tsss, ka lay izy averimberina impiry!mandreraka be,tssss

ary ny an'i vale angaha tsy miverimberina impiry ny hevitra anefa iray ihany ny sens ny tsy misy masiaka eo fa manaja ny ady hevitra.... 8O
diniho tsara daholo izay fimba famalin'ny vale an'i xxx rehetra dia iza no manimba dinika sy mamadika ny dinika sy mora mandray ratsy ny hafa....
raha nandreraka nahoana namaly niady hevitra ihany???TSY AZOKO MIHINTSY
Toa antitra be kirina.... ialao sao mamindra
100. vale ( 20/10/2008 16:32)

Ianao no mitsigoloika izay rehetra teneniko eo ko za indray no lazainao oe manin????
:-@ :-@ :-@ o^o o^o o^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088